rehefa tsy hidemissiona dia proclameo avy hatrany

21. akama2006 ( 12/11/2006 13:33)
besoin> ie raha mahita ny hasolo azy ireto olona!hatramin'izao aloha dia ny vola no hifidianany olona fa sty ny hevitra atsipiny kandida ka dia ho hita eo!
22. fiaritiana ( 14/11/2006 09:20)
milatsà akama asolo azy raha mieritreritra ny hahavita e!lol:*
23. akama2006 ( 14/11/2006 09:46)
fiaritiana>dia ho fidinao aho izany an!:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0661