izay ve ilay hoe tena tia!!

21. fasaly ( 13/11/2006 19:23)
fanaina: atovy hoe zà alaina de mialm ny tantara:?
22. booboo ( 13/11/2006 19:24)
:-D:-D
23. mbaliana ( 13/11/2006 19:36)
:-D:-D:-D
24. cabot ( 13/11/2006 20:00)
ny maha voa anareo kosa tsy mi comprendre lay olona;fa faly manakiana fotsiny;ny fahitako azy dia tena tia izy ary mijaly matoa mitomany foana;mbola tsy voa ireo mahay vava rehetra ireo fa manodiava e!
25. booboo ( 13/11/2006 20:14)
:-D:-D tatsy an'anona tatsy misy manozona ny sasany, zao ndray ty misy miantso tody, ny tsiny sisa angamba hihihihi
26. cutie ( 13/11/2006 20:22)
Mpandefa : cabot [ Valio ] 13-11-2006 21:00:00
Lohateny : Re : izay ve ilay hoe tena tia!!
ny maha voa anareo kosa tsy mi comprendre lay olona;fa faly manakiana fotsiny;ny fahitako azy dia tena tia izy ary mijaly matoa mitomany foana;mbola tsy voa ireo mahay vava rehetra ireo fa manodiava e!

tena tia izy fa mety le vhv no tsy tia azy
ka zay le lazaiko we tsy ampy fitiavana :lol:
de lasa mitomany :cry:
27. fasaly ( 13/11/2006 20:57)
booboo: ny ompa vary raraka mbola ho avy :?:wink:
ny farany hanakatom-baravarana:-D:-D:-D vita ny tantara:-D:-D:-D:-D



ntsoooooo: gros kalin be ho an'i naman'i fanaina an!:cry::-*
28. cutie ( 13/11/2006 21:06)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 13-11-2006 21:14:49
Lohateny : Re : izay ve ilay hoe tena tia!!
tatsy an'anona tatsy misy manozona ny sasany, zao ndray ty misy miantso tody, ny tsiny sisa angamba hihihihi

taiza zany :lol:
29. malalatinasoa ( 14/11/2006 04:43)
Mampalahelo kely kou lery zany.
Dia fantany sipany ve fa mitomany lava lery?
30. soanja ( 14/11/2006 05:23)
mandrindra:

aretina izany kle


=))=))=))=))=))


31. Fiffi ( 14/11/2006 06:16)
:roll::-D
32. xxx ( 14/11/2006 08:21)
Fa nilaozany le sipa nanambady angaha lery sa naninona e? Tena tia izany bandy izany matoa mitomany fa ataovy havoakany izay ao am-pony @ ilay sipa sinon lasa cardiaque an! sady tsy mety sitrany ny fotoana ny zavatra ohatr'izany e!Ataovy tsaboiny le sipa mampitomany azy izy e! sûr aho fa izy irery ihany no ilainy!
33. nikopol ( 14/11/2006 08:56)
mba omeo kely ao izy akia ry fanaina a:lol:
34. mandrindra ( 14/11/2006 09:59)
mety i fanaina mihitsy no tadiavin'i lery fa mba fika fotsiny io e
35. fanaina ( 14/11/2006 11:12)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 13-11-2006 20:23:44
Lohateny : Re : izay ve ilay hoe tena tia!!
fanaina: atovy hoe zà alaina de mialm ny tantara
:°):°)ka izaho efa akaikiny fa panohana fotsony ko!!

Mpandefa : nikopol [ Valio ] 14-11-2006 09:56:32
Lohateny : Re : izay ve ilay hoe tena tia!!
mba omeo kely ao izy akia ry fanaina a
homena@ ahoana aza!!

36. fanaina ( 14/11/2006 11:12)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 14-11-2006 10:59:04
Lohateny : Re : izay ve ilay hoe tena tia!!
mety i fanaina mihitsy no tadiavin'i lery fa mba fika fotsiny io e
ah ah ah tsy izhao ka!!!
37. mandrindra ( 14/11/2006 11:17)
efa nanontanianao angaha izy?
38. fanaina ( 14/11/2006 11:17)
nisy fanotaniana teo fa hadino ny namaly azy tsy haiko izay nanotany azy teo hoe" fatatry ilay vhv ve izany?"
oui fatany fa tsy hitany hono izay hatao fa izay ilay fihainana dia tsy maintsy miharitra, izy manko any Estat Unit dia ilay bandy aty.
39. MTN ( 14/11/2006 18:17)
Ny elanelan-tany feno fahabangana.
Ilaina ny faharetana, feno fandrika sy fitsapana...
40. fasaly ( 14/11/2006 19:02)
ny fitsapàna ndraindray de manome fakampanahy:?:roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079