ovay ho 25 na 30 taona
1. bazylou
(
11/11/2006 16:58)
ny fanjakan'ny prezda dia lasa izao e, tonga dia lany izy amin'izay sady mety hana-karena be ianareo
répondu par fiaritiana le 12/11/2006 12:20
2. sonwin
(
11/11/2006 17:03)
tena milay izany ha ha ha, amizay 'nareo vao maika marary an-doha. 5 taona aza 'nareo efa mimonomonoma be...tairo eee ha ha
6. fiaritiana
(
12/11/2006 12:20)
mifampanao nareo nareo dalo ny eto nefa samy gasy lol tsy mba hoe tsika lol:(
