elanelan-taona!
1. fanaina
(
11/11/2006 11:26)
ahoana le manambady mifanelanelana be hireny hoatra hoe le vhv 32ans dia ilay ranga 75ans.
novalian'i degree ny 26/11/2006 17:58
2. fasaly
(
11/11/2006 12:17)
faniana a! raha mety aminy ve lay elanelantaon maninona, ny fitiavana hono tsy misy taona ka refa mifakatia izy mitramy de zay no importansa.....:wink::°)
4. Fiffi
(
11/11/2006 14:45)
fanaina: tsy misy taona akia ny fitiavana an! rehefa samy sambatra fotsiny ny tsirairay de zay no tena essentiel ! :)
6. miangalyandria
(
11/11/2006 15:23)
ianao ity dia mahita fanontaniana apetraka foana an ! :-P ny fitiavana no antony e
8. vale
(
11/11/2006 15:27)
xxx: aminao angaha ny atao hoe fitiavana eny ambony fandrina ihany?:-D:-D:°)
10. fasaly
(
11/11/2006 17:01)
tsy possible raha am zao taona nomen'i fanina zao ny fitiavana eny ambony fanjina, euhhhhhh!75ans veuh???:roll::roll::roll: enjana ihany ka!:? ho anlay rangahy ve moa tsy hasambarana feno fa ho anlay sipa 32 ans euhhhhhh!:roll::roll::roll:
13. sonwin
(
11/11/2006 17:24)
fasaly> matoria am-pilaminana aloha ka:P . Sady i baina ange sur fa tonga de renoka refa mahazohazo tsirony kely e:°)
15. fasaly
(
11/11/2006 18:08)
:-D:-D:-D tahaka ny ahavoazana iany zany lay manambady baina kou!:-D:-Dazo ilaozana kely refa tafatory:-D:-Draha misy miafina ao ambany fandrina mazany zao no tena tsara:roll::roll::roll:
18. Zina
(
11/11/2006 23:39)
ahoana le manambady mifanelanelana be hireny hoatra hoe le vhv 32ans dia ilay ranga 75ans.
oay le tena betsaka lotra zany difference zany ko.
Tsy zafikely ve zany hahahaha
19. fasaly
(
12/11/2006 08:21)
zina:incroyable mais vrai anefa.....tena misy io an!8) fa matetika koa ange ny akabeazany interrêt dool e! mé bon! sam manao zay ahazoany avantazy eo am fiainana:-P
20. Aino
(
12/11/2006 10:23)
eny eh fatatro izany, fa misy olona fatatro mikasika anio dia mande faonany resaka hoe, tena fitiavana ve ny any ry zareo sa....? de mba gaga ihany aho nefa hitako mifankaty be ry zareo.
(fanaina)
(fanaina)
