izay ve ilay hoe tena tia!!

41. Aino ( 14/11/2006 19:59)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 14-11-2006 20:02:46
Lohateny : Re : izay ve ilay hoe tena tia!!
ny fitsapàna ndraindray de manome fakampanahy
42. Aino ( 14/11/2006 19:59)
Mpandefa : MTN [ Valio ] 14-11-2006 19:17:33
Lohateny : Re : izay ve ilay hoe tena tia!!
Ny elanelan-tany feno fahabangana.
Ilaina ny faharetana
marina dol izany
43. MTN ( 14/11/2006 20:28)
eny lesy Aino.

Ny an'ileiry koa izy omena fakampanahy indray no mitomany. Ankaherezo ao izy ry fanainina. teneno hoe ny pelaka aza misy mitia. hihihi
44. fanaina ( 14/11/2006 21:21)
:-D:-D:-D
45. antsafa ( 17/11/2006 16:59)
fanaina:

Izay ve ilay hoe tena tia sa....
Mahita olona iray aho rehefa mahatsiaro ny malalany dia mitomany faona. Ary izy tsy vhv nefa fa lhl.
:-*:-*


efa haretina io mahazo anao io, manatona mpitsabo haingana akaiky anao indrindra fa sao de hiparitaka.
46. Aino ( 17/11/2006 19:09)

efa haretina io mahazo anao io, manatona mpitsabo haingana akaiky anao indrindra fa sao de hiparitaka.
tsy izhao ilay mitomany ko!!:roll:
47. oniarilala ( 23/11/2006 12:00)
araka ny hevitro sady tsy marary no tsy adala io tovolahy io !samy manana ny fomba fanehoanay ny fitiavany ary mino za fa tena tia izy matoa mitomany!
tsy ny lehilahy rehetra no ohatra izany koa sambatra izay tovovavy miaraka aminy satria tena tia azy ny fiancé any fa tsy ohatran ny sasany!!

gros bisous à tous!

de mahereza daholo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0074