Miala any i Vista
22. lapino
(
18/12/2006 08:59)
http://www.pocketpcthoughts.com/images/hansberry/2005/howto_turn_windows_into_linux.swf :b:°):°)
23. simplex
(
18/12/2006 11:22)
raha hotantaraina tsotsotra ny tanjaky ny Linux dia toy izao:
novakiana aloha ny fiangan'ny zindoz. Noketriketrehina, notsetsafina ary nivoaka ny Linux .
Nidirana @ zay ary ny ainy, notsabahina ny maha izy azy. Na d fetsy sy mafiloha aza tsy namelany fa tonde vizana e.
aza kivy fa mahereza ! Izany no fiainana.
mazotoa,