Tsy mahatsikaiky ve?

1. tsimiandravola ( 27/11/2006 23:35)
Mitovy amin'ilay manandro ihany....
Nisy mpino kristianna fanatika iray izay nilaza fa tsy tokony hatao mihjitsy izay zavatra rehetra nisy ifandraisany amin'ny occultisme:ohatra hoe tsy azo atao hono ny milalao ESEKY fa d'origine occulte hono no niandohan'izany,etc etc..

Dia tsy tokony hiantso ny andron'ny herin'andro mihitsy izany ianareo mpino satria:
1)Ny Lundi andron'ny Lune
2)Ny Mardi andron'ny Mars
3)Ny Mercredi andron'i Mercure
4)Ny Jeudi andron'i Jupiter
5)Ny Vendredi andron'i Venus
6)Ny Samedi andron'i Saturne
7)Ny Dimanche andron'i Masoandro (Sun day)

Dia halama hiporitsaka toy ny savony indray ve ianareo kristianna ,ka hahita fika hanamarinan-tena fa tsy hiaiky fa misangorilepetra ao anaty fotaky ny paganisme?:-D
Ny ny hoe Dieu aza dia avy amin'ny hoe "zeus" raha tsy diso aho.Ny hoe "allah" dia 365ème dieu d'arabie ,ny zanahary dia andriamanitry ny fahagola nosandohan'ny kristianna,ny Jehova dia dieu zoviana (inconnu) talohan'ny VII BCE
novalian'i cutie ny 27/12/2006 20:36
2. LazaDaddy ( 27/11/2006 23:41)
tsimiandravola:
Dia halama hiporitsaka toy ny savony indray ve ianareo kristianna ,ka hahita fika hanamarinan-tena
Sanatria amiko ny manamarin-tena, fa ny ran'i Jesoa Kristy izay enjehinao fatratra no mandio sy manamarina ahy :)
3. Rasiligaoma ( 27/11/2006 23:54)
nambaran'ilay Ramose 1 atsy izay hoe dinio daholo dia halalino dia alaivo izay tsara..
fa raha vao extremiste be ange de tsy mety e
io ilay hoe tsy voatery ny TA ao anaty baiboly ihany ny misy ny hafany fa izao tontolo izao
4. tsimiandravola ( 28/11/2006 00:11)
Ka tsy misy afa-mamaritra marimarina mihitsy anie hoe aiza sy aiza no fetra fa mifangaroharo ao daholo ny finoana sy ny raisonnement ê.Rehefa mahadiavolana ny sain'ny mpino ny manao karajia amin'ny raisonnement dia mizotra be ery ilay izy ...rehefa hitany fa lasa lalina ilay zavatra ataony fanadihadiana ka afatotry ny raisonnement sy ny accrobatie-ny ry zareo dia mora foana aminy ny mamoaka ny hoe : "mandehana ry satana ,fa efa voasoratra hoe.....:";-)
Dia tonga amin'ilay fitenenana ho "dia ny tena no menatra":oops:
Dia hiady amin'olona anjakan'ny dédoublement de personnalité (schizophrénie) moa ve fa dia mangiana!:^)
5. Rasiligaoma ( 28/11/2006 00:20)
bravo tsimiandravola...:-*
6. xxx ( 28/11/2006 00:54)
Tsy hamaly akory ny fanaratsiana ataonao izahay.
7. xxx ( 28/11/2006 00:57)
Tsy mety aminay ny hamaly fanaratsiana ny fanaratsiana, fa ny tokony hataonay tia ny mitia ny olona rehetra eny hatramin'ny fahavalo manenjika anay aza.

misaotra.
8. LazaDaddy ( 28/11/2006 01:04)
Kay ve i Rasiligaoma mpanenjika an'i Kristy koa e? :)

xxx> Vao maika mitombo ny finoan'ny Kristianina fa voaporofo isan'andro ny faminaniana nataon'ny Tompo mikasika ny "antikristy" :)
9. soanja ( 28/11/2006 01:12)
tsimiandravola:

Mitovy amin'ilay manandro ihany....
Nisy mpino kristianna fanatika iray izay nilaza fa tsy tokony hatao mihjitsy izay zavatra rehetra nisy ifandraisany amin'ny occultisme:ohatra hoe tsy azo atao hono ny milalao ESEKY fa d'origine occulte hono no niandohan'izany,etc etc..

Dia tsy tokony hiantso ny andron'ny herin'andro mihitsy izany ianareo mpino satria:
1)Ny Lundi andron'ny Lune
2)Ny Mardi andron'ny Mars
3)Ny Mercredi andron'i Mercure
4)Ny Jeudi andron'i Jupiter
5)Ny Vendredi andron'i Venus
6)Ny Samedi andron'i Saturne
7)Ny Dimanche andron'i Masoandro (Sun day)

Dia halama hiporitsaka toy ny savony indray ve ianareo kristianna ,ka hahita fika hanamarinan-tena fa tsy hiaiky fa misangorilepetra ao anaty fotaky ny paganisme?:-D
Ny ny hoe Dieu aza dia avy amin'ny hoe "zeus" raha tsy diso aho.Ny hoe "allah" dia 365ème dieu d'arabie ,ny zanahary dia andriamanitry ny fahagola nosandohan'ny kristianna,ny Jehova dia dieu zoviana (inconnu) talohan'ny VII BCE


Tsy misy tsara noho ny fikatsahana ny asan'ny Fanahy ary io no mampiavaka antsika amin'ny biby.
Raha tsy mahatsapa izany i Tsiamiandravola dia tsy afaka ny handany rora ny Mpino. Izaho moa no resahiko fa asa ny hafa raha manam-potoana. Tsy vaovao amiko ireo info ireo ary tsy mampihontsona akory ny mahafanahy ahy.


10. Rasiligaoma ( 28/11/2006 01:23)
tsimiandravola:

Ka tsy misy afa-mamaritra marimarina mihitsy anie hoe aiza sy aiza no fetra fa mifangaroharo ao daholo ny finoana sy ny raisonnement ê.Rehefa mahadiavolana ny sain'ny mpino ny manao karajia amin'ny raisonnement dia mizotra be ery ilay izy ...rehefa hitany fa lasa lalina ilay zavatra ataony fanadihadiana ka afatotry ny raisonnement sy ny accrobatie-ny ry zareo dia mora foana aminy ny mamoaka ny hoe : "mandehana ry satana ,fa efa voasoratra hoe.....:";-)
Dia tonga amin'ilay fitenenana ho "dia ny tena no menatra":oops:
Dia hiady amin'olona anjakan'ny dédoublement de personnalité (schizophrénie) moa ve fa dia mangiana!:^)



izay miihitsy... misaotra anao e
11. dailynews ( 28/11/2006 02:02)
tsimiandravola:

Mitovy amin'ilay manandro ihany....
Nisy mpino kristianna fanatika iray izay nilaza fa tsy tokony hatao mihjitsy izay zavatra rehetra nisy ifandraisany amin'ny occultisme:ohatra hoe tsy azo atao hono ny milalao ESEKY fa d'origine occulte hono no niandohan'izany,etc etc..

Dia tsy tokony hiantso ny andron'ny herin'andro mihitsy izany ianareo mpino satria:
1)Ny Lundi andron'ny Lune
2)Ny Mardi andron'ny Mars
3)Ny Mercredi andron'i Mercure
4)Ny Jeudi andron'i Jupiter
5)Ny Vendredi andron'i Venus
6)Ny Samedi andron'i Saturne
7)Ny Dimanche andron'i Masoandro (Sun day)

Dia halama hiporitsaka toy ny savony indray ve ianareo kristianna ,ka hahita fika hanamarinan-tena fa tsy hiaiky fa misangorilepetra ao anaty fotaky ny paganisme?:-D
Ny ny hoe Dieu aza dia avy amin'ny hoe "zeus" raha tsy diso aho.Ny hoe "allah" dia 365ème dieu d'arabie ,ny zanahary dia andriamanitry ny fahagola nosandohan'ny kristianna,ny Jehova dia dieu zoviana (inconnu) talohan'ny VII BCE


Ny Atro angaha nilaza izany????? na inona na inona dikany tsy izany no nolazain ny Atro donc tsy maninona izay hilazanao azy fa ho anao izany izany no dikany, tsy manova na inona na inona @ fiainako izany. Ho ahy ny andro rehetra dia voatahy.


12. tsimiandravola ( 28/11/2006 08:33)
Soanja:
Tsy misy tsara noho ny fikatsahana ny asan'ny Fanahy ary io no mampiavaka antsika amin'ny biby.
Tsy hitako ilay ifandraisany amin'ny sosan-kevitra!
Soanja:
Raha tsy mahatsapa izany i Tsiamiandravola dia tsy afaka ny handany rora ny Mpino
Ny ahy ,ny hevitro ,ny finoana dia resaka perso (tsy misy manakana an'izany mihitsy).Tsy tokony ho familiale akory aza.Noho izany dia tsy tokony akory ho voatonona na ho voasoratra amin'ny fitaovam-pilazam-baovao (media) akory...Raha eritreretin'ny Athée ,sy ny Agnostique ,sy ny hafa finoana ho poizina mantsy ny firehana ara-pivavahana iray...dia tokony hiady ihany koa izy ireo hanasetry izany mba tsy hihanahany.Toy izany rahateo no fanaon'ireo Sekta kristianna miady amin'ny sekta kristianna hafa (Ohatra hoe Temoinan'i Jehova).Toa an'ito koa
http://www.christianisme.ch/lienslaiques.htm#lesunslesautres Raha dinihina aza ,araka ilay mpanoratra dia ry zareo kristianna izy samy izy no tena masiaka sy mifankahala mafy kokoa nohon'ny mpanohitra.
Soanja:
raha Izaho moa no resahiko fa asa ny hafa raha manam-potoana.
Amiko dia sarotra ihany ny hampiverina ilalana ny efa azon'ny finoana,fa rehefa mba misy sahy manasetry aloha izy ireny dia efa tsara ary isaorako indrindra an'ireo sahy mijoro amin'ny hevim-panoherany izany.Raha avela hanao izay danin'ny kibony fotsiny mantsy ny Mpino dia lasa tsy mahalala menatra intsony,fa vao maika aza manindrihindry sy mirehareha mafy kokoa.Velon-kira mihitsy aza ny sasany manao hoa "Sambatra aho Jeso ôôô..manana anao ho tompon'ny hery...Fa reharehako ianao...".fantatro tsara izany satria tamin'izaho mbola mpino dia nataoko ngedabe mihitsy ny ahy ilay sary trondro teo amin'ny vitre arrièren'ny tomobile .Izao vao tsaroako fa tena eson-teny no nataon'ilay "raiko am-panahy" nahafantarako an'i Jesoa ho "tompoko sy mpamonjiko".Hoy izy tamin'izay hoe "ton poisson est énorme hein!!"(sady nitsiky tsy ravo izy tamin'izay)
Soanja:
Tsy vaovao amiko ireo info ireo ary tsy mampihontsona akory ny mahafanahy ahy.
=))=))Ka io ange ilay nolazaiko hoe :maro fa tsy i Soanja ihany no lasa "extraterrestre" ê.Jereo kely indray aloha eto:http://www.christianisme.ch/esr.htm
13. tsimiandravola ( 28/11/2006 11:00)
DN:
Ny Atro angaha nilaza izany????? na inona na inona dikany tsy izany no nolazain ny Atro donc tsy maninona izay hilazanao azy fa ho anao izany izany no dikany, tsy manova na inona na inona @ fiainako izany. Ho ahy ny andro rehetra dia voatahy.
Hitako ilay bilaoginao ndray mandeha iry...nanindroa an'ilay mpitsikilo tamin'ny lavaky ny fanalahidy aho (angano vazaha io angamba),ka nahatazana ny hakantonao dia mba tena torovana(l):*:* Raha sendra mandalo aty Eropa aty ianao mba ilazao mialoha ihany fa aza atao tampoka fa sao raofina amin'ny tany ny bandy ê!:-* Alefaso indray hoe ilay lien momba ilay bilaogy fa tena manja!
14. soanja ( 28/11/2006 11:49)
tsimiandravola:

Soanja:
Tsy misy tsara noho ny fikatsahana ny asan'ny Fanahy ary io no mampiavaka antsika amin'ny biby.
Tsy hitako ilay ifandraisany amin'ny sosan-kevitra!
Soanja:
Raha tsy mahatsapa izany i Tsiamiandravola dia tsy afaka ny handany rora ny Mpino
Ny ahy ,ny hevitro ,ny finoana dia resaka perso (tsy misy manakana an'izany mihitsy).Tsy tokony ho familiale akory aza.Noho izany dia tsy tokony akory ho voatonona na ho voasoratra amin'ny fitaovam-pilazam-baovao (media) akory...Raha eritreretin'ny Athée ,sy ny Agnostique ,sy ny hafa finoana ho poizina mantsy ny firehana ara-pivavahana iray...dia tokony hiady ihany koa izy ireo hanasetry izany mba tsy hihanahany.Toy izany rahateo no fanaon'ireo Sekta kristianna miady amin'ny sekta kristianna hafa (Ohatra hoe Temoinan'i Jehova).Toa an'ito koa
http://www.christianisme.ch/lienslaiques.htm#lesunslesautres Raha dinihina aza ,araka ilay mpanoratra dia ry zareo kristianna izy samy izy no tena masiaka sy mifankahala mafy kokoa nohon'ny mpanohitra.
Soanja:
raha Izaho moa no resahiko fa asa ny hafa raha manam-potoana.
Amiko dia sarotra ihany ny hampiverina ilalana ny efa azon'ny finoana,fa rehefa mba misy sahy manasetry aloha izy ireny dia efa tsara ary isaorako indrindra an'ireo sahy mijoro amin'ny hevim-panoherany izany.Raha avela hanao izay danin'ny kibony fotsiny mantsy ny Mpino dia lasa tsy mahalala menatra intsony,fa vao maika aza manindrihindry sy mirehareha mafy kokoa.Velon-kira mihitsy aza ny sasany manao hoa "Sambatra aho Jeso ôôô..manana anao ho tompon'ny hery...Fa reharehako ianao...".fantatro tsara izany satria tamin'izaho mbola mpino dia nataoko ngedabe mihitsy ny ahy ilay sary trondro teo amin'ny vitre arrièren'ny tomobile .Izao vao tsaroako fa tena eson-teny no nataon'ilay "raiko am-panahy" nahafantarako an'i Jesoa ho "tompoko sy mpamonjiko".Hoy izy tamin'izay hoe "ton poisson est énorme hein!!"(sady nitsiky tsy ravo izy tamin'izay)
Soanja:
Tsy vaovao amiko ireo info ireo ary tsy mampihontsona akory ny mahafanahy ahy.
=))=))Ka io ange ilay nolazaiko hoe :maro fa tsy i Soanja ihany no lasa "extraterrestre" ê.Jereo kely indray aloha eto:http://www.christianisme.ch/esr.htm


Ok Tsimiandravola a. Soa fa misy isan-karazany isika ety ambonin'ny tany fa raha tsy izay boring be ny life aty. Zah alo de tsy vitany eto fotsiny e. Mbola mitohy ny diako raha miala eto amin'ity planeta tany ity aho. :-*:-*:-*:-* mazotoa mampiely ny finoana atheism. It's a religion you know!


15. xxx ( 28/11/2006 12:00)
EXTREMISTES daholo nareo no mahavoa anareo ireo
16. prime ( 28/11/2006 15:01)
Tsimiandravola> :-D:-D... hono ho'aho zava-baovao ve ireo ambaranao ireo?:lol:
17. tsimiandravola ( 28/11/2006 16:10)
prime:

Tsimiandravola> :-D:-D... hono ho'aho zava-baovao ve ireo ambaranao ireo?:lol:
Fa 'ngaha ny zava-baovao ihany no tediavin'i prime r'tony ê? Ko ny tranainy aza tsy mety miditra ao amin'ny karandohan'ny mpino mihitsy ko!Mainka fa nyTsy izany fa ataony vaky en diagonale fotsiny ilay izy hatramin'izay elabe izay satria tery saina be ry zareo.Izany hoe manao selection be mihitsy ry zareo eo amin'izay ho raisiny ho fahamarinana.Izay tiany ho heno ihany no henony.:lol:

18. Zina ( 28/11/2006 18:30)
xxx [ Valio ] 28-11-2006 13:00:41
Lohateny : Re : Tsy mahatsikaiky ve?
EXTREMISTES daholo nareo no mahavoa anareo ireo

ary ianao xxx inn? mba azavao aloha e
19. xxx ( 28/11/2006 19:54)
I tsimiandravola efa nilaza taminay t@ voalohany indrindra fa tsy mino ny fisian Atra ary tsy mino ny fisian ny mahamarina ny baiboly akory. Koa raha zavatra tsy misy izany..inona no mbola handanianao fotoana eto manazava ny hoe ny anaran i Jehovah anie ka izao....
rehefa hinoanao izy fa tsy misy dia aza hiadina hevitra akory fa tsy misy aminao izany.
fa ny fahafantarako azy dia any anaty fonao lalina any mahafantatra hoe misy tokoa saingy ianao no efa nanamafy ny fonao, dia mitady excuse ianao hanamarinana ny tenanao.
20. Fiffi ( 28/11/2006 21:36)
xxx:
EXTREMISTES daholo nareo no mahavoa anareo ireo
ary xxx ? inona enao ? misehoa aza ho hita kely hoe ?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0756