izay ve ilay hoe tena tia!!

1. fanaina ( 13/11/2006 15:34)
Izay ve ilay hoe tena tia sa....
Mahita olona iray aho rehefa mahatsiaro ny malalany dia mitomany faona. Ary izy tsy vhv nefa fa lhl.
:-*:-*
2. cutie ( 13/11/2006 15:35)
de tsy haiko njay zany :lol::roll:
3. fasaly ( 13/11/2006 15:36)
azo lazaina fa fitiavana zany satria santimaka mivoaka:-P
4. cutie ( 13/11/2006 15:39)
enti=po loatra njay ka :lol:
5. mandrindra ( 13/11/2006 16:04)
aretina izany kle
6. Fiffi ( 13/11/2006 16:10)
tena santimaka be zany lhl zany ..
7. cutie ( 13/11/2006 16:12)
diso tafahoatra
8. mandrindra ( 13/11/2006 16:17)
mivika izany hoa
9. cutie ( 13/11/2006 16:22)
raha ny fahitako an'zany de izy njay no mila fitiavana :lol:
10. mandrindra ( 13/11/2006 16:26)
mila hitadiavana sipa haingana izany i lery :-D:-D
11. cutie ( 13/11/2006 16:27)
:-D:-D:-D:-D:-D
itadiavo izy ry mandrindra a
12. mandrindra ( 13/11/2006 16:30)
zah tsy mahay mitady :P
13. cutie ( 13/11/2006 16:32)
de avela ho mampa rery eo zany izy :roll:
14. mandrindra ( 13/11/2006 16:50)
ka zah ary tsy manana ko :-D:-D:-D
15. cutie ( 13/11/2006 16:52)
mba zarao le any e :-D
16. mandrindra ( 13/11/2006 16:55)
ka efa hoe tsy manana ko:cry:
17. cutie ( 13/11/2006 16:56)
misy any e :-D
18. fasaly ( 13/11/2006 17:30)
mipôrimpôrina ihany zany ka!:-P
19. fanaina ( 13/11/2006 18:17)
8)ka aty aminko izy indraindray no miteny de tsy hitako izay atao de hoy aho hoe midedava hafa de tsy mety izy ko!! de gaga ihany aho:°)
20. cutie ( 13/11/2006 18:34)
de aza mimenomenona aza we refa tsy hitady hafa:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008