dia hoe tsy maintsy le8 no lany eo!!

1. bazylou ( 13/11/2006 00:04)
Mahagaga an, hay fatra- mpangalatra toa izany ianareo tim ireto, sa mpijapy train
novalian'i kitjo ny 18/11/2006 06:00
2. bimanoa ( 13/11/2006 05:18)
fatra-pangalatra ahoana ? mba tantarao fa izahay mba liana e
3. kitjo ( 13/11/2006 05:24)
train an'iza?

:-D:-D:-D:-D

an'i pety ve?

hahhahaha...nataoko ny tsy iomehy marina

enao ve aloha teto foana e!
4. Fiffi ( 13/11/2006 06:12)
bazylou:
Mahagaga an, hay fatra- mpangalatra toa izany ianareo tim ireto, sa mpijapy train
ary i bazylou hono maninona ?


5. barry ( 13/11/2006 06:47)
fifi a! aza anontaniana tsony izy fa aleo ho eo
6. tywa68 ( 13/11/2006 07:26)
Aza misahirana mitady candidat hafa hoa fa i ra-8 no tena milay !
7. tsingy ( 13/11/2006 10:05)


aleonay tsis tozay Ra8 e!aleo zay hiova lasitra kely njay so tsy mibaba ntsony kou,zay tsy hinambary @ lalana sy tetezana zany :-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. papala ( 13/11/2006 11:18)
raha tsy mamboly vary angaha hianao hihinana vary ?raha tsy misy ny lalana sy ny tetezana hitaomana ny vary vokatra angaha hianao hihinam-bary ? mba sokafy ny vavahady saina dimy ry lereto a! sokafy ny saina handinika, ny maso mijery, ny sofina hiaino.................fa de ampianarina oh ny zaza vao miteny ve nareo e!:roll::roll::-@:-@:-@:-@
9. heribe ( 13/11/2006 11:20)
:D:evil::twisted::wink:
10. caprio ( 13/11/2006 11:57)
papala:Fa aiza kaloha no misy an-zany toerana be vary sy vokatra tsy tongan'ny fiara zany e,mba teneno kely aloha fa amiko dia efa hatraminizay no tongan'ny fiara na aiza na aiza ao dago,t@ andron'i Radidy wa isika dia nitsikera sy nanakiana foana ary amin'izao andron-dRa8 zao ve de tadiavinareo tsy hisy kiana mintsy,ary aza miresaka politika refa tsy mataty kiana ary ny vavahadin-tsainareo no tena mbola mikatona koa
11. papala ( 13/11/2006 12:13)
modia aty Dago aloha mijery fa tsy nisy an'izany tongan'ny fiara n'aiza n'aiza araka ny filazanao zany teto MADAGASCAR t@ androndRatsiraka e! enareo no tena tsy mahatanty politika rehefa voalaza ny marina t@ androndRatsiraka! satria amin'izao fotoana fitondran-dRavalo zao zahay vahoaka afaka miteny malalaka be mihintsy? Ny anareo efa nakaton-dRatsiraka aminy ny vavahadin-tsainareo?
12. Simpona ( 13/11/2006 12:18)
Tena sûr ve i caprio faefa hatram'zay no tongan'ny fiara na aiza na aiza eto dago hatrami'nizay, Tena tsy mahalala an'i dago miitsy ianao izany. Ngamba ny toerana nahaterahana oihany no hitanao.
13. belaza ( 13/11/2006 13:22)
fa i ra8 kosa aloha tsy maintsy ho lany e na inona na inona kiana eo, za zao efa manao fety sahady satria matoky tena..=D=D=D
14. bazylou ( 13/11/2006 13:35)
alao hatao dia hita eo e, raha manara dalana moa maninona, amin'izay olona efa tany antanimora, tsssss asakasak'izay gadra aloha e
15. kitjo ( 13/11/2006 13:43)

ny mpimenomenona ts maintsy mahita lazaina foana..nefa nge d ravalo iany no ho lany e
16. caprio ( 14/11/2006 00:00)
Papala:mba alefaso lavitra reto ny saina fa nareo ao an-tananarivo ao ve dia milaza fa maharaka ny vary ao raha tsy tongan'ny fiara tany ambanivohitra tany taloha,zany kandreho zany ary efa ela no tongan'ny fiara kanefa anisan'ny dezaka ndrindra zany any @faritry mahajanga iny fa mba manotania aloha,ary mba ahirato ny voamaso fa tsy ny vary sy ny vokatra anie no tsy misy fa ny vola amidy e,zany we ilay karama mintsy no tokony atao sahaza mba ahafahana mividy fa raha miakatra aza ny vokatra dia inona no amidy azy eo,ary mba esory ao an-tsaina wa ilay we refa manakiana an-dRA8 ve dia tsy maintsy Ratsirakista foana,zay lay toe-tsaina tsy mety mmintsy fa zany arema zany no tena fahavaloko zany,zay ilay mahatonga ahy hiteny foana we mitovy fa tsy sahala i Ra8 sy Radidy,ny iray tena tsy nahavita mintsy fa ilay iray ndray dia mahavita be fa saingy tsy ilay voady sy lokaloka tamim-boalohany no vita fa fitaka be vava mba azahoana seza fotsiny
17. tsingy ( 14/11/2006 09:25)

Enao mits le tena mandinika ry Papala, hitanao ny marina ary mitovy hevitra isika an.
Tsy vodink'reto namana fa ny bàbà zao efa 5000f ny kg na t@ le raika talou aza tsy nis anizany.
Ra vo misy marché azon'ny Dago hangoniny ho azy rery.
Tia tena lotra e.
Lokaloka tsy mahalasa lavitra ny andRa8 nareo e.
Na ho any na tsy ho any RATSIRAHONANA ihan :-D:-D:-D:-D:-D:-D
18. caprio ( 14/11/2006 12:01)
tsingy:mba jereo tsara aloha fa i papala anie pomba an-dRa8 e ,ary i caprio io manoratra ho an'i papala io fa mba jereo tsara aloha
19. tsingy ( 14/11/2006 12:08)

Zao vo hitako fa hay tena tsy mandinika njay papala zany an,zay lety mamboly vary a so elà no tsy hibàbà eo:wink: fa tsy mila Ra8 zah RATSIRAHONANA ihan ny ady eo.:wink:
Vava ny enao mipetsana fa ny saina tsy ao mits an:-P:-P
20. caprio ( 15/11/2006 12:01)
Mafinaritra refa tsy namaly ny hevetray nareo fa manaiky matoa tsy miteny e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0515