fitiavana ve?
21. Vahinala
(
07/11/2006 12:03)
Ie fitiavana le izy fa tsy fitiavana ny hafa fa fitiava-tena. Misy karazany le lainga fa ny an'ilay ranamana io zany tsy dia azoko loatra hoe mandainga mba haninona izy, inona no tiany ahatongavana hoe tiany marina tokoa ve le rasipa sa kilalao. Nefa na inon'inona antony foana ny marina e !
22. Fiffi
(
07/11/2006 17:42)
perfect:de ahoana zany le RAD handengaina ?
rehefa mifanaraka izy 2 ry zareo dia mandeha fôna io an!
24. patrick2002
(
07/11/2006 23:09)
mety ho fitiavan-tena mety hotena fitiavana
fitiavan-tena : raha ohatra ka ny ahazo an'ilay sipa no tanjony dia vita
Tena fitiavana kosa raha ohatra ka mahafantatra izy fa raha tsy mandainga tsy ahazo an'ilay sipa mihintsy , avy eo fatorana eo ilay sipa dia voatazona eo amin'izay :-D:-D

25. cutie
(
08/11/2006 00:21)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 07-11-2006 11:36:21
Lohateny : Re : fitiavana ve?
cutie, io njay fa tonga dia mimeme an
ka misy marina ny lazain'i toi de zay no mampime :-D:-D:-D
26. ari.malala
(
08/11/2006 05:50)
patrick2002:
avy eo fatorana eo ilay sipa dia voatazona eo amin'izay :-D:-D
fatorana @ inona?:-D:-D:-D
27. ninih
(
08/11/2006 11:37)
raha tena tia de le vady izany tsy tiana de isaharana! @ zay tsy mandainga intsony fa tsy fitiavana mintsy raha mbola fonosina lainga ao.
28. rapala
(
08/11/2006 14:23)
Hoy i mandrindra
Hoy i rapala[/quote]mety fitiavan-tena no fitiavana ihany koa - possible ange izany e! Tia be loatra izy diaa manjary mandainga, tsy hoe mi-justifié ny action akory za satria ilay fanontaniana hoe 'fitiavana v izany?' fa tsy hoe mety ny ataony sa tsy mety[/quote]
mandrindra:ny kambana ihany no mitovy fisainana raha ny tena marina, fa so d kambana mifanalavitra sy sy mifankafantatra aza isika ireto?:-D:-D:-D
mahavariana ahy daholo ny valinteny ato. ny fanontaniana dia hoe "fitiavana ve?", ny valiny dia tsy maintsy "eny", satria raha tsy manampitiavana izy tsy namorona izao rehetra izao mba hambabo ny fondravehivavy, avy eo ny fitsarana hoe mety sa tsia, izay indray zavatra hafa.
Hoy i rapala[/quote]mety fitiavan-tena no fitiavana ihany koa - possible ange izany e! Tia be loatra izy diaa manjary mandainga, tsy hoe mi-justifié ny action akory za satria ilay fanontaniana hoe 'fitiavana v izany?' fa tsy hoe mety ny ataony sa tsy mety[/quote]
mandrindra:ny kambana ihany no mitovy fisainana raha ny tena marina, fa so d kambana mifanalavitra sy sy mifankafantatra aza isika ireto?:-D:-D:-D
31. mandrindra
(
10/11/2006 17:06)
ataovy size vaovao indray ato amin'ny eritreritra mandalo hoe : mety kambana na mpiray tampo trsy mifanhalala anagmaba eto amin'nu serasera ô. ahoana ny hevitrareo