Tsy mahatsikaiky ve?

21. dailynews ( 28/11/2006 22:10)
tsimiandravola>:roll:
22. LazaDaddy ( 28/11/2006 23:21)
xxx:
EXTREMISTES daholo nareo no mahavoa anareo ireo


Lehilahy telo EXTREMISTES no nofantsihana teo Kalvaria:

- Ny anakiroa ratsy fitondran-tena teo anatrehan'ny fiarahamonina. Extremistes tamin'ny fanaovan-dratsy, ka nilatsaka ambanin'ny sarababembahoaka.

- Ny iray dia i Jesoa Kristy: extremiste tamin'ny fahamarinana sy fahamasinana, ka nisondrotra avo noho ny sarababembahoaka.


xxx> Aza misababaka fa tsy misy masina sy marina tapatapany izany, ary tsy misy mino tapatapany fa fihatsarambelatsihy ny fiantsoana an'izany.
23. majesty ( 29/11/2006 04:33)
Hoy tsimiandravola:

Dia tsy tokony hiantso ny andron'ny herin'andro mihitsy izany ianareo mpino satria:
1)Ny Lundi andron'ny Lune
2)Ny Mardi andron'ny Mars
3)Ny Mercredi andron'i Mercure
4)Ny Jeudi andron'i Jupiter
5)Ny Vendredi andron'i Venus
6)Ny Samedi andron'i Saturne
7)Ny Dimanche andron'i Masoandro (Sun day)


Marina ny voalazanao mikasika ny hevitr'ireo andro ireo,fa ny tsara ho marihina fotsiny raha jerena ny soratra masina dia Atra tsy nanome anarana ny andro tsirairay fa nolazainy fotsiny hoe andro voalohany,andro faharoa ka hatrany amin'ny andro fahafito;fa ny olombelona no nanome anarana an'ireo andro ireo,ary niankina tamin'ny zava-nisy sy ny finoana narahany t@ izany fotoana izany no nanomezany izany anarana izany,ohatra hoe ny Romana sy ireo izay nanaraka azy tamin'izany andro izany dia nivavaka tamin'ireo planeta ireo ka tsy mahagaga raha nampitondrainy ny anaran'ny Atra izay tompoiny ny andro tsirairay.Fa ny antsika malagasy zao noho ny finoana izay narahan'ireo mpifindra monina voalohandohany izay Arabo no nahatonga ny antsika misy ny anaran'i Allah ohatra hoe Alatsinainy,Alarobia,Alakamisy...
Fa rehefa tsy manohitohina ny fifandraisanao amin'Atra ny zavatra iray,dia tsy hitako loatra izay maharatsy azy,ohatra hoe ny sasany amin'ny malagasy dia mivavaka amin'ireny aloalo ireny,kanefa ny haingon-tranoko misy Aloalo izay tsy midika fa mivavaka amin'ny Aloalo koa aho.
24. simplex ( 29/11/2006 04:44)
majesty:
Fa ny antsika malagasy zao noho ny finoana izay narahan'ireo mpifindra monina voalohandohany izay Arabo

Ekena.
Tsy haiko na ireo mpifindra voalohany tonga teto Dago fa en tt cas, ny teny gasy maro no azo avy @ teny arabo.

majesty:
misy ny anaran'i Allah ohatra hoe Alatsinainy,Alarobia,Alakamisy...

ny mifandraika @ ireo @ teny Arabo (izay mitovy fanononana @ teny gasy @ ireo tokoa) dia midika koa hoe voalohany, faharoa, fahatelo, sns.
Ny Zoma, dia mifandraika @ le hoe Djuma ozy , io le andro natokany hanomezana voninahitra an'i Allah...

Na in na in hiantsoana azy dia marika natao hamatarana ny andro fotsiny iny fa tsy dia hoe akory misy fiantraikany @ maha mpino kristianina na tsia.:-*
25. xxx ( 29/11/2006 08:39)
LazaDaddy:

xxx> Aza misababaka fa tsy misy masina sy marina tapatapany izany, ary tsy misy mino tapatapany fa fihatsarambelatsihy ny fiantsoana an'izany.



tsy misababaka aho fa ny approche nareo no approche-na extremiste , je suis désolé , tsy misy souplesse mba hihaino ny hafa fa ny anareo foana no asesinareo, normal raha managana anareo ho fahavalo ny manana fomba fisainana hafa

ezaho aloha ny mi comprendre ny hafa , dia jereo izay point tokony handraisany ny tianareo lazaina, sinon vous allez prêcher tout le temps dans le désert et dans le vide et vous n'allez que créer des ennemis

ny fahitako azy toa tsy mitaona ny hafa nareo fa te hampiseho fa ny anareo no marina . Diniho kely fotsiny io lazaiko io

Raha te hitaona marina mantsy nareo dia manambitamby fa tsy mivatravatra lava toa io


26. LazaDaddy ( 29/11/2006 09:02)
xxx> somary jamba anie ianao izany e :). Iza amin'ireo voasotatro ireo izao no mivatravatra? :)
Dia averiko ihany fa i Jesoa dia extremiste, ary sady tsy manery no tsy manambitamby olona hanaraka azy fa miantso Izy dia anjaran'ny tsirairay no misafidy.:)

tsimiandravola:
Dia halama hiporitsaka toy ny savony indray ve ianareo kristianna ,ka hahita fika hanamarinan-tena
LazaDaddy:
Sanatria amiko ny manamarin-tena, fa ny ran'i Jesoa Kristy izay enjehinao fatratra no mandio sy manamarina ahy :)


27. LazaDaddy ( 29/11/2006 09:14)
xxx:
tsy misababaka aho fa ny approche nareo no approche-na extremiste
Mazava ho azy araka ny voalazako etsy ambony:
Kristy dia extremiste; Kritstianina = mpanara-dia an'i Kristy => raha Kristianina dia extremiste, afa-tsy izay misabaka :)
xxx:
normal raha managana anareo ho fahavalo ny manana fomba fisainana hafa
Mazava ho azy, i Jesoa aza nanambara hoe "ho alan'ny olona ianareo noho ny amiko" mantsy ireo Kristianina mpanara-dia Azy @ maha extremiste Azy :)
28. Rasiligaoma ( 29/11/2006 12:33)
dia aza manao extremiste loatra..
io ihany ny erreuran'ny Silamo sy erreur t@ andron'ny Croisades sy ny tany Bosnia sy Irlande
Dia tsy hiviatra ve fa hijanona any?
29. prime ( 29/11/2006 12:51)
Tsy aleo ve Jesosy Kristy no jerena dia hazava ny lalantsika?
30. LazaDaddy ( 29/11/2006 15:18)
prime:
Tsy aleo ve Jesosy Kristy no jerena dia hazava ny lalantsika?
Marina tanteraka izany ry Prime, aoka ampiako kely hoe sady jerena no tiavina sy ankatoavina :wink:


31. cutie ( 29/11/2006 22:24)
tiavina :roll::roll::roll::roll:
32. prime ( 30/11/2006 12:08)
cutie> inona ity mahagaga anao toa io?:lol::-D:-D:-D
33. cutie ( 30/11/2006 20:54)
prime hafahfa koa:-D
34. majesty ( 01/12/2006 11:38)
cutie:le inn no hafahafa le emoticone v?:D
35. prime ( 01/12/2006 13:02)
cutie> inona no mahahafahafa anah?:roll: i laza no miteny hoe "tiavina sy ankatoavina Jesosy... sady jerena" kooo...:) raha tiavina Jesosy dia inona no mahagaga?:wink:
36. cutie ( 01/12/2006 21:02)
prime vo maika hafahafa :-D:-D:-D
37. prime ( 07/12/2006 11:46)
cutie> intélligente loatra no problème'nao...:-D:-D:-D
38. Achia ( 07/12/2006 17:34)
tsy izany fa cutie anie efa nilazafa hoe tsy Kristiana hono izy e ! oui , non , izany no valiny raha nanontaniako izy hoe fa injy ve aloha Kristiana e ! :-D:-D
39. cutie ( 07/12/2006 21:20)
Achia, de manin nefa ???:lol::lol::lol:
40. Achia ( 08/12/2006 16:16)
de tsy maninona :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077