dia hoe tsy maintsy le8 no lany eo!!

21. kitjo ( 15/11/2006 15:29)
k oe tsingy mbola mila mande mjery maso any @le mpanao maso any suisse!

caprio> mba ataovy midina an-dalana refa manoratra fa sarotra b mamaky azy..raha ts nanoratra an'io enao zao ts namaky an le izy a!

eny e,zany eo iany fa le resaka lalana aho, ra misy ny vokatra efa zava-dehibe le izy aloha satria farafaharatsiny zareo tsy ory sakafo, tsy matin'ny hanoanana..

manaraka izay ilay olona hividy hoy ianao..ny olombelona aloha tsy maintsy misakafo.
Ka teo aloha raha ny mpambongadiny no tonga any an-toerana ary mifampitapita be vo tonga ety @ ville le entana dia miakatra be ny vidiny..

nohon'ny lalana anefa dia afka mitondra ny vokany direct ety @ ville le tantsaha...@io aloha dia sur fa efa hidina b ny vidiny..commerce equitable hoy ny vazah!

vao mainka aza tsara satria amin'io afaka maka taxe kely amidnry zareo ny fanjakana..entina mampandroso (io ndray zao d hitatra ny mpanohitra)...ka na haka taxe kely aza izy tsy mbola lafo toy izay t@ tsy nisy lalana

zany oe tsy voatery ny fanondrotan-karama iany no solution!
22. fijo ( 15/11/2006 21:15)
vita izay ny lalana,inona indray izao?????
23. caprio ( 15/11/2006 23:23)
ktjo:Raha io eritseritrao io no eritseritry Ra8, de manino ary no tsy ny lalàna tany @toerana be vokatra sy vary no natao aloha?
24. pakopako ( 16/11/2006 23:38)
Za ndray alou manaiky fa tena nanao lalana i r8 e! fa saingy lalana misy tombotsoa ho an'i MAGRO no tena namboariny efa tsara aloha izany fa fiainam-bahoaka tsy tafa kosany e! ho amoraina hono ny fitaovana hanaovantrano mba hialofan'ny gasy efa lany izay ny 5taona fa efa any @ 15000f mahery ny vidin'ny tôle,ampy izay ny vitany aloha fa aoka mba ho an'i mahay fatam-bary @izay rangah :lol::lol:
25. fijo ( 17/11/2006 23:03)
tsy aleo ve izy aloha hanoy ny asany de avy eo isika mifidy hafa indray e
26. kitjo ( 18/11/2006 05:59)
ianareo ve aloha mba mahita ny lalana vita?

mandehana @ Tampon'Ihorombe iny..vita dol ny sampanana rht mankany @tany anaty lavaka rht any...betsaka manko ny katsaka sy vary any

izao ny ol afk miakatra ety Ihosy mivarotra ny vokany na Ambalavao.

inona no ataon'ny magro any?

sady zao e! na ho an Magro io na ho an inona, tsy mbola nasiana barazy mitsy oe refa tsy tobil Magro tsy mahazo mandeha.

Tokony samy mieritreritra zay mahasoa azy zany!

Route nationale! dia ho an Magro koa ve?
27. kitjo ( 18/11/2006 06:00)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.206