barage anti-economique:aza hitako anie

1. ronaldo09 ( 30/11/2006 08:58)
Nijery ny journal tao amin'ny telesud (Africa)aho omaly ary naseho ny propagandy any dago dia velom-bolo aloha ny tena fa i Rolland Ratsiraka no mitarika sy favoris manaraka azy avy eo i Herizo sy Ratsirahonana.
Ny mampalahelo anefa dia hisy ny hala-bato ary ahiana ho avy indray ny barage satria tsy hanaiky ny famadihana ny safidiny ny Malagasy.Dia mba manentana antsika Malagasy tia tanindrazana hivavaka mafy ny mba tsy hahalany an-dRavalo fa raha sanatria ka lany eo izy dia mampalahelo ny hahazo ny vahoaka madinika tratrany barage solika tsy misy ,vary tsy misy ,sira sns...
Aza hitako anie ry Andriamanitra ka misy izany ary aza mahita ahy .
novalian'i akama2006 ny 03/12/2006 09:30
2. xxx ( 30/11/2006 09:40)
hitako t@ RFO io resaka io , ny challenger hoy izy fa tsy niteny izy hoe ireto ny favori ... mbola ra8 ny eo aloha !
ary aza mieritreritra ny barrage fa tsy barage ...fa tsy 2002 intsony izao ... efa 2006.
Aza hitako anie ry ronaldo09 ka misy izany ary aza mahita ahy (fa enao anie heveriko ho "champion an' ny baolina" fa tsy "champion an' ny intox sy ny tsaho é " ! )
3. besoiiin ( 30/11/2006 10:15)
ronaldo> kely sisa anananlà azy e! ataovy mafy izay azo atao fa efa le 1er rapitso, efa ho tapaka ny tendanlà, kou raha tsy nandra lesy andriamanitra ko ho forcenla @ ze tianla :D
4. tsimatimanota ( 30/11/2006 11:45)
RONALDO DONDRONA
AVERIKO @ LA INDRAY FA MIANARA ALOA ALPHABET SY FIANARANA FA MAMAKY TENY AZA TSY HANIN LA
SA DIA TENA DONDROM BELONA TSY ROA AMAN TANY
NY BARRAGE ANTIECONOMIQUE LEITIA DIA RATSIRAKA NO NANAO AZY A
ARY NY VAVAK ELAHY AJANONY FA FENO FIATSARAMBELATSIA
OROK I JODASY NY AN LA
TSY ADALA OHATR ELA NY VAHOAKA KA HO ADALA IN LA
NY ALIKA ENJEHINA FA NY KISOA LAFO VIDY
MISASA MASO SAO BE TAIMASO
SOKIRO NY SOFINA SAO MBOLA VARIANA @ HUMANISTE ECOLOGIQUE BLA BLA BLA
REHEFA TSY HAIN LA NY MAMPIASA NY LALANA VITA @ ZAO FOTOANA DIA MANDEHANA ANY AN GABONE FA ANY IHANY NO SAHAZA @ LISANY TSY TIA MAZAVA,
EFA ZATRA NENTINA TANY @ LALAN NY MAIZINA FENO LOTO, OTA , ZAORIDIRA , KA TSY MAHALALA FANDROSOANA
MBA MIJEREVA ENY ANOSIBE, MARREE MASAY ; BOULEVARD DE L EUROPE ANTALAHA , SAVA DIANA FORT DAUPHIN
BEKOPAKA DIEGO
MAZAVA
ETO IHANY A RAHA MISY FANAZAVANA FANAMPINY
MATSILO MPANAZAVA
5. sasa ( 30/11/2006 12:29)
hi hi hi hi hi mampmé an'ahy koa ianareo, izahay aty dago aloha d mbola manamafy fa ra8 no voalohany e! ary izy no ho lany eo, fa le hala-bato aloha d tsy hisy mintsy, ary tsy hisy barrage izany tsony koa, efa fantatray ny fikan'ny opposition mantsy fa ny hanakorotana fotsiny koa.
Aza misy anie izany hoe olona hafa ankotran'i ra8 no lany eo.
Andrimanitra mahafantatra foana izay mahasoa ny firenena ry ronaldo an!
6. mpanota ( 30/11/2006 12:40)
Marina mihitsy izany ka
Atahorana hisy mihitsy ny barrage-eco ary mbola ovina no nivoaka tamin'ny gazety mpivoaka isan'andro fa ny any Fianaratsoa dia efa misitrika avokoa ny PPN.Tsy izy irery no manahy ny tenako koa manahy ary ny ankamaroan'ny vahoaka koa dia efa manahy izany barrage izany avokoa .Ary io aloha dia tsy maintsy hisy hala- bato toy ny mahazatra ary matoa ireo mpanohitra efa tsy nanaiky ny 3 Dec nefa tsy nasiana valiny avy tany amin'ny fanjakana ankehitriny dia AO RAHA . Ary isika Malagasy ihany koa no manao an'io , tsy misy ifandraisany amin'Andriamanitra izany satria efa samy MPANOTA avokoa isika rehetra ary aza miandry izany mana avy any andanitra izany FA IZAY TONGA EO ATREHINA EH
:°):°):°)
7. barry ( 30/11/2006 12:58)
aza manonompoana nyanaran'Atra ry bazouly a;zay mitranga eo dia mitranga;fa fa na i rakoto na rabe no ho lany eo dia tsy hiova vetivety eo ny fiainana na hisy miracle mon ami angamba:-D=));ary ny vahoka gasy efa reraka an'izany greve lava zany ;ka efa tsy misy hiaino zany tsony fa samy mitady ny fianana zao:anampotona anao greve ve izy tsy aleony mitady vola; fa amiko ny mpanakorotana no tena betsaka:-w ;samy te ahazo seza dia mampiady vahoka fotsiny;ka aoka isika samy andinika
8. pimaso ( 30/11/2006 13:10)
HAZAVAINA IHANY SAO MBA TAFITA NY FANAZAVANA
TSY MITOVY AMIN DRATSIRAKA DAHOLO NY OLONA KA HANAO BARRAGE ANTIECONOMIQUE :
RA8 KRISTIANINA MITSINJO NY MADINIKA FA AZA AMPITOVIANA @ LAY DEMONY LAHY AREMA
1 er TOUR D VITA
NY SAINAREO AZA MANAIKY SEMBASEMBANI NY MPANOHITRA TSY NAHAVITA ARABE 1 KM AKORY
VONONA NY HANAKORONTANA FOTSINY
MBOLA MAMERINA IZANY HO AN IREO IZAY KELY SAINA AHO
TSY MAHATAKA DAVITRA MIHITSY , TANO NY AZO FA SAROTRA NY MILA RY LEIRY E
ARY ZA TENA MOMBA AN I TSIMATIMANOTA TANTERAKA MIHITSY
SAINA TONGA @ ZAY HO AN IZAY DOMADOMA SY DONENDRINA
TOHIZO NY LALANTSIKA MANANTSAINA....
9. zandrypte ( 30/11/2006 14:11)
"quand on abuse de sa force on est un lache" dixit Henry Jeanson et "tout ce qui use de la glaive perirons par la glaive" st luc. Ra8 tsy ho lany 1er tour zany na aona na aona ary ny alabato sy excees en tout genre dia fomba fanaony administration ra8.
barrage anti-eco kely ny finoako fa zavatra hafa ohatra oe non reconaissance du president elu par la societe international dans le cas ra8 lany no mety ho hisy satria na tiana na tsy tiana ny administration ndra8 tsy maintsy hanao erreur bete ohatrany isanandro enganie mba samy ho ela velona isika ka ahita izany.
10. pissoa ( 30/11/2006 14:13)
Raha ny eto amin'ny serasera no jerena ... na ny fihetsiky ny mpomba an-ra8 sasany, na ny fihetsiky ny mpanohitra an-ra8 sasany dia toa mihantsy barazy daolo. Soa ihany fa gasy tsy any Dago no fahafantarako ny ankamaroan'ny mpaneho hevitra eto amin'ny politika eto ... raha betsaka ny toa antsika eto any Dago - dia na inona na inona ny valin'ny fifidianana dia tsy maintsy hihitsoka ao am'korontana ihany i Madagasikara :)

Ny hala-bato : resa-be izany hoe tsy hisy hala-bato izany. Ny fitaovana sy ny fitavozavozana (mety iniana ihany koa) ao Dago mihitsy no manome fahalalahana ny fangalarana vato. Tsy amin'ny fanisana ihany akory no hahafahana mangalatra vato, na hoe rehefa avy nifidy ny olona - fa ny alohan'ny fifidianana koa indrindra indrindra. Ohatra : Ara-dalana ve ny fanaovana ny lisitra ? Nahazo karatra aby ny olona tokony hifidy rehetra ? Ampy ve ny fotoana nomena ny Kandida hametraka olona amin'ny biraom-pifidianana ? ... Reste a savoir hoe iza no mahazo tombony @ tandremetaka (mety iniana) toy ireny isaky ny misy fifidianana any amintsika ...
11. tsimatimanota ( 30/11/2006 14:15)
O RY ZANDRY KELY MIHERITRERETA IHANY....
O!o!o!o!o!oo! O RY ZANDRY
AFA NENINA AMIANAO AHO
12. tywa68 ( 30/11/2006 14:49)
@ 4 déc indray miverina eto ronaldo09 sy zandrypte â ! aza misahirana manenijka azy fa efa lasa lavitra izy ê !
13. belaza ( 30/11/2006 15:03)
ô ry zandrypute a tsy maintsy ho lany 1er tour ra8 satria mamimbahoaka, jereo daholo izay tany nolalovany naiza naiza teto dago, de hiaramahita eo tokoa moa izany kou!! fa aza mitomany raha 1er tour te vita a!
14. xxx ( 30/11/2006 15:44)
zay mitsy e i ra8 de ho lany 1er tour de avy eo tsy hanaiky @ izay ny mpanohatra de hitarika ady sy fanakorontanana :evil:
15. Lejim ( 30/11/2006 16:47)
hita hoe te hi-force-na be izany ilay premier tour! mampieritreritra!
16. zandikely ( 30/11/2006 17:35)
Pimaso:
Tsy hiditra amin'ny resakareo ( amin'izany barage anti-économique nareo zany aho) fa ny fomba fiheveranareo ny tsy kristianina tsy ekeko.

Inona koa ny hidirana KRISTIANINA SY TSY KRISTIANINA amin'izany resaka izany. Rehefa tsy kristianina ve dia mpanao ratsy e? Firy ny zavatra ratsy vita ataon'ny sasany amina anaran'Andriamanitra sy ny Fivavahana. nY MAHA KRISTIANINA DIA TSY MIDIKA HOE OLONA TONGA LAFATRA.
Ny Tiako lazaina dia tsotra: ohatrin'ny fanambaniana na fanompana ny tsy kristianina izay fomba fisainana izany.


17. Papoose ( 30/11/2006 17:51)
aleo anaovan'ny polotical science major azy mihitsy:°)
18. Papoose ( 30/11/2006 17:52)
aleo anaovan'ny political science major azy mihitsy:°)
19. patrick2002 ( 30/11/2006 18:23)
Hoy i Pisso
Ny hala-bato : resa-be izany hoe tsy hisy hala-bato izany. Ny fitaovana sy ny fitavozavozana (mety iniana ihany koa) ao Dago mihitsy no manome fahalalahana ny fangalarana vato. Tsy amin'ny fanisana ihany akory no hahafahana mangalatra vato, na hoe rehefa avy nifidy ny olona - fa ny alohan'ny fifidianana koa indrindra indrindra. Ohatra : Ara-dalana ve ny fanaovana ny lisitra ? Nahazo karatra aby ny olona tokony hifidy rehetra ? Ampy ve ny fotoana nomena ny Kandida hametraka olona amin'ny biraom-pifidianana ? ... Reste a savoir hoe iza no mahazo tombony @ tandremetaka (mety iniana) toy ireny isaky ny misy fifidianana any amintsika ...

pissoa ah: mametraka fanontaniana aminao izaho hoe olona tokony hitondra firenena ve ny olona tsy afaka hanara-maso akory ny mety fangalara-bato mety hisy @ fifidianana ?
manantena ny ho lany ianao nefa ny solotenanao isaky ny birao-fandatsaham-bato anefa tsy ampy :roll::roll:
dia avy eo hampisavorovoro ny saim-bahoaka fotsiny hoe mpangala-bato ,hanao resa-be @ media
Izaho mahatadidy tsara fa t@ 2001 i ra8 dia ny mobilisé ny pasteur rehetra ny diakona erany madagasikara mba hanara-maso ny birao-fifidianana ,nanana PROCES VERBAUX isaky ny birao-fifidianana ny KMMR tamin'izany ka afaka niteny ,fa tsy mitovy ny decompte hitany MAGRO sy ny Ministere ny interieur, izay vao afaka miteny ianao hoe misy ny hala-bato.
20. bonazy ( 30/11/2006 18:53)
Ho an'ity ranamana izay mitaona mba hivavaka raha tia tanindrazana ny tsy ahalany an-dRa8 dia somary mahagaga ihany,ary toa mirary zava doza ho an'ireo Malagasy toa azy,ny tena mahavariana aminareo miserasera eto ka miseho ho mpanohitra dia olona ivelan'ny Madagasikara avokoa izany hoe "olona mivelona sy miaina any amin'ny tany azo heverina fa mandroso" aloha,ka indraindray dia mihevitra ny Malagasy fa dia tena dondrona sy vendrana mihitsy,fa izy ireo no tena milay,ka milaza antsanga tsy aman'orana rehetra izao hanakorontanana,satria tetikadin'olona kanosa izany,fa raha tena favy sy manana tetik'ady hiavotan'ny Madagasikara ianareo hitoviany amin'ny firenena izay onenanareo ireo dia modia any Madagasikara dia asehoy ny fahaiza manao nareo ,fa aza korontanina ny vahoaka izay mba maniry hisy fiovana marina ao Madagasikara ka mba tsy itsiriritan'ny Malagasy ny any ivelany fa ny aty ivelany no hitsiriritra an'i Madagasikara satria gasy ka Manja,izany no fitiavan-tanindrazana ry akama,fa na iza ho lany eo na iza,dia ny hisian'ny filaminana sy ny fifanajana ary fifankatiavan'ny samy Malagasy no tokony hatao vavaka,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0379