tapi-dalan-kaleha
22. soanja
(
30/11/2006 02:45)
Lalah:
Mince kely ? atao inona zany! zany ve de hahafatifaty, mitadiava ndray le mba botabota hoatran-dry Fasaly, Fiffy ireny fa reny no tena mahafatifaty sy tena manambitamby lavitra. Resaka serieux io, ny mince manko matetika kizitina, miferin aina lava. Amboary dien zao ny saina eh!
:-D:-D:-D:-D Mahita raha mihitsy nareo ka.
24. xxx
(
30/11/2006 04:47)
Za efa sendra anio. Fa mety tena tsy ampoizinao mihitsy ny antony. Eo aloha ilay hoe leo teo fa raha tsotra izy dia tokony ho nolazainy taminao hoe tsy tiako izao. Fa ny nitranga tamiko dia resaka fianakams mihitsy, ny bofiny mihitsy no nanesika azy foana tamin'ny lhl hafa, dia nanaiky izy ny niafarany. Dia avy eo anefa tsy nety ny raha dia hiverina aty indray.
Za efa tsy hita intsony.:wink:
Za efa tsy hita intsony.:wink:
25. diamondra27
(
30/11/2006 08:23)
sasa,kelly, totofy: :D
ary le we revy sa ditra anagh adinonareo? :-P:-P
zina: iny no tena loza, lasa mangidy be zany ny vava dia tsy te-hihinakanina
soanja: mahita mintsy reo akia a!
xxx: ity mba tadidio: tout est dans la tête hono, na inona zava-miseho na inona dia afaka amboarin'ny lohanao= saina izany
Donc, mahereza dia makà souffle tsara de c'est repartie

29. diamondra27
(
30/11/2006 11:33)
mamz: kiss njy
afo-mpitiavana hono zany e!:oops::oops:
feuilleton akia zany a!
sady omaly zao vao nisy mariazy nosakanana fa cousin cousine germain ry zareo(william sy Maka Anjy:-P):-D:-D
Rosa koa milay
afo-mpitiavana hono zany e!:oops::oops:
feuilleton akia zany a!
sady omaly zao vao nisy mariazy nosakanana fa cousin cousine germain ry zareo(william sy Maka Anjy:-P):-D:-D
Rosa koa milay
30. tywa68
(
30/11/2006 14:54)
Hay ve betsaka ny manaraka an'ny feux de l'amour sy Amour Gloire et Beauté ê !
Feuilletons mandeha aty France 'reo ry mamzekely â !
Feuilletons mandeha aty France 'reo ry mamzekely â !
34. tywa68
(
30/11/2006 15:40)
mamzekely > koa efa anatin'io titre io re ê ! 'feux de l'amour' aoka fotsiny hoa ! jereo @ site-ny ao anie sady manja ny actrices, mahafinaritra ny décoration sns jereo ao ê !
36. mamzelkely
(
02/12/2006 06:30)
tywa68 tsssss tena serieux ve? mhh inn klou le site aza ee za manko ts de maharaka zay :lol: