ovay ho 25 na 30 taona

1. bazylou ( 11/11/2006 16:58)
ny fanjakan'ny prezda dia lasa izao e, tonga dia lany izy amin'izay sady mety hana-karena be ianareo
2. sonwin ( 11/11/2006 17:03)
tena milay izany ha ha ha, amizay 'nareo vao maika marary an-doha. 5 taona aza 'nareo efa mimonomonoma be...tairo eee ha ha
3. kitjo ( 11/11/2006 17:16)
hahahahhaa

misy tonga d mi signer retraite anticipee amzany kle...

tsisy carriere..lol

4. malalatinasoa ( 11/11/2006 23:24)
=))=))=))

Fa misiter bazylou nga rangitra be? sa sosotsa kely, sa tena mampime?
5. Zina ( 11/11/2006 23:32)
milay ilay 25 na 30 taona ka hihihihih
6. fiaritiana ( 12/11/2006 12:20)
mifampanao nareo nareo dalo ny eto nefa samy gasy lol tsy mba hoe tsika lol:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0484