tapi-dalan-kaleha
1. xxx
(
28/11/2006 14:17)
za lhl nifankatia be izahay nefa dia tampoka teo izy tsy mety miresaka intsony fa milaza hoe: be asa be nefa ilaozany miaraka @ namany manao fiainana any.Nisaraka izahay no niafarany.
Tsy mety adinoko mihintsy izy fa any aminy foana ny eritreritro, inon no tokony ataoko mba hanadinoako azy?
Tsy mety adinoko mihintsy izy fa any aminy foana ny eritreritro, inon no tokony ataoko mba hanadinoako azy?
novalian'i sasa ny 05/12/2006 05:12
3. xxx
(
28/11/2006 14:48)
ie izy manjabe sady tsara fanahy be tamiko.Mince kely mahafatifaty sady noheveriko fa izy mihintsy no ho vadiko.Za tsy afaka manao vacances tsony
4. Lalah
(
28/11/2006 15:00)
Mince kely ? atao inona zany! zany ve de hahafatifaty, mitadiava ndray le mba botabota hoatran-dry Fasaly, Fiffy ireny fa reny no tena mahafatifaty sy tena manambitamby lavitra. Resaka serieux io, ny mince manko matetika kizitina, miferin aina lava. Amboary dien zao ny saina eh!
8. Fiffi
(
28/11/2006 16:18)
xxx: ndryyyyy .....mahereza fa atao ahoana eh ! de mitadiava hafa indray koh ! mivoaha , mandehana miaraka @ namanao , ciné , resto , musée sns....
9. xxx
(
28/11/2006 17:30)
fiffi:efa nande nivoaka za t@ alahady teo de faly be, ary nahitako ny namako taloha fa je ne sais pas hoe: haharitra ve sa tsia izany joie-ko izany
10. fiderana
(
29/11/2006 05:46)
ka sao dia mbola mince ihany ilay hitanao fa mba marina ihany ny tenin'ilay namana tery ambony hoe somary kiritona izay ireny olona ireny indrindra vhv, mba mangalaha marina ireny azo fondaina ireny fa ireny izao no azoantoka tsy handeha 8):lol:
11. tsimatimanota
(
29/11/2006 05:55)
Sao dia mbola mitady olons hanatavy azy ary izy vao hipetsaka tsara e,
@ lafiny rehetra io a!
Sao lahy hanahirana ireny sipa mbola kere ireny,
@ lafiny rehetra io a!
Sao lahy hanahirana ireny sipa mbola kere ireny,
12. sasa
(
29/11/2006 06:01)
misy antony aloha matoa izy tsy miresaka tsony sy hoe miala aminao, fantaro aloha hoe inona sy inona avy no nataonao an'azy? misy zavatra tsy tian'ny vehivavy koa mantsy ka refa averinao matetiika le izy d leo izy d lasa.
Aza kivy izany fa mitadiava indray hafa, ny sipa anie betsaka e!
xxx mahereza e:-*:-*:-*
Aza kivy izany fa mitadiava indray hafa, ny sipa anie betsaka e!
xxx mahereza e:-*:-*:-*
13. tywa68
(
29/11/2006 08:07)
fiderana > tsy hoe azo antoka ny tsy handeha, fa mahay manambitamby @ tenin'i Lalah sy tsy kizintina !
xxx > aza kivy fa tsy anjaranao izy zany ê (mety izay toetranao tia be azy zay no mety nampitahotra azy fa satria tsy vonona ny hiditra lalina izy) ! mbola tanora loatra angambany ?
xxx > aza kivy fa tsy anjaranao izy zany ê (mety izay toetranao tia be azy zay no mety nampitahotra azy fa satria tsy vonona ny hiditra lalina izy) ! mbola tanora loatra angambany ?
14. diamondra27
(
29/11/2006 11:30)
sasa:misaotra, ny zavatra hitako aloha dia ilay toetrany tia miaraka amin'ny namany mbola tsy nafoiny :mandeha boîte dia mirevirevy any nefa za tsy dia tia izay loatra.
tywa68: mety ho izay tokoa.
tsimatimanota:dia tsy haiko indray ny amin'ny leisy fa ny ahy ireny sipa antonontonony ireny no reveko.
tywa68: mety ho izay tokoa.
tsimatimanota:dia tsy haiko indray ny amin'ny leisy fa ny ahy ireny sipa antonontonony ireny no reveko.
15. diamondra27
(
29/11/2006 11:32)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 29-11-2006 12:30:02
Lohateny : Re : tapi-dalan-kaleha
sasa:misaotra, ny zavatra hitako aloha dia ilay toetrany tia miaraka amin'ny namany mbola tsy nafoiny :mandeha boîte dia mirevirevy any nefa za tsy dia tia izay loatra.
tywa68: mety ho izay tokoa.
tsimatimanota:dia tsy haiko indray ny amin'ny leisy fa ny ahy ireny sipa antonontonony ireny no reveko.
ary lasa tampoka le izy nefa mbola tsy vita ny tiko lazaina
sasa, tywa68, tsimatimanota: ireo zao no mba valinteniko raha za zany bandy zany
xxx: tsy anjaranao izy fa mitadiava hafa e!
16. sonwin
(
29/11/2006 12:19)
xxx:
za lhl nifankatia be izahay nefa dia tampoka teo izy tsy mety miresaka intsony fa milaza hoe: be asa be nefa ilaozany miaraka @ namany manao fiainana any.Nisaraka izahay no niafarany.
Tsy mety adinoko mihintsy izy fa any aminy foana ny eritreritro, inon no tokony ataoko mba hanadinoako azy?
Tonga dia maka solony, dia hadinoy toy ny tsy nisy izy. Ny sipa maniry ohatran'ny anana kale!
17. tywa68
(
29/11/2006 12:39)
sowin > mora ny miteny fa lay maka solony anie tsy mety raha hita be hoe any ankafa ny fo sy ny saina ê !
18. pimaso
(
29/11/2006 13:08)
sonwin : ka na maniry ohatr'in 'ny anana aza ny sipa
misy anana tsy fihinana :
- ana-bavy
- ana-dahy
hi!hi!hi!
misy anana tsy fihinana :
- ana-bavy
- ana-dahy
hi!hi!hi!
19. Zina
(
29/11/2006 20:39)
tywa68 [ Valio ] 29-11-2006 13:39:00
Lohateny : Re : tapi-dalan-kaleha
sowin > mora ny miteny fa lay maka solony anie tsy mety raha hita be hoe any ankafa ny fo sy ny saina ê !
indrindra sendra an'ilay tena tina be iny tsy mahita tory sy minankanina