elanelan-taona!

21. Imahaka ( 12/11/2006 11:01)
fasaly> za volontaire hiafina ao ambany fandriana:-*
22. colar ( 12/11/2006 11:25)
ny fahitako an io de we krizy ny bandy gasy aty andafy,ka tsy aleon sipa v baina sady b sosy,sa hanafatra kof any dago,zay nanafatra itako alo tena fay daol e,tsy haiko we le sipa v no b taimbava sa le bandy no efa mamana plan, fa mitady haka baina anga i aino no manontany an zany,hiihihiii,omeko kofa milay njy ra oh ka,eto aminay eto mantsy to bobaka ihany fa saingy vizana alo e,ny baina kala b
23. fasaly ( 12/11/2006 11:40)
Imahaka:

fasaly> za volontaire hiafina ao ambany fandriana:-*



:?zà ngah manambady antitsa beuh!:?
24. fasaly ( 12/11/2006 11:41)
colar:

fa mitady haka baina anga i aino no manontany an zany,hiihihiii,omeko kofa milay njy ra oh ka,eto aminay eto mantsy to bobaka ihany fa saingy vizana alo e,ny baina kala b

=))=))=))=))=))=))=))=))=))

25. fasaly ( 12/11/2006 11:44)
colar: njy de tena mampmé mitsy tapaka mitsy ato ny tsinaiko no mirotsaky ny fihomehezana ny ranoamso marina:-D:-D:-D:-D:-D:-D
26. Aino ( 12/11/2006 12:15)
Hoy i colar:

fa mitady haka baina anga i aino no manontany an zany,hiihihiii,omeko kofa milay njy ra oh ka,eto aminay eto mantsy to bobaka ihany fa saingy vizana alo e,ny baina kala b

=))=))=))haka ihany ve aho de baina no alaiko:-D
27. Aino ( 12/11/2006 12:16)
Mpandefa : colar [ Valio ] 12-11-2006 12:25:42
Lohateny : Re : elanelan-taona!
ny fahitako an io de we krizy ny bandy gasy
tsy gasy ilay laziako fa vaza.
28. fasaly ( 12/11/2006 12:46)
:{:{:{fanaina: fa gasy kou betsaka no miaraka am baina ka!:?
aino: otran'ny hitako njy milahatra eo akaikinlay baina kely:?:-D:-D:-D:-D
29. degree ( 12/11/2006 15:13)
hoy fasaly :"tahaka ny ahavoazana iany zany lay manambady baina kou!azo ilaozana kely refa tafatoryraha misy miafina ao ambany fandrina mazany zao no tena tsara " fasaly a: raha dinihina io dia tsy misy fitiavana izy roa satria mety fitiavan-karena na fitiavam-bola fotsiny no hiarahan'ilay sipa @ ilay rangahy fa tsy tena fitiavana" ataovy mason-tsokina izy ry kala a! ny kely ananao no ahirato e ! ,izany hoe aza hiafenana ao ambany fandriana izy fa sens contraire "hondano eo ambony tratrany de indre rangahy fa tafiteny heo "aise e le haligny e!" satraia mahatsiaro sambatra izy sady ianao tanora koa anie no hitarika azy hanao sport kanefa aza tonga de hatao kotrana mafy loatra fa na de mouvement de reflexion dimy sy pompe dimy fotsiny aza de ampy sport malefaka e!:=))=))ka jereo raha tsy lasa tavohangy caprice ra baina ka " tanora lalandava " e! mba kaozy:b "izay mahakolokolo manana ny soa e!,fa raha izany de nanina kosa ary ra-baina "tanora tsy nikoby nikoba antitra vao mikapila kapaha e???????????????
30. fasaly ( 12/11/2006 15:32)
degree: ka i bainina mora matory tsy mahavita kotrana kou aiza no tsy asiana miafina any ambany fandrina hanolo azy:-D:-D:-D:-D
marina mitsy zany e! amiko tsy de tena hoe fitiavana be lay izy fa misy zavatra kandranina ao:wink: mé bon! reny antitra reny mora sodoka am fihetsika sy fetsarambalatsihy ny sipakely:-D:-D:-D
31. degree ( 12/11/2006 15:51)
fa aza de hiafenana loatra ary izy e! mba omeo na dia fahafinaretan'ny maso fotsiny ary de ampy ! fa ireny antitra ireny anie miverina ho sain-jaza e, sao antitra vao mankafy ka diso fanantenana eo indry:*
32. fasaly ( 12/11/2006 16:33)
degree: lay manao retour d'azy reny ve zany sainjaza zany de lay mamerina ny teny efa voalaza foana:wink::-D:-D
ary mande mitsy ity sary kely ity tato ho ato an!:*:*:-D:-D
33. Fiffi ( 12/11/2006 16:41)
Imahaka:
fasaly> za volontaire hiafina ao ambany fandriana:-*
haninona hiafina ao ambany fandriana ao ? :roll::-D:-D:-D:-D:-D


34. degree ( 12/11/2006 16:45)
ireny mihitsy ry fasaly a!miverina ho ankizy kely hono ny sain'izy ireny ka matetika antitra vao tena manao rentrapage, ka sao ..........:roll:
35. fasaly ( 12/11/2006 17:05)
ka tsy ho tratran'ny crise karidiak eo ve ! antitra vao manao tsy araka ny aina:?
36. andry08 ( 12/11/2006 17:09)
=))=))=))hay e!
37. vale ( 12/11/2006 17:20)
hihihihihihi:lol::lol::lol:=))=))=))
38. fanaina ( 12/11/2006 17:28)
aino: otran'ny hitako njy milahatra eo akaikinlay baina kely
:roll::oops::oops::-D:-D tsy mety raha mitovy taona any papa ko=))=)) sady saode i papa indray aza no tanora noho i baina kely:-D:-/
39. fanaina ( 12/11/2006 17:28)
fotsiny aza de ampy sport malefaka e!:ka jereo raha tsy lasa tavohangy caprice ra baina ka " tanora lalandava " e! mba kaozy:b "izay mahakolokolo manana ny soa e!,fa raha izany de nanina kosa ary ra-baina "tanora tsy nikoby nikoba antitra vao mikapila kapaha e???????????????
malemy ny tsinaiko marina.
40. degree ( 12/11/2006 18:02)
fa inona ny mampalemy ny tsinain'i fanaina @ izny e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079