MBOLA HINO FOTSINY IHANY VE ?......
1. sareraka
(
04/11/2006 18:02)
Fanontaniana mipetraka @ malagasy rehetra io fanontaniana io .Mbla hino fotsiny ihany ve isika mianakavy raha mijery ny zava-misy ankehitriny raha jerena fotsiny ohatra ny resaka solika dia raha ny rariny sy hitsiny tokony hilatsaka ny vidiny nefa akory ny fahagàgàna fa mody nahena dia tampotampoka teo nisondrotra indray!
Ny vidim-piainana efa mila tsy ho zakan'ny tsena intsony hoy ilay mpanakanto namana izay.
Tsy ho ela dia ho avy ny propagandy entina handemena ny saim-bahoaka sy hilazàna izao rehetra izao !
Atao ahoana moa fa ny malagasy dia mora avilivily ka mora manadino .
Efa voa elaela vao tonga saina!
AZA MATAHOTRA HOY IZY FA MINOA FOTSINY IHANY! teo @ 13 mai izany teny nalàza izany 4 taona lasa izay....ka asa mbola HINO IHANY VE mandritra ny 5 taona manaraka ry malagasy ô!

novalian'i kitjo ny 11/11/2006 17:54
2. Robert
(
04/11/2006 18:21)
Ka raha tsy mino fotsiny iany de tsy afaka hifidy..
Tsy maintsy hino ny kobaka am-bava an'ireo kandida 14 ny vahoaka.
Raha tsy afaka mino fotsiny de manaova vato fotsiny, hoe matahotra voafitaka za ka tsy hino fotsiny.

3. kitjo
(
04/11/2006 18:35)
ka ho an ireo kandida 13 hafa dia programa fts no eo, ary tsy hisy hilaza programa ratsy mihitsy ireo fa tsara be daholo..
noho izany raha hifidy andry zareo dia MINO FOTSINY IHANY fa aiza moa no ahalalana?
ka noho izany ALEOKO MINO IHANY ILAY EFA EO..farafaharatsiny efa nisy hita ny nataony
ka raha tsy hino aza dia inona izany no tokony atao ? solution ve ny tsy mifidy sa ahoana moa iznay e :roll:

4. jpeg
(
04/11/2006 19:35)
iza no milaza fa raha homena 5 taona indray Ravalomanana dia hihatsara ny fiainana? mety hoe hovita
tsara ny tanana sy ny lalana fa hoe hanao ahoana ny fiainana hiahatsara ve? 2002 hatramin'ny izao ve hitanao fa nihatsara ve ny fiainan'ny gasy?

5. kitjo
(
04/11/2006 19:53)
tsy misy nilaza fa za no mahatsapa ary mino
ahy manokana izay tsy voatery manaraka ianareo k...saingy hoe izy ihany tsinona no ho lany eo dia prezidantsika rehetra iany izy na tsy nifidy aza nareo
fa zao, iza koa milaza fa raha Ny hasina (ilay tinao0 no eo dia hihatsara KOKOA ny fiainana?
anontanio mailhol....hahhaha

6. belaza
(
05/11/2006 08:32)
sareraka:
Fanontaniana mipetraka @ malagasy rehetra io fanontaniana io .Mbla hino fotsiny ihany ve isika mianakavy raha mijery ny zava-misy ankehitriny raha jerena fotsiny ohatra ny resaka solika dia raha ny rariny sy hitsiny tokony hilatsaka ny vidiny nefa akory ny fahagàgàna fa mody nahena dia tampotampoka teo nisondrotra indray!
Ny vidim-piainana efa mila tsy ho zakan'ny tsena intsony hoy ilay mpanakanto namana izay.
Tsy ho ela dia ho avy ny propagandy entina handemena ny saim-bahoaka sy hilazàna izao rehetra izao !
Atao ahoana moa fa ny malagasy dia mora avilivily ka mora manadino .
Efa voa elaela vao tonga saina!
AZA MATAHOTRA HOY IZY FA MINOA FOTSINY IHANY! teo @ 13 mai izany teny nalàza izany 4 taona lasa izay....ka asa mbola HINO IHANY VE mandritra ny 5 taona manaraka ry malagasy ô!
eny! mbola hino tokoa ra sareraka o! ary mahatoky ny vahoaka malagasy ny aminy hitohizany ezaka natao sy mbola hatao, ary enao mba minoa fotsiny koa fa ho lany 1ere tour ra8!!
7. jpeg
(
05/11/2006 08:44)
kitjo:
tsy misy nilaza fa za no mahatsapa ary mino
ahy manokana izay tsy voatery manaraka ianareo k...saingy hoe izy ihany tsinona no ho lany eo dia prezidantsika rehetra iany izy na tsy nifidy aza nareo
fa zao, iza koa milaza fa raha Ny hasina (ilay tinao0 no eo dia hihatsara KOKOA ny fiainana?
anontanio mailhol....hahhaha
Mino aho satria izy irery ihany no efa niaraka niasa tamin'izay mpitondra rehetra nifanesy teo. Mahay mifandray aman'olona izy izany, no nahavita zavatra ihany koa.
9. jpeg
(
05/11/2006 18:16)
matoa izy zany tsy niaraka niasa tam ra8 dia ao raha? jereo ireo olona niaraka niasa tam ra8 niala daholo, ratsirahonana,...sns
10. kitjo
(
05/11/2006 18:36)
nisy koa ny nalana!
tsy koi zany e,
ny ahy efa mazava moa fa tsy mahatoky azy za d zay!
za koa anefa tsy hoe tsy tia azy fa apres ratsirahonana dia izy fa my favorite is still Ra8

11. jpeg
(
05/11/2006 19:11)
Izaho aloha tsy hafeniko fa nifidy an-dRavalomanana tamin\'ny fifidianana teo, ary anisany nilahatra teny amin\'ny 13 mai, no niandry tery faravohitra.
Tsy hafenina fa hoe nisy ny zavatra vitany lalana, tanana,sns....
Fa hita be amin\'izao fotoana ny elan\'elana amin\'ny mahantra sy ny manakarena.
Mandehana anie ianao ao tana ohatra, fa ho gaga ianao mahita ireo 4x4 maro lafo vidy feno eraky ny tanana.

12. kitjo
(
05/11/2006 19:42)
eny e, tsy manda amzany aho fa ny fanantenako izay INOAKO FOTSINY ihany dia ny hoe hitohy ny asa ka mila miafy kely fa mbola ho avy ny zavatra mivaingana izay ho an'ny besinimaro mivantana
demarrage daholo izao
sady tsy mahatoky aho ny hoe hiova zay zavatra izay @ olonkafa fa samy hameno ny paosiny daholo izay ho avy eo

13. kolokanto
(
05/11/2006 20:49)
Miarahaba ny rehetra!!!
Hoy jpeg:
Fa io elanelana io hoy ianao ve tsy misy any @ tany faran'izay eritreretina hoe matanjaka sy manankarena indrindra?
Ianao ve mihevitra fa manana daholo ny olona any Etat-unis na ny olona any Japon...????
Raha izay aloha ny hitsaranao hoe tsy mahavita azy Ravalomanana dia diso tokoa ianao e!
Hoy jpeg:
Fa hita be amin'izao fotoana ny elan'elana amin'ny mahantra sy ny manakarena.
Mandehana anie ianao ao tana ohatra, fa ho gaga ianao mahita ireo 4x4 maro lafo vidy feno eraky ny tanana.
Fa io elanelana io hoy ianao ve tsy misy any @ tany faran'izay eritreretina hoe matanjaka sy manankarena indrindra?
Ianao ve mihevitra fa manana daholo ny olona any Etat-unis na ny olona any Japon...????
Raha izay aloha ny hitsaranao hoe tsy mahavita azy Ravalomanana dia diso tokoa ianao e!
14. falafa
(
06/11/2006 05:14)
ho an'iireo izay tsy hifidy an-dRa8, mba azonareo ireny homena anarana hafa ve izahay hisafidiananay?
misaotra mialoha
Falafa
misaotra mialoha
Falafa
15. jpeg
(
06/11/2006 08:01)
kolokanto:
Miarahaba ny rehetra!!!
Hoy jpeg:
Fa hita be amin'izao fotoana ny elan'elana amin'ny mahantra sy ny manakarena.
Mandehana anie ianao ao tana ohatra, fa ho gaga ianao mahita ireo 4x4 maro lafo vidy feno eraky ny tanana.
Fa io elanelana io hoy ianao ve tsy misy any @ tany faran'izay eritreretina hoe matanjaka sy manankarena indrindra?
Ianao ve mihevitra fa manana daholo ny olona any Etat-unis na ny olona any Japon...????
Raha izay aloha ny hitsaranao hoe tsy mahavita azy Ravalomanana dia diso tokoa ianao e!
Misy io ary marina ny teninao fa izao, ny andry zareo maro ny classe moyenne (izy ireo no tajaky ny ekonomia), any madagasikara nefa isaina amin'ny ratsantanana.
16. prime
(
06/11/2006 09:10)
falafa> ary nareo kosa v d tsy mandinika mihitsy... ka raha tsy ra8 d mbola misy 13 b zao ireo... d tsy hisy @ ireo v na iray aza fa hitady aiza indray?
17. Mandefitra
(
06/11/2006 11:26)
Prime>ka ny tiany ho tenenina kosa hoe ra tsy ra-8 de iza @ ireo 13 aza no hahavita hitondra firenena ka hanafaka ny gasy @ fahantrana.Za klo tsy mahita, aleoko ihany ra8.Iny mba vita ny lalana,ny sekoly etc...Mba mihinana yaourt sy dibera sy fromage ny gasy fa tsy produit de luxe toy ny t@ andron i deba ireny.Ko nga mo ra8 hampiditra vola ao antokantranonao ka, enao no manezaka ra te ho tafita.Mianatra tsara, miasa, miasa tsara, miasa mafy.:wink:
19. mandrindra
(
06/11/2006 15:04)
zah mino, zah tsy mino, zah mino, zah tsy mino.
lasa finonona sisa.
lasa finonona sisa.