barage anti-economique:aza hitako anie

21. besoiiin ( 30/11/2006 19:38)
bonazy>=D=D=D=D=D
22. bilakarenjy ( 30/11/2006 20:24)
ary ,hono ,aloha e!,efa milamina ve ny fitaovana rehetra ho entina @ hanatanterahana io fifidianana io .Raha matotra mantsy ny fitaovana tokony ihena ny hisian'ny hosoka sy ny hala-bato raha tsy hoe angaha dia efa nanao fisakanana ankolaka ireo tsy tia .
Mahakely finoana ihany mantsy ity resaka fifidianana eto ity fa misy ny faritra tena mbola osa tanteraka ka any no manararaotra ny sasany .
Io tsy misy resaka hoe :fisakanana ara-toekarena sy ny zavatra fanjifan'ny vahoaka isan'andro fa fiady politika daholo izany ka izay mino dia mino ,izay tsy mino dia tsy mino .

23. fijo ( 30/11/2006 22:49)
itako le izy lejim an,mino aho fa tsy avela hijanona eo io fanaratsiana olona manokana io
24. tsimatimanota ( 01/12/2006 05:56)
ZANDIKELY :
NY TOE TSAINA KRISTIANINA DIA MILA ASEHO EO ANIVON NY FIARAHA MONINA, MILA MIADY @ RATSY IANAO
ARY NY VONINY NO AHALALANA NY HAZO TSARA,
NY ZAVA BITA JERENA :
LALANA VITA NO TIANAREO SA TETEZANA APOAKA @ DYNAMITE
TSY MISY MANOME TSINY IZAY TSY KRISTIANINA ANY MIHITSY FA MANAOVA NY TSARA FOANA DIA MAMIM BAHOAKA IANAO E
TSARA NY MANETRY TENA FA NY HANAIKY NY ZAVATRA EFA HITA FA TSY NAHASOA NADRITRA NY 20 TAONA KOSA ALOA DIA EFA HADALANA MIARO TSINJAKA E
MAZAVA
25. zandrypte ( 01/12/2006 06:26)
tsy misy olona mifidy an-dra8 zany letsy eto dago ry beloza an tadidinla tsara zany kozy zany am le 04 12 na iodina a gauche na droit miala lalana am fomba oficialy io .am fomba oficialy hoa satria ny candidat rehetra dia angataka confrontation de PV daholo hehehe...nul ne peu se prevaloir de ces propre turpitudes
ndana amidio mora ny ronono sy dibera
Ka inona no tsy marina amzany
26. pimaso ( 01/12/2006 08:10)
O RY ZANDRYPIOTA A
TSY MISY HIDIRAN NY RONONO SY DOBERA ANIE NY RAHARAHAM PIRENENA E
NA EO @ FITONDRANA RA8 NA TSIA NY RONONO HO LAFO FOANA, FA NY FANAVOTANA NY VAHOAKA SY NY TOETSAINA ARY NY TOEPANAHY LATSAKA TANATY LAVAKA NANDRITRA NY AMPOLOTAONA MARO IZAY NO MAMPALAHELO
MBOLA TANORA LOATRA NAREO NGAMBA KA TSY MAHALALA NY REALITE DE M/CAR FA FALY HANAO KOPISOROKA @ ZAY ABOBO ASESIKA ANTSAINAREO
SAMBO FIARA NY NOE IO KA IZAY TSY MINO DIA MAMPAMANGY
FANDROSOANA MIBARIBARY HOATRAN NY VAY ANKANDRINA IZAO NAMA KA TSY HITA? LOZA TY RY AMBANILANITRA
EO HAZAVAINA TSARA:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@
MAZAVA
27. zandrypte ( 01/12/2006 13:32)
MIALA TSINY AMINAO AHO ZOKIBE PIMASO FA RAHA FANDROSOANA NO RESAHINAO AMINY IZAO FOTOANA IZAO DIA TSY TSAPAKO MIHINTSY .
ETUDIANT TRAVAILLEUR NY TENAKO IZAO AZA MBOLA IZANY FA NY SASANY TSY ANASA MIJOGA NY TSY RARANY SY MIHINANA NY .. MIHITSY FIRY NY EMPLOI NOFORONINY REGIME RA8 ARY FIRY NY NO NOFOANANY RAHA TSY IALAZA AFA TSY NY ZONE FRANCHE AHO DE AIZA NO HITARAFANY RAZOKY NY FANDROSOANA NY ECONOMIE A TENDANCE INFLATIONNISTE MBA FANTATRAO MOA OHATRINONA NY VIDINY VARY IRAY KLAO IZAO DE OHATRINONA NY SMIG ETO MADA FANDROSOANA INONA SO TEZITRA RAHA ATAOKO HOE ADALA.SA METY HOANINA NY LALANA .NY PRODUCTION NY TANTSAHA TSY MIAKATRA GASY MBOLA VOKY STOCK TSY MISY FIOVANA TO VO MAIKA RENDRIKA NY FAHITAKO AZY
remarque: NY REGIME RA8 NO TSY TIAKO FA TSY IZY
28. fijo ( 01/12/2006 23:37)
mampalahelo;rah atsy mahita fivoarana mihintsy nareo..
29. ronaldo09 ( 02/12/2006 09:28)

IALAHY SY NY RAIN'IALAHY NO VENDRAN'ALIKA !IALAHY MIHITSY ANGAMBA NO EFA ANDEVON-RAVALOMANANA KA MANO VAVAN'NY MATY AN-DRANO ETO.
IALAHY MIHITSY NO TOKONY HIANATRA FA NA MANORATRA TENY GASY AZA TSY HAINAO (IALAHY FA TSY ELA)NDANA IANO SY RAINAO SY NYMAMANAO MAKANY AN-GABONE ARY MBA RESAKA MENDRIKA NO ATAO FA AZA MANAO TOTREAN'ALIKA ,ARY ZA KOA TSY NIANTSO ANAO HOE MANDRAISA ANJERA AMIN'NY HEVITRA NAROSOKO .

IDTI V ZOPU HOY NY RUSSE!PONIATNO



tsimatimanota:

RONALDO DONDRONA
AVERIKO @ LA INDRAY FA MIANARA ALOA ALPHABET SY FIANARANA FA MAMAKY TENY AZA TSY HANIN LA
SA DIA TENA DONDROM BELONA TSY ROA AMAN TANY
NY BARRAGE ANTIECONOMIQUE LEITIA DIA RATSIRAKA NO NANAO AZY A
ARY NY VAVAK ELAHY AJANONY FA FENO FIATSARAMBELATSIA
OROK I JODASY NY AN LA
TSY ADALA OHATR ELA NY VAHOAKA KA HO ADALA IN LA
NY ALIKA ENJEHINA FA NY KISOA LAFO VIDY
MISASA MASO SAO BE TAIMASO
SOKIRO NY SOFINA SAO MBOLA VARIANA @ HUMANISTE ECOLOGIQUE BLA BLA BLA
REHEFA TSY HAIN LA NY MAMPIASA NY LALANA VITA @ ZAO FOTOANA DIA MANDEHANA ANY AN GABONE FA ANY IHANY NO SAHAZA @ LISANY TSY TIA MAZAVA,
EFA ZATRA NENTINA TANY @ LALAN NY MAIZINA FENO LOTO, OTA , ZAORIDIRA , KA TSY MAHALALA FANDROSOANA
MBA MIJEREVA ENY ANOSIBE, MARREE MASAY ; BOULEVARD DE L EUROPE ANTALAHA , SAVA DIANA FORT DAUPHIN
BEKOPAKA DIEGO
MAZAVA
ETO IHANY A RAHA MISY FANAZAVANA FANAMPINY
MATSILO MPANAZAVA



30. besoiiin ( 03/12/2006 07:19)
ronaldo> izay mamafy rivotra dia hijinja tadio, izay mamafy tsaho dia hijinja mavesatra toa izao, tsarovy fa tsy mitovy dôlongah ny olona eto e, ao ny mahatsindry fo @ provocation sy tsaho lavareny afafy eto, ao koua ny tsy manaiky lembenana @ zany d izay le fiainana kouuuu
31. akama2006 ( 03/12/2006 09:30)
pimaso> manatena tsy misy fa raha io no miala eo dia ataovy veloma ny tiko groupe! efa be no miandry ankendry tohana ka na hiaraka aminy bush sy ben laden aza le 8 ho hitanao ny fanjavonany!raha nitombo in5 na 6 ny habeany sosieteny dia ihena indroampolo na iny efa polo amin'izay!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1143