Tiako Madagasikara

21. fanaina ( 12/11/2006 12:56)
na gasy na vazaha tsy misy olona mavita tena izany eh!! n'aiza n'aiza na mahantsa ianao na manana.
22. kitjo ( 12/11/2006 16:23)
marina izany!
ifaliana izay ananana no sady MIEZAKA ny hanana tsaratsara kokoa..
ry bazil le miandry "miracle mon ami"
23. sasa ( 13/11/2006 08:52)
ary tena mampmé an'ahy koa ity bazylou ity an! mihambo tsy tia vary mohaka nefa mihinana vary sosoa misy lalitra, fa maninona no any andafy any fotsiny ianao no mizesta namambany ny gasy, modia aty mba jerenay aloha ny fikanao, izahay aloha aty fa tsy mbola nangataka taminao any andafy io, sady matoa ianao mankany d mbola nangataka aloha vao tonga tany, sa kosa manana avion otran'i Ravalomanana ianao ka naterin'ny avion manokana tany andafy tany.
Aza d miteniteny foana leroa fa kodiaran-tsarety ny fiainana an!:-D:-D:-D:-D
24. kitjo ( 13/11/2006 13:50)
hahahhah

tonga d voa any @ maharary azy zany kle!

marina znay sasa an!
25. akama2006 ( 13/11/2006 16:28)
tiako i madagasikara fa sty tiako ny Tiako I Madagasikara!

indrindra moa fa ity opportuniste atao hoe rava=potika,lo=simba,manana=manao ampihimamba!:lol::lol::lol::lol:
26. belaza ( 13/11/2006 17:51)
ary ny Marc??? mahazo miteny zay tianao tenenina enao satria zoanao izany, tsy mampiova ny izay ho vokampifidianana eo akory ny tai-bavanao:evil:
27. sonwin ( 13/11/2006 17:53)
sasa> manja ohatran-dry le kozz:-*:*

akama2006> miasa miaraka no fahombiazana ry akama fa sao kosa aza 'nareo nanantena mana avy an-danitra e, ok dia bonne fa Ti-ntsika foana I Madagasikara e
28. akama2006 ( 13/11/2006 18:11)
belaza> aza mamono tena fotsiny letsy ela fa tsy koi natezitra aza a!manjary very ilay sisa fanahy kely ao!ny maha olona anla tsinona efa sty misy ihany!:lol::lol::lol::lol::lol:
29. kitjo ( 13/11/2006 18:34)
kalam iany zareo an

na iza faly na iza tsy faly ravalo ihany ange no ho lany eo e!

eo isika no hiady eo
30. akama2006 ( 13/11/2006 19:12)
kitjo>>(l)(l)(l) izay ilay sty afoizako any kitjo izay morsa kely ziay!:*:*
31. fiaritiana ( 13/11/2006 21:08)
sasa:=D=D=D=D:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0636