elanelan-taona!

41. fanaina ( 12/11/2006 18:11)
ilay fomba firesaka any ilay izy.:roll::oops:
42. degree ( 12/11/2006 18:21)
ka marina anie io e!
43. degree ( 12/11/2006 18:51)
vrais anie io e!
44. Aino ( 13/11/2006 12:39)
Mpandefa : degree [ Valio ] 12-11-2006 19:21:57
Lohateny : Re : elanelan-taona!
ka marina anie io e!
eny eny eh!! izaho anie tsy milaza fa marina na tsy fa tahaka ny nampihomehy ahy fotsony:°)
45. degree ( 14/11/2006 10:31)
ahy ve , ka mba ahoana ary ny hevitr'i dry e?
46. fanaina ( 14/11/2006 11:15)
mety aloha raha toaka tena fitiavana no hiarahany ry zareo fa tsy ilay zavatra hafa eh!!
fa matetika mieritreritra ihany aho hoe raha atrasakiny taonanao iznay ve no hiarahana tsy be laotra¿? tokony mba hoe 10 eo anga ny fara fa behany.
47. degree ( 15/11/2006 02:11)
fanaina:

mety aloha raha toaka tena fitiavana no hiarahany ry zareo fa tsy ilay zavatra hafa eh!!
fa matetika mieritreritra ihany aho hoe raha atrasakiny taonanao iznay ve no hiarahana tsy be laotra¿? tokony mba hoe 10 eo anga ny fara fa behany.



tsy dia maninona loatra io raha misy ny fitiavana
misy rangahy iray izay miteny hoe "hanambadiako ratsy(azo heverina ohatra efa antitra )tsy izarako azy amin'olona,satria izaho ihany no tia azy ka atokisako fa tsy alain'ny sasany,izany hoe misy ny fitiavana eto
48. Aino ( 15/11/2006 10:37)
degree ka sarotra be aminko ny hitia olona mitovy taona @raiko izany aloha eh!!
49. colar ( 15/11/2006 19:42)
mbola maro alo ny hifidianana fa refa sendra ny tsy misy zay ange ka we aleoko ihany alo misy toy zay tsisy e,avy eo dakako baina refa mahazo kofa kely za,na we nde hafarako le kofa keliko any dago na ,na we iza no afaka manafatra ana fa ho avy za,na tonga de mitady vady za ra ol ,otraotran zao ny bandy tadiaviko,misy sipa sahy manao an zany toko v,hiihihiihii,mety ozy ny kof v we sao koks ary zany,atsiarovako an lay hiran ainga ovain francis turbo zay,iny hono za sy enao....etc,efa henonareo v
50. antsafa ( 17/11/2006 16:22)

Ry Fanaina a! , sao de hiteraka olana aminao io rehefa any aorina.
Raha hitady fitiavana marina ianao fa tsy ny tombotsoanao dia haleo hijanona raha io helanelan-taona io no misy aminareo.
I bene ane tsy ahafaka ny sahokonao e!, sao ho tratrany crise cardiaque izy. rehefa avy eo ianao mbola hitady bandikely anala ny sahokonao.
:-*:-*:-*
51. fanaina ( 18/11/2006 09:45)
Izaho anie tsy mitady lhl fa mba resaka sendra nandalo iny!!
52. colar ( 21/11/2006 23:50)
neveriko fa we mitady lela njy saika nomeko an lay cousin ko zay,hendry b zany a,tsy otrana,ahahhhhahha,sady efa misy paps no b sosy,sady tena mety aminjy mintsy ra ny fahitako azy,hahahhah
53. degree ( 26/11/2006 17:58)
Aino:

degree ka sarotra be aminko ny hitia olona mitovy taona @raiko izany aloha eh!!


Ny fitiavana no mikaonty eto fatsy nytaona e!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072