fitiavana ve?

1. ari.malala ( 06/11/2006 14:27)
Miarahaba,

tsy haiko ity na ato na any @ fitiavana no tokony hipetraka fa mba nahalasa ny saiko, fitiavana ve ny lainga? azavaiko, misy lehilahy, efa manammbady, fa misy vhv "tiany" dia mahavatra mandainga @ io vhv io izy fa tsy mbola manambady mba hiarahany @ io vhv io, ary mahavatra mihintsy aza manome toky ny RAD an'ilay vhv fa haka vady sns... fitiavana v zany?
2. mandrindra ( 06/11/2006 14:32)
fitaka azahoana fitiavana, ary mety hiteraka fitiavana.
3. cutie ( 06/11/2006 15:04)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 06-11-2006 15:32:26
Lohateny : Re : fitiavana ve?
fitaka azahoana fitiavana, ary mety hiteraka fitiavana

:-D:-D:-D:-D:-D
4. ninih ( 06/11/2006 15:20)
lainga ve? tsy fitiavana satry mandratra raha hita ny marina
5. cutie ( 06/11/2006 15:21)
fitiavan-tena zany
6. poussy3 ( 06/11/2006 16:22)
:evil::evil::evil:tezitra be za!fa tsy fitiavana izany mandainga zany
7. Fiffi ( 06/11/2006 16:39)
mba mahavita zavatra koh zany bandy zany an! tena :evil::evil: be mihintsy ! tsy hitako zay hoe fisian'ny fitiavana @ zany fa de mpamitaka fotsiny ! shhhhh !!!
8. bonazy ( 06/11/2006 17:09)
fomban'ny lehilahy manambola io...,ary fitiavan-tena satria miaro lainga sy fitaka ratsy be izany,nefa moa asakasakin'ny vehivavy iantefany,izany hoe"amin'ny ankapobeny dia tsy resaka tena fitiavana matetika no hita fa mameno zavatra tsy ampy sy tsy hitany amin'ny vadiny ao an-tranony ilay rangahy "na mba manala azy é! fa raha ivelan'izay aloha dia aleo tsy ho tohizana fa ndrao manafintohina ny lehilahy sasany,
9. rapala ( 06/11/2006 17:19)
mety fitiavan-tena no fitiavana ihany koa - possible ange izany e! Tia be loatra izy diaa manjary mandainga, tsy hoe mi-justifié ny action akory za satria ilay fanontaniana hoe 'fitiavana v izany?' fa tsy hoe mety ny ataony sa tsy mety:wink:
10. Fiffi ( 06/11/2006 17:23)
rapala:
Tia be loatra izy diaa manjary mandainga,
ka tsy vao maika ho gravy ve zany ?


11. rapala ( 06/11/2006 17:25)
ié:)
12. Fiffi ( 06/11/2006 17:29)
de tena tsy hitako zay tombontsoa @ zany an!
13. rapala ( 06/11/2006 17:38)
ka izay ange akia ilay mahatonga ilay fitenenana hoe fitiavana mahajamba e! Tombotsoa hoan'ilay kala no tsy misy fa ny azy v tsy ho vita2 eny fona.
14. Fiffi ( 06/11/2006 18:34)
ari.malala:
ary mahavatra mihintsy aza manome toky ny RAD an'ilay vhv fa haka vady sns... fitiavana v zany?
ny mahagaga ahy @ ity zava-miseho ity de zao: na ho ela na ho aingana tsy maintsy mipohitra ny marina ! de ahoana zao zany ? de tsy maintsy ho fantatrireo RAD ireo ny marina ! de zany ve tsy hoe tsy fanaovana tsinontsinona an'ireo RAD ireo ?


15. MTN ( 06/11/2006 21:45)
fitiava-tena
16. Fiffi ( 06/11/2006 23:05)
MTN: f'ita hoa eh !
17. perfect ( 07/11/2006 09:34)
rehefa mifanaraka izy 2 ry zareo dia mandeha fôna io an!
18. Imahaka ( 07/11/2006 10:11)
mailo ihany anefa fa misy mitady ho fetsy!
19. mandrindra ( 07/11/2006 10:36)
cutie, io njay fa tonga dia mimeme an:wink:

mahavariana ahy daholo ny valinteny ato. ny fanontaniana dia hoe "fitiavana ve?", ny valiny dia tsy maintsy "eny", satria raha tsy manampitiavana izy tsy namorona izao rehetra izao mba hambabo ny fondravehivavy.
avy eo ny fitsarana hoe mety sa tsia, izay indray zavatra hafa.
20. xxx ( 07/11/2006 11:35)
mandrindra:

cutie, io njay fa tonga dia mimeme an:wink:

mahavariana ahy daholo ny valinteny ato. ny fanontaniana dia hoe "fitiavana ve?", ny valiny dia tsy maintsy "eny", satria raha tsy manampitiavana izy tsy namorona izao rehetra izao mba hambabo ny fondravehivavy.
avy eo ny fitsarana hoe mety sa tsia, izay indray zavatra hafa.



Mety azo atao koa hoe tsy tena fitiavana fa "hadedahana" , be zesta izany e, te hiseho @ ilay olona hoe izaho ange izao e, mahavita an'izao ... etc . Ohatran'ny hoe te hampiseho hoe izaho anie izao e ... asa raha azonareo ilay tiako lazaina

Misy koa aretina ilay mandainga a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1646