inn kay no tena tianareo!
1. Aino
(
02/11/2006 14:51)
@fiainana andavan-andro dia inn no mba tianareo hatao mba mahafaly ny fo nareo!!
ny ahy.
rehefa tsy mandende miaraka @akama dia mijery cinema,mandende eny atendrombohitra indrindra @izao andro izao mafinaritra ny mijery ny lokony ravina rehetra!!
manao sport,mijery magasin sns.
ny ahy.
rehefa tsy mandende miaraka @akama dia mijery cinema,mandende eny atendrombohitra indrindra @izao andro izao mafinaritra ny mijery ny lokony ravina rehetra!!
manao sport,mijery magasin sns.
novalian'i Aino ny 03/11/2006 17:11
2. papillusion
(
02/11/2006 16:16)
:D za miheno hirahira @radio na mandefa mp3 d sady manao zavatra hafa: mihira @parole, manao bricol kely, mitazatazana mpandalo8)...rehefa mahatsiaro tena hoe tsy misy mpanelingelina :cry:fotsiny d faly ny fo e!:lol:
inn zao ny sport ataon'i Aino:?:
inn zao ny sport ataon'i Aino:?:
3. salmo
(
02/11/2006 16:40)
Ny ahy Estrella Damm con 3 chicas x ej: la Fan.. , la An... y la Señai.... = Tsara daholo, tmb musica y nada mas
10. dailynews
(
02/11/2006 23:47)
cutie:
milalao saka :lol::lol::lol::lol:
izaho koa :wink:
mahafinaritra be o..indrindra fa ilay manafosafo ny kibony iny.
12. sasa
(
03/11/2006 04:25)
Aino ny an'any mampiaraka no tiako, d mande minana gilasy satria mafana be ny andro, d minana maskita rehefa soir soir iny:-$
13. mimich
(
03/11/2006 09:00)
sasa>:-D:-D:-D:-D:-D mbola tsy ampy le zavatra ohanina: oh we le OPS mbola tsy voateny,
de le nareo mifanenjika eny ambody fasana koa mbola tsy voalazan-jy.:-D:-D:-D:-D
de le nareo mifanenjika eny ambody fasana koa mbola tsy voalazan-jy.:-D:-D:-D:-D
14. diamondra27
(
03/11/2006 09:28)
nena le mikoty sipa raha lhl za sy mijery sary ato @ serasera fa manja doly le jobany ato :-P saingy za vhv
16. sasa
(
03/11/2006 10:26)
mimich lol adino iny soa fa efa nolazainjy hih ihihh d le d tiako koa le mande mirozy any ambody fasana miaraka am mimich :-D:-D:-D:-D:-D
18. nolalaina
(
03/11/2006 11:30)
Za mihaino hira² ndrindra refa lé tratran'ny nostalgie iny!! :? vô mihaino hira aho dé faly ny foko!!
20. Aino
(
03/11/2006 13:52)
mividy kiraro sy akanjo
ny ahy koa io mba tiako!!
Mpandefa : sasa [ Valio ] 03-11-2006 05:25:20
Lohateny : Re : inn kay no tena tianareo!
Aino ny an'any mampiaraka no tiako
izany koa tsy ratsy ah!!
