....

21. cutie ( 27/11/2006 15:59)
DM in akia ny tohiny :-D:-D:-D:-D
22. xxx ( 27/11/2006 17:53)
raha ny fandraisako azy dia, izy ve no diso tia ahy laotra sa izy no manao ny ataony any ambadika any dia izaho indray no hataony any izany?
tiako izy nefa leo be @hataony aho dia tsy hitako tsony izay hatao!!
23. cutie ( 27/11/2006 17:55)
anontanio izy :lol:
24. xxx ( 27/11/2006 17:59)
ka tsy valiany izay fanotaniana hatao azy fa mihodona faona ny resaka, raha mamaly indray izy dia aty aminko no mifatratra ny hadisona...:cry:
25. cutie ( 27/11/2006 18:00)
de anjaranao zany sisa no maka decision koa:lol:
26. xxx ( 27/11/2006 18:00)
izaho aloha amana mavitsika mametraka dinika fa manao xxx kely fa tsy tiako raha sendra tazany dia hitatatata aty indray hoe iznay avy de resahana any:°)
27. cutie ( 27/11/2006 18:01)
:-D:-D:-D:-D:-D
28. Zina ( 27/11/2006 22:31)
Misy limite ihany ny fahasarota-piaro ka raha itanao fa miotra dia misy tsy mety fa tsaboy izy hihihih
29. diamondra27 ( 27/11/2006 23:19)
xxx: tena tsy arako intsony le film klé. Notapahanjy tampoka le kozinay sy tsimatimanota.

cutie:mbola hitohy fa aleo andry aloha tapitra ny dinikan'i xxx

xxx: f'angah ndry tsy nanaraka le torohevitro tery ambony e? Tarito izy wa de asaivo manao massage andry, de resaho milamina.
Nareo koa akia sarotra atoro nefa mba manontany hevitra.

Ahoana koa zany bandy tsy mamaly question izany? tsy azoko
30. MTN ( 28/11/2006 00:05)
diams koa tsy mamaky mihitsy no tena marina.

Fitia mifamaly no mahatsara fihavanana. Ohatra ny tsy mifamaly izany anefa ny anareo araka ny fahazoako ilay resaka, sa mbola tsy noresahanao ny resa-pitiavana?
31. diamondra27 ( 28/11/2006 00:34)
MTN: :lol: za namaky tsara knou, ka le bandy hono tsy mety mamaly refa ametrahana fanontaniana fa avadiny foana le resaka, dia io le tsy azoko nge e?:oops::oops:
32. sasa ( 28/11/2006 05:38)
xxx aloha lahy sa vavy?hi hi hihihi
rehefa leo akia d mialà fa njy ve hihafy eo zany foana mantsy ny fanao'ny bandy rehefa misy zavatra ataony any ambadika any d mahana d mitady zavatra hilana ady, za indray aloha rehefa madio sy saiko no sady manaja an'azy za ka mbola teninina foana sy bedesina d adaboko any
33. tsimatimanota ( 28/11/2006 06:02)
Diamondra : sefo ngah masiaka be!
ataovy massage izy dia milamina e!
tohizo fa tsara...
34. kelly13 ( 28/11/2006 11:22)
en gros ilay tatara izany d hoe miaraka ianareo 1 ou 2 fois par an satria samy hafa ny toerana misy anareo, lery anefa saropiaro b sy b kestions b @ ze ataonao, nefa refa antsoina d il abrège ny resaka, d refa mba manontany azy enao d avadiny ny resaka? pfiouuuuu (sioka tokana :) ), tsisy relation ankia izany fa d ny manova angamba no mety a!
bon courage na izany aza!
35. diamondra27 ( 28/11/2006 13:31)
tsimatimanota:ie manara maso akaiky ngah sefo e!
le mi-accompagner azy any @ clients sy frns no tsara fa tsy le manao massage ka

...

Tsy mety marina 'zany 1 ou 2fois/ an zany
36. xxx ( 28/11/2006 14:26)
diams ka izay anie anky eh!! tsy mety fa leo laotra aho de ho adaboko any ny 2iny ko!!
37. xxx ( 28/11/2006 14:29)
Mpandefa : MTN [ Valio ] 28-11-2006 01:05:23
Lohateny : Re : ....
diams koa tsy mamaky mihitsy no tena marina.

Fitia mifamaly no mahatsara fihavanana. Ohatra ny tsy mifamaly izany anefa ny anareo araka ny fahazoako ilay resaka, sa mbola tsy noresahanao ny resa-pitiavana?
izy tsy mamaly ko!! fa dia izaho faona no diso aminy na mety ny hataoko na tsy!!
ary efa nolazaiko azy mihintsy fa anga moa dia izaho faona no diso sns, ka ravo tsy miantso kely koa dia midika fa manadino!!
38. diamondra27 ( 28/11/2006 14:49)
xxx: courage akia an
39. xxx ( 29/11/2006 15:06)
misaotra anky diamondra ah!!:P
40. diamondra27 ( 30/11/2006 08:25)
:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3545