rehefa tsy hidemissiona dia proclameo avy hatrany

1. bazylou ( 11/11/2006 14:58)
fa i ra8 no lany mba tsy ho lany andro lava izao e
novalian'i akama2006 ny 14/11/2006 09:46
2. sipagasy ( 11/11/2006 15:43)
za mba gaga, sady tsy very fotoana sy vola koa e!!!!!@ fanaovana propagandy hihihihihihi
3. Robert ( 11/11/2006 15:44)
Ny olana anie hoany sasany de hoe élection anticipée ity 3 déc ity de tokony hi-demission Ra-8.

Ary raha natao @ daty tena izy izany io fifidianana io de ahoana? Mila mi-demissionne iany ve ra-8?

4. tenagasy ( 11/11/2006 16:08)
Mankamamy!
Dia tena tahak'izany ve no toetra sy fomba fisainanareo r'i bazylou sy sipagasy?
Tsy mino aho! Sinon: tsy nampoiziko!
Ko raha tsy kilalaon-jaza re izy ity eh!
Hamafisiko ihany fa mila olona manana PUISSANCE izany filoha izany.
Raha kely fananana sy matahotra ho lany vola, inona no ipendipendenana nidirana hifaninana? Pffffffffff!
Mba jereo koa ity lafiny iray ity ra-olona ah, hoe: raha olon-kafa moa no teo @ toeran-dRavalomanana, mety ho nanao ahoana no niseho alohan'ny fiidianana toy izao?
Mirary soa!
5. akama2006 ( 11/11/2006 16:45)
tenagasy> le hevitra anie no tokony ampiadiana fa sty resaka vola sy moyen e!ny fanjakan no miantoka izany raha ny tokony ho izy ,ary izay ilay resaka code electorale mila hamboarina,fa izay eo moa no tompony fahefana ka izay tiany atao io!

raha mahatoky fa manan hevitra mety hampivoatra tokoa i ranamana (ra8) dia tsy atahotra ka manao ramatahora aminy mpifaninana aminy!iray fotsiny amin'ireny ny famelana ny olomboafidy(deputé) hanao famoriana sy mamelabelatra ny tatitra aminy vahoaka nifidy azy!sy ny maro tsy voatanisa....!

rarah olonkafa no teo dia tsy pire noho izao no mitranga! satria ny mitranga izao dia fitiavnatena + fitiavambola + tsy fahaizana politika tsotra izao!

ny politika mitranga izao no mitovy tsy misy hafa ny taminy sosialista !centraliseny avokoa ny rehetra!

tsy diso ny olona raha miteny fa sarina fifidianna no atao fa sty tena izy satria tsy manomboka akory dia efa depart 100 ny kandida any fanjakana!:-D:-D:-D:-D !samy ho velon'aina ahita ny tohiny ary lazao dieny izao ny havana amantsakaiza hanagona ny hilaina fa raha ny fijery azy dia hafampana ny hitranga aao aoriana!efa vory lanina avokoa mansty ny ingrédient rehetra hitrangany tsy filaminana ka dia samia bonne chance e!

tenagasy ,farany,misy fiteny izay manao hoe na ngeza aza ny elefanta ozy ,tranombitsika iray dia mahalavo azy!ny PUISSANCE dia tsy mitondra mankaiza raha tsy misy fahendrena sy fahaizana mitsinjo ny lavitra.
6. sonwin ( 11/11/2006 16:45)
ha ha miaiky resy sahady ry zalahy mpanohitra. Ny tena marina tsy mahita olona afaka hifaninanana amin-dRa8 ry zalahy, dia matahotra fifidianana, dia mitady sy mamorona izao akanga tsy aman'orana rehetra izao
7. kitjo ( 11/11/2006 17:27)
ka ny marina ko ange efa fantatra fa izy no ho lany e

zay no atahoran'ny sasany fifidianana d aleo manakorontana satria fantatra fa ny vahoaka dia handany an ra8

mba manao fair play d asiana fifidianana iany e!
8. besoiiin ( 11/11/2006 17:31)
akama> fa inona ary ity manely tsaho ity, korotana inona no hisy eo?:D:D:D tsy adala wa ny vahoaka ka hanaiky rangitin'ny mpanohitra vitsy anisa izany, raha misy dia misy v ny mpanohitra sy ny partisant any tsy ho 6000 manerana an'i Mcar??? omeko 1000 par province io an, ny tany tamatave izao alou hita fa tsy ampy 1000 akory nefa efa ela iany ilay pub no nalefa we tongava daôly hanakorotana fa ho avy i vatokely.

akama a, sao diso fanantenana eo fa tsy hisy korotana izany aty e:D
9. sonwin ( 11/11/2006 17:32)
izay mihitsy ka, milamina sy maka toerana tsara io
10. kitjo ( 11/11/2006 18:13)
za aloha mahatoky fa tsy hisy korontana be zany eo, hisy ihany fa kely fa tsy hahavanona akory

fa ny frais d'hopital no mety hiakatra be satria betsaka amreo no hiditra hopitaly matin'ny aretim-po
11. sipagasy ( 11/11/2006 18:14)
mmhhh aleo ihany aho hitazana avy alavitra raha izany ry tenagasy annnnn aleoko mifidy aty @ tany ipetrahako aty fa aty ny haiko kokoa raha ny tena marina e!!!!! sy efa mahazatra ahy; toy izay kisarisary atao any Madagasikara aloha e!!!!

Izao aho mbola mamisavisa hoe iza re e!!!! i Sarko sa iza ny ho avy any @ PS??? hihihih
12. kitjo ( 11/11/2006 18:17)
ka ilay izy raha samy hanao anzay nge ry sipagasy d ahoana zany?
mitsoaka andaharana...hafa ny hoe tsy afaka mihitsy!

kanefa a la fin, madagasikarantsika rehetra ihany io znay oe samy responsable daholo isika...tsy ny filoha rery, tsy ny mpanohitra rery, tsy ny mpifidy irery.....afasty ireo milaza ho vazaha taratasy aloha iny ndray intrus e!
13. akama2006 ( 11/11/2006 18:27)
besoin>> tsy manely tsaho aho fa mba miteny izay mba vinavinako fotsiny!

ny olona anie tsy nisy nilahatra fahatany izany rabesoin na t@91 na t@72 na taminy 2002,fa rehefa feno ilay vasy dia mitroatra le olona e!izay no hilazako hoe raha ny zav misy izao dia tsy mahataitra ahy raha hiteraka korontana atsy afara!

ny korontana tsy voatery hoe olona eny andalambe fa rehefa ny ao aminy antenimiera sy ny vondrony mpanohatra n(a lazainao aza hoe 6.000 fotsiny) no tsy manaiky ny fitondrana lany eo dia efa korontana no aterak'izay!instabilité etc...sy izay mety ho tohiny!ny tsy hirariana dia ny misy ra latsaka ohatra ny taminy 2002! satria ny nampandatsadra velona miriaria fatratra fa ny maty angah moa miteny intsony!
8-)8-)8-)
14. kitjo ( 11/11/2006 18:29)
ka misy korontana fa tsy mampiova zavatra ary tsy manelingelina dia tsy maninona

aiza koa moa no his tany d tena oe milamina be zany?

oh vatokely saika hody iny zao d efa o ekorontana nefa tsy nankaiza akory
15. akama2006 ( 11/11/2006 18:37)
kitjo> i pierrot aloha natao ho korontana fa raha ny hevitro tsy misy vokany(korontana)ny fahatongavany !ary raha ilay didy nivoaka no arahina dia tokony ho faly aza ny mpitondra satria mitonotena lery!ny zav nisy anef iny hita iny!dia mipetraka ny fanontanina hoe tsy tena mahatoky ny lalàana avoakny ve ny fitondrana sa ahona,ilay tan-dalana mantsy ny fanarahan ny lalàana no hilazana izay!

fanontanina mivelatra io!

tsy tsara ve moa raha tsy misy ilay korontana,tsy mitondra sao ho an'iza io a iharany avokoa,fa kosa,raha ny mitranga izao dia filma efa nadeha,ratsiraka 2001 koa efa tratr ny toa izao,dia hitanao ny vokany!:{
16. besoiiin ( 12/11/2006 05:38)
akama/ t@ androndratsiraka 2001 kousa alou afa mintsy e, ny potentialité ny mpanohitra efa avob, ny hafanampon'ny vahoaka efa ambonibe, vao nahazo top dia tsy tana daholo ny kil satria efa niandandra fiovana,
ankehitriny nefa tsy izany satria tony sy milamina ny vahoaka, nahatsapa izy fa responsabilité noraisiny no nahatonga izao fitondrana izao, ary des le début dia efa fantany kou fa tsy maintsy mandalo fiafiana izy, ary farany hitany fa tsy nandiso fanantenana azy ny decision noraisiny t@reny 2002 reny,ka izany no mampilamina azy toa izao, tsy adala akory ny vahoaka ry akama a! mahalala ny tokony ataony izy.
au contraire indray ny an'ny mpanao politika niaranitolona t@ reny ka tsy mahagaga raha miaramiosona @reo izay nolazainy fa ho vahavalompirenena taloha izy ankehitriny. tsy ni jouir materielement sy financierement mantsy ry lerony satria maro no tsy nahazo seza raha izay no masaka tao andohany nandritra ireny tolona ireny, izany v no olona mba hitokisana hitondra fanjakana? heureusement fa tojo andra8
17. akama2006 ( 12/11/2006 09:44)
besoin>> tsara anie izany raha tanteraka ny tsy fisiany korontana e!tena izay no hirariana;fa ny antony hilazako ilay "projection" vinany io dia tsotra:

t@2001 ireny dia marina ireo no lazainao ireo ,ary rehefa manontany olona ianao na mpivarotra anana na tompona orinasa na 4mi dia mitovy ny lazainy mitady fanovana("ampy izay,leo an'ity fitondrana ity....")!
izao raha manontany koa ianao dia mahatsapa fe na tsy mitovy niveau taminy 2001 aza le izy dia ny 2/3 ny olona anontanianao dia milaza hoe("iza moa no nanampo....,tsy lasa intsony ity FA mbola tsy hay hoe iza no hasolo azy eo....."),ka raha tafahona ny tia sy ny manina,izany hoe olona iray aminy 13 ambiny mahay na manome fahatokisana azy ireo dia tsy ho sarotra mihintsy ny hiverenany 2001! ary ny mitranga izao ilay ramatahora ny fanjakana izay fanaony ratsiraka t@repoblika faharoa anie ka misakan ny olona tsy ihetsika e!jereo ny nahazo ny seces,ny magistrat,ny mpianatra,ny syndicat etc....,izay ao anatiny atao hoe societe sivily dradradradrainy ny sasany tetsy mahamasina momba ny MAP,nefa fantatra ny rehetra fa ny MAP novolavolaina di avy aminy point de vue ny mpitondra TIM fa tsy miainga tanteraka avy aminy hetahetany tena atao hoe societe civile!
18. bemalaza ( 12/11/2006 10:24)
avelao alo lery mba hanembona farany eo , satria efa manakaiky ilay fotana farany hoy rackiky[na any akotra zany na @ fitondrana , fa aza tsy lany eo fa hongotanay hatramin '.... tsy azo ambara eo, ataonay mamay magro , zay fijalina nahazo anay nadritran'ny fitondrany zay de halainay any @ tiko avokoa .
io ve no atao hoe mangarahara?
kindindren'lah lesy ela ra8.
maba ampitao any io ry akama ,,, efa leo ny tanana , leo didi-jadona.
19. besoiiin ( 12/11/2006 11:59)
bemalaza:

avelao alo lery mba hanembona farany eo , satria efa manakaiky ilay fotana farany hoy rackiky[na any akotra zany na @ fitondrana , fa aza tsy lany eo fa hongotanay hatramin '.... tsy azo ambara eo, ataonay mamay magro , zay fijalina nahazo anay nadritran'ny fitondrany zay de halainay any @ tiko avokoa .
io ve no atao hoe mangarahara?
kindindren'lah lesy ela ra8.
maba ampitao any io ry akama ,,, efa leo ny tanana , leo didi-jadona.


hay v ela ilay jiolahimboto tsy mahazaka daina eto e! rehefa tsy zaka lesy ny tension n'ny fiainana de ipitsio any fa tsy aty no hanamparanla ny maha olona ratsy taiza anla a! ary ela mou taiza no nivoaka no sahy manopa olona tahaka io? sa ela tany @ lavabody no nivoaka?
tsy ny fitenenanla ratsy lesy no handresenla lahatra sy hanindrinla olona eto a, mba misaina fa tsy any antranonlisany akory eto an, ary tsy aty mintsy no hampisehoanla ny maha demony anla


20. besoiiin ( 12/11/2006 12:09)
akama2006:


izao raha manontany koa ianao dia mahatsapa fe na tsy mitovy niveau taminy 2001 aza le izy dia ny 2/3 ny olona anontanianao dia milaza hoe("iza moa no nanampo....,tsy lasa intsony ity FA mbola tsy hay hoe iza no hasolo azy eo

eny ary fa manaiky aho, dia ho itantsika eo raha mitombona tokoa io 2/3 lazainao io, raha mitombina mantsy io dia sur fa tsy ho lany tsony ra8 fa tsy maintsy ilay ny tia sy ny manina araka ny teninao no hipoitra @ valimpifidianana eo, dia hita eo marina we iza ilay tena tian'ny vahoaka.
ny sur mantsy raha ilay olona namaly we iza moa no nanampo dia tsy hifidy andravao ary ilay nilaza we tsy lasa intsony ity FA mbola tsy hay hoe iza no hasolo azy eodia na izy hanao vato fotsy, na izy hifidy ilay noheveriny fa asolo andra8

dia ita eo we mitombona marina v ny sondagendrangah fa ny 2/3 ny vahoaka tokoa dia ireo no heviny.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0092