inn kay no tena tianareo!

21. diamondra27 ( 03/11/2006 16:43)
zany kay no ilazany kofy oe: mpandany vola ny sipa klé; ilaozanareo manao shopping foana refa otrôtran'izay!
De misasaka ny volana de tsisy vola tsony de miady kely eny aloha de etc.. etc...
22. Aino ( 03/11/2006 17:11)
diams hihihi izaho tsy de mandany firy fa mijery izay tiana de rehefa tonga ilay izay sy izay dia mody mianta kely dia efa azo;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0601