....
1. xxx
(
26/11/2006 20:09)
raha ny sipanao kay no diso saropiaro laotra dia inn no ataona?
hoatra hoe hisaky ny izay mivaoka kely miaraka @namana dia anotaniana hoe avy aiza dia nanao inn tany!!
dia miresaka @naman sasany dia arahana maso be ery, izany hoe izay hataonao rehetra dia arahany maso sy bedy faona dia avy eo ianao indray no bedesiny!! ka dia tsy ahazo hivaoka sy hiresaka @olona mihintsy iznay ny tena..:-o

novalian'i diamondra27 ny 30/11/2006 08:25
2. xxx
(
26/11/2006 20:14)
de tsy hitako indray izay hatao hoe ho tezitra aminy ve aho sy holazaiko ny antony sa inn?
nefa aho efa manazava faona hoe namako fotsony sy hoatrany izoa sy iazao ny momba any iny na koa izy hireo!!:-o:cry: detsy mety matoky izy. dia manotany aho heo inn no antony izany hataony iznay?

4. dailynews
(
27/11/2006 01:24)
cutie:
ny antony zany de izy tenany no tsy atokisany fa tsy enao:lol:
ie zaho koa miombonkevitra @ izany.
Ary mety ihany koa izy no tena mpanao azy.."mahamahana foana hono ny mpanao ratsy" mialatsiny anefa raha tsy nanao ratsy izy fa tokony ihany kosa handinihanao azy akaiky izany hoe inona no mahatonga azy hanana izany saina izany fa nisy fiandohany tao, na ny niaraka taminy taloha no tsy azo natokisana ihany koa dia leo izy.
5. MTN
(
27/11/2006 03:10)
Sa sao efa nisy nataonao kosa tany aloha? Ny fahatokisana mantsy raha vao very dia sarotra averina be.
6. Fiffi
(
27/11/2006 06:27)
marina zany ry MTN an !
xxx: matoa misy zany zavatra zany de efa nisy raha....koh tao aloha tao . Fa heu....le fahasarotampiaro diso tafahoatra loatra kosa aloha an ! tena manimba zavatra be mihintsy an!

7. tsimatimanota
(
27/11/2006 08:55)
La jalousie c'est un piment :
- à moindre dose ; c'est une preuve d'amour
- à forte dose ; c'est la folie
A vous de choisir
Slts

8. diamondra27
(
27/11/2006 10:27)
tsara be zany manana sipa saropiarobe zany,
de miaraha aminy foana izany rehefa hivoaka koa inona ny olana @izany, tarito izy de tsy mila mametraka question tsony.
Ndao indray hiaraka hoe fa za hijery le namako izay.
Ary raha ohatra ka vao miditra ny trano tonga dia lazaindry hoe: avia nge enao lazaiko ny zavatra nataoko e!tsy mila andrasana izy manontany fa tonga dia ianao no mitarika azy etsy @ canapé de asaivo manotra anao kely izy de sady mitantara ny dianao ianao. Tena ho hitanao fa samy ho faly ianareo; tsy heverinao fa obligation tsony le compte-rendu fa plaisir satria sady misy ny communication no misy ny contact physique manotra anao izy.Dia rehefa leo izy lze manotra de tsy hanontany intsony hihihi.
Asa na azonao le tiako lazaina @io: arahina ny jeu-ny. Milaza aminy izay dianao rehetra ianao fa ny contre-partie dia mba izy afaka mi-s'occuper anao en même temps, de lasa communication no iafarany fa tsy curiosité sy jalousie.
Raha tsy manana canapé na fauteuol de vao maika tsara matory @ tany no fanorana fa tsy @ zavatra malemilemy.(jereo ny @ kiné ny table de massage-ny)
De izay fa mazotoa e! aza ankasarotina ny fiainana.
De mampaninona anao koa anefa ny mitantara ny dianao sy zay ataonao rehetra refa izay no mahafinaritra le malalanao?
:-*:-*

10. fiderana
(
27/11/2006 11:00)
zah aloha raha samy ho bedy ihany dai aleoko bedy be toy izay bedy kely, ohatra raha @ 7.30mn hariva no mody fa niaraka t@ namana dia bedy kely dia hataoko @ 6.30 maraina zah mody dia bedy be , satria samy ho bedy ihany, rehefa leo ve izy tsy hangina dia manao hendry indray zah8):P:oops:
12. tsimatimanota
(
27/11/2006 11:15)
Diamondra :ndao ary e,
"A.. sy matahoatsa koa, fatatso aby ny ataoko"

13. diamondra27
(
27/11/2006 11:28)
tsimatimanota: lasa zao izany dia tantarao anah ny dianao, taiza sy taiza avy enao , de inona no nataonao ce matin
15. diamondra27
(
27/11/2006 11:35)
za koa niasa dia nifankahita teto izaho sy ianao
waowhhhhhhhhhhhhhhh
de niresaka izay natao tany ampiasana ...

18. xxx
(
27/11/2006 14:48)
non tsy misy nataoko, na ny probleme koa dia izay tsy mifanankaiky fa samy aty @ firenena samy hafa!! dia leo be any izany aho!! izany hoe 2fois isan-taona na koa 1fois isan-taona izay vao mihaona!! nefa izy no matetika rehefa hantsoina @ phone de tapahiny faona fa hoe misy hataony na koa milaza izy fa aoatrano dia tapahiny ihany, izhao faona no miantso fa izy tsy miantso mihintsy dia rehefa tsy miantso kely aho dia lazainy fa manadino hoe sns...
20. diamondra27
(
27/11/2006 15:37)
xxx: ho ho ho ngah:-D:-D:-D
tsimatimanota: de tratran'ny sefo fa niresaka taminao
...
cutie: tantara be mihintsy
mbola hitohy raha tsy misy ny sampona