MBOLA HINO FOTSINY IHANY VE ?......
22. vetsoko
(
07/11/2006 13:35)
nino za teo aloha dia voafitaka sady niha nahantra ny gasy,ADALA za raha mbola mino @ manaraka
25. besoiiin
(
07/11/2006 14:40)
mahita ity sujet ity izaho dia nahatadidy ilay fandrabirabiana nataon'i vatokely we: minonoa fotsiny ihany :lol:, izao izy ity ka mitaty ny rabirabin'ny olona sisa.
za kou mino ka! Mino fotsiny iany :D
za kou mino ka! Mino fotsiny iany :D
26. Robert
(
07/11/2006 14:52)
Marina aloha fa betsaka ny fanantenana nomena an'ny vahoaka t@ 2002. Tsy vita daholo izy ireny. Nefa za mahita fa miezaka nanao iany Ra-8.
Tokony hisy aloha ny alternance de pouvoir mba hitandrina @ zavatra atoany ny mpitondra. Tsy misy mpitondra tsy azo soloina izany. Azo soloina avokoa fa miakina @ vahoaka mifidy io.
Nefa indrisy ireo atao hoe mpanohitra aza tsy hita izay zavatra mba arosiny(programme matotra). Tokony Kandida iray no natolotra raha tena tiana hiala eo RA-8.
RAha za manokana aloha de mba efa leo an-dra-8 iany nefa ireo tokony hasolo azy toa voa maika pire hono izy. SAtria na ny hitambatra hanao gouvenement iray aza tsy hovita ireo mpanohitra ireo. Miady an-trano aza ataony.
Minoa fotsiny iany, raha miasa enao de hampian'Andriamanitra.

27. fijo
(
07/11/2006 23:35)
za tsy mino.
-:aminareo ve vita 5 taona ny fanamboarana ny firenena iray?-za tsy mino.
-mino ve nareo fa raha ny hafa no eo,dia hidina ny vidin'ny solika?_za tsy mino.
-mino ve nareo fa raha ny mpanohitra no hitondra eo,dia hitoy izao asa efa natomboka izao?_za tsy mino.
-mino ve nareo fa tena hitambatra ny mpanohitra?za tsy mino.
-mino ve nareo fa hiakatra tampoka ny ekonomia any mada raha vao lany ny hafa???? za tsy mino.
ka satria za tsy mino,dia aleoko ihany mino an dravalo.

28. Mandefitra
(
08/11/2006 10:20)
Fampitahana: any Maurice tany kely io,ny hotely 5 étoiles mihoatra ny 5,ny antsika Hilton irery.Ra mba manangana hotely fandraisam-bahiny manan-kaja isaky ny faritany ireto mpanohitra tsy alehany ireto,mandroso ny fizahan-tany.Zafy any diégo,herizo sy pety fianarantsoa,Voninahitsy ao majunga,lahiniriko ao tulear,rolland ratsiraka ao tamatave...,de mba ampitomboina ny vokatra aondrana fa déficitaire foana ny balance commerciale.Mety handroso gasikara
29. ravatorano
(
08/11/2006 10:30)
ny fako ao toamasina aza hono mbola tsy afaka ihany ka aiza no hanaovany otely sinky etoala zany.
D ry zalah any fianara indray no lazaian d mety any ikalamavony na any ambositra no hasiana an ilay otely lehibe fa ny iray hizahna ny malaso tsy mety foana ary ny iray kosa mba misy an ireo taojavatra mikasika ny zafimaniry ka mety hilay ihany.
Any mahajanga ange efa misy an dry la piscine fa tsy an dry voninahitra ftsinye d ao toliara koa efa mba ao ry zaza club sa any ifaty izay manomboka tototry ny fasika no hananganana ottely izany
raha ny fikan ireo mpanohitra anie d zalah no hitondra d zarazarao hanjakana e d samy mena toerana avokoa d samy mampiditra ny akamany sy ny mpiara mipetsa aminy eo d farany iska hiverina ho petsa tanteraka eto mba kozy any izany e
:wink:

30. akama2006
(
08/11/2006 10:38)
le mino fotiny ihany moa no fanontaniana,ka dia valiana hoe,asa ny hafa fa i akama2006 dia tsy mino mino fahatany izany!satria vao nanomboka ny resaka hoe minoa fa sty misy programa mazava dia efa tsy isany i akama2006. izaho moa dia St thomas be,qui ne croit que ce qu'il voit!:o!
32. kitjo
(
08/11/2006 18:59)
akama> za ko zany ste thomasse...:-D:-D:-D:-D
fijo st pibasse :lol::lol: saim-pibasy k! :-D:^)
fijo st pibasse :lol::lol: saim-pibasy k! :-D:^)
34. besoiiin
(
09/11/2006 06:11)
:D:D:D za kou zany saintômà kou! raha tsy mahita tsy mino! mino aho ankehitriny satria mahita ny zavabita, ary mbola hino satria mbola hamita ny tsy vita...:D:D
35. rakaroka
(
09/11/2006 09:08)
Io lé hoe "Manana finoana e (ny tanjonao banjino)
manana finoana e: ny marina FIHINO
Na inon-kindona e: hijoro hatrany!...
F'izay manam-pinoana e : handresy ny
hiafarany o! ô! ô :P:-D:lol::)
manana finoana e: ny marina FIHINO
Na inon-kindona e: hijoro hatrany!...
F'izay manam-pinoana e : handresy ny
hiafarany o! ô! ô :P:-D:lol::)
36. belaza
(
09/11/2006 09:23)
za ko efa nino taminy izy mbola vao ben'ny tanàna, satria nahita zava-bita(ny fahatsaran'ny tanàna), de mbola mino koa ankehitriny, ary dia mbola hino fa miala tsiny ho anizay tsy mino fa tsy mba namanizay mihemotra ny aty e..:@
37. akama2006
(
09/11/2006 10:16)
kitjo> hita ko saint thomasse be:D:D:D:-D:-D:-D!
belaza,besoin,fijo> marina izany eeee! izay ilay idro kely ny mpandrafitra tsy hitovizana hevitra!:-*:-D:-D
belaza,besoin,fijo> marina izany eeee! izay ilay idro kely ny mpandrafitra tsy hitovizana hevitra!:-*:-D:-D
38. fijo
(
09/11/2006 23:35)
akama ,elahy anie izao mbola tsy atsy tsy ary e.mbola misarika an'ialahy izahay izao.
39. akama2006
(
10/11/2006 12:12)
misaotra aminy fisarihana fa aleho misarika seloto na pmu fantatra hoe chance toa izay hisarika 3 decembre efa fantatra hoe iza no ahazo azy!fa raha mahazo le vola be ve za tsy hanao fety ihany isika eto!:D:lol::lol::-D
40. kitjo
(
10/11/2006 14:00)
fety virtuel ve?8O
ka efa mahalala ihany ange zany ny akama oe iza no ho lany ka izy v d hiavaka @ besinimaro sa ahoana ry akama?
mba tsy te hi-decla fts ohatra andry Avoko!:lol:
ka efa mahalala ihany ange zany ny akama oe iza no ho lany ka izy v d hiavaka @ besinimaro sa ahoana ry akama?
mba tsy te hi-decla fts ohatra andry Avoko!:lol: