Tsy mahatsikaiky ve?
44. prime
(
21/12/2006 12:07)
:-P:-D:-D... hummmm toa ilay "tsy" no miteny sy mandray anjara matetika hitako ato kanoooo...
45. cutie
(
21/12/2006 14:07)
:-D:-D:-D:-D:-D
ka i prime kristiana be de tonga de mahita le tsy foana koa:-D:-D:-D
ka i prime kristiana be de tonga de mahita le tsy foana koa:-D:-D:-D
46. ikaretsaka
(
21/12/2006 14:24)
hahahaha..
ka ny azy ilay hoe TSY izy rehefa TSY ao anaty baiboly!
ka ny azy ilay hoe TSY izy rehefa TSY ao anaty baiboly!
48. prime
(
27/12/2006 10:46)
kristiana be ahoana koa izany?:lol: angaha misy be sy kely izany???:-D:-D:-D
