Tiako Madagasikara

1. sonwin ( 11/11/2006 17:31)
Ny firenena izay hatsangantsika
dia firenena tena vanona
Ka andeha hiaraka hihira isika hoe
"Tiako i Madagasikara" o^o

Sa tsy izay ranamana Bazylou? :°), tohanako mihitsy ny hevitrao amin'ilay 25-30 taona e=D=D
2. bazylou ( 11/11/2006 17:33)
ie dia deba 2 izany an!! aza mba gasy ihany marina
3. sonwin ( 11/11/2006 17:34)
gasy ka milay leroa :@
4. bazylou ( 11/11/2006 17:50)
milay fa mahantra sy be hataka e! ary mivelona amin'ny hatakin'ny sasny
5. sonwin ( 11/11/2006 17:55)
ka ialana amin'ny fahantrana no hanohanana an-dra8 leroa:@,miasa miaraka no fahombiazana fa 'nareo opposition no mivelon-dhataka. raha tsy izany ve tsy hitaraina lava amin vazaha :°). taratasy ho an i Chirac e, ho an'ny masoivoho atsy e ha ha ha
6. kitjo ( 11/11/2006 17:59)
fa ise tsy gasy e? hhihiihhi
7. besoiiin ( 11/11/2006 18:01)
bazylou:

aza mba gasy ihany marina




Gaga iany aho @ty teniningahy, f'angah ialahy tsy mba gasy no manambany trop loatra ohatra izany? izaho dia gasy ray gasy reny ary fier@ maha gasy ahy, ary ny gasy tsy ratsy akory fa ovay ny toetsaina!

rehefa mba nijery ny momba an'ingahy aho ry bazil dia hitako fa pseudo vao noforonina androany ary entina hanakorontanana sy handrangitana eto fotsiny; tsy mba misy akory na dia ny mombamomba anao sy ny fitsipika kely indrindra tokony hatao raha hiditra ho namana. donc tsy namana no tadiavindrangahy ato fa zavatra hafa.

hiverenako ny sujet:
Izaho koa tia an'i Madagasikara
8. kitjo ( 11/11/2006 18:05)
sady aviavy be fa manao adin'ny kanosa ireny satria tsy hahavita inin @ ty propagandy rahampitso e

ny olona milamina tsara zareo mitayd hiakatra mbamin tension-ny..hahahha
9. Lejim ( 11/11/2006 18:08)
bazylou:
milay fa mahantra sy be hataka e! ary mivelona amin'ny hatakin'ny sasny



Moramora ela zandry ah! Tsy ny maha-malagasy anay no attaque-n'la! Raha tsy te ho gasy intsony ela dia ialao ity serasera ity voalohany satria natao hifaneraseran'ny gasy ihany izy ity!
Faharoa lesy aza miteny gasy intsony ah!
10. kitjo ( 11/11/2006 18:31)
reny le mitomany ho vazaha rajim an!

olona tsisy hazon-damosina!
11. bonazy ( 11/11/2006 18:51)
aminay dia tianay foana i Madagasikara,na aiza na aiza no misy anay eto amin'ity globe ity,ary na ratsy io na tsara io dia io foana ny tanindrazanay,ary tsy ho ambanianay na oviana na oviana,ary fier-@maha gasy anay foana izahay,na monina ivelan'ny Madagasikara aza toa anareo namana malagasy maro miserasera eto,
12. belaza ( 11/11/2006 19:04)
bazylou:

milay fa mahantra sy be hataka e! ary mivelona amin'ny hatakin'ny sasny


elà kou mba be zesta eo! za lou gasy sady mbola tsy nangataka tany amlà e:evil:
13. besoiiin ( 11/11/2006 19:05)
mba gaga @bazil io mintsy aho, marina ny an'iLejim, lasa ialahy mipitsika any rehefa hanaratsy ny malagasy, izahay gasy daholo no eto ary aza ambaniana mihintsy ny maha-malagasy anay
14. bazylou ( 11/11/2006 19:32)
ka izany anie no marina e, tsy misy gasy mahavita azy ao, satria hataka daholo no hivelomany..na prezda aza ao ihany no lahasany.
Aiza no hisy gasy ohatran'ny sinoa na ny indianina ohatra, tsy misy creativite, na rigueur pro fa miesona daholo, ka na gasy aza ianao dia aza marary fo fa izany no anao, ohatran'ny maizina ihany, tsy maintsy mivelona amin'ny hataka
15. kitjo ( 11/11/2006 19:46)
zay ko alo gasy foana e
anay io na mahantra na manana!
16. bonazy ( 11/11/2006 19:49)
ka raha maha-tsapa ianao ry bazylou "fa tsy misy Gasy mahavita azy ao"satria hataka no be ,koa ianao io ary ve izany tena mahavita azy?ka sahy manambany gasy ,raha izany dia tsy aleonao ve ry bazylou fongarina hatramin'ny razambenareo any Madagasikara dia atao vazaha koa!!!satria efa nahazo firenena hafa ianareo taranany,tsy fantatro na ny volon-koditrareo koa aza efa novaina,efa naka volon-tany,ary tsy tokony hiteny gasy koa ange ianao eto é! ary tsy tokony hiserasera amin'ny gasy koa é!satria sao sanatria mangataka aty aminao koa é! fa mahantra é!ndrao mba olona diso fandondom-baravarana ary ianao io? sa!!!
17. bazylou ( 11/11/2006 22:42)
ka ereto ao le trefle ary e
18. Zina ( 11/11/2006 23:31)
olona tsisy hazon-damosina

ie no sady kabosy
19. besoiiin ( 12/11/2006 05:21)
kobo ela rabazil a! iza zao no velonataka voalohany tsy ela? lasa misolelaka sy mitsetsitra any @taninolona any! maivana kely le atidoha e
20. fiaritiana ( 12/11/2006 12:19)
nahazo milay ndray ra bazyl dé miseho manaratsy lé tanindrazana marina!!mampalahelo
tsy maintsy miaritra refa te hanana ny tsara e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.153