Mpaminany sandoka mampihorohoro vahoaka

1. aokahoahy ( 26/10/2006 12:53)
Mpaminany sandoka mampitahotra ny ^pokona ka tokony samborina ity Maihol ity. Lazainy fa hisy zeny ra mandriaka après eléction. Efa diso hatramin'ny voalohany ange ny faminanianao ry Maihol e ! Hilatsaka de tsy hilatsaka de menatra de mody nilaza hoe tsy hanao mihitsy.
novalian'i kitjo ny 30/10/2006 08:54
2. rabaradaka ( 26/10/2006 12:56)
Marina izany, io razoky io dia manala baraka an'Andriamanitra mihitsy, lery no voasisika vola any dia milaza ho maminany, hitan'ny olona sy fantatry ny olona ange ny mpanome vola anao ka hilazanao izao faminaniana diso zao e. Sambory any rangahy io ry zareo a !
3. Fiffi ( 26/10/2006 16:07)
rabaradaka:
Sambory any rangahy io ry zareo a !
fa maninona raha samborin'i rabaradaka ?


4. robyh ( 26/10/2006 16:24)
raha mpampahory vahoaka izy dia mpaminany sandoka fa Andriamanitra dia fitiavana tsy mampihorohoro fa mampiseho fitiavana manana ny fahadriampalemana ny manana Azy(l)
5. Stone ( 26/10/2006 19:17)
Raha ny faminaniana nataon'ny secte etsy sy eroa no marina dia efa tonga efa ela ny farandro.
6. lagoon ( 26/10/2006 20:26)
Armagedona e!
Aleo anao azy eo fa ho hitan'ny havany eo.

:twisted::twisted::twisted:
7. fijo ( 26/10/2006 22:34)
tsssss aza mihaino vavakla izany wa fa fopla be
8. jentilisa ( 27/10/2006 06:40)
Ilay teny hoe samborina io ka tanterahina no tena andrasany ka! efa naminany anie izy hoe henjehin'ity fitondrana ity ny sekta ary izy no lohan'izany saingy tsy nety nosamborin'ny fitondrana izy hatramin'izao e!
9. tenagasy ( 27/10/2006 09:38)
:-D hi hi hi :lol:
8-) aiza fôna ary le mpisambotra? :evil:
10. mandrindra ( 27/10/2006 11:04)
adalan'izay te hihainao an'i lery izany e
11. papala ( 27/10/2006 11:20)
tokony tsy misy mandeha any @ fivavahany any ireo nasaina de : -tazomina @ vavany izy hoe ; raha misy ny korontana na ra mandriaka, hozy ny filazany maihol, Maihol no manao izany ?

Tena ol miteniteny foana oh adala?:°):°):°)

12. kitjo ( 27/10/2006 11:29)
hihihi

efa betsaka izay nolazainy izay fa tsita zay marina.
13. barry ( 27/10/2006 11:33)
aleo loha ho hita eo :lol:e fa rehefa tsy tanteraka dia ho samborintsika izy=))=));fa iza anefa hono no tena mpanome vola azy hanankirotana e?dia mba sasa koa lery ny miteny zany faminaniny zany an;dia ahona no moa no tena hinonn'ny olona fa tena marina io teneniny io ;sao faminanin'ny devoly fa lery koa no tena tsy maharaka ;
14. kitjo ( 27/10/2006 11:48)
t@Ratsiraka teo aza lay hoe tsy tafala eo @fitondrana hono Ratsiraka raha tsy maty @ 2007..

D aveo ndray ilay hoe Mailhol mihitsy hono no ho lasa mpitondra..

Bla bla foana.

In ndray manaraka e!
15. papala ( 27/10/2006 11:50)
efa hita mihintsy fa devoly no mibitsika aminy de tereny fotsiny ny ol hanaraka izay lazainy:evil::evil::evil::evil:

tena mahay mihintsy ny ntaolo a : "Misy ihany ny adala fa ny ONDRAKONDRAFANA NO BETSAKA"
16. besoiiin ( 27/10/2006 14:12)
@ 2012 hono lery lany prezida! :-D:-D:-D
17. fijo ( 27/10/2006 23:53)
kitjo,tsy haindry kosa fa metytena hofaty ratsiraka amin'ny 2007.andraso aloha vao miteny isika an.
18. kitjo ( 28/10/2006 10:12)
ka ozizy mailhol hoe tsy miala eo @fitondrana lery fa maty ho azy eo..

zany hoe tsy nolazainy aloha na sophie na xavier na izy no hisolo azy e..hihihi
19. rabaradaka ( 29/10/2006 08:00)
Aoka kosa nama fa de rabaradaka ve no asainareo hisambotra mpaminany ? Aoka kosa e ! Fa fanakorontanana saim-bahoaka no tena fositra amin'ity faminaniana ity.
20. barry ( 29/10/2006 15:27)
fa zany moa ve ry rabaradaka dia atao ampikorontana ny sainao a!;aleo ho any zay ho any ;ary ho adalan'izay te hikorontana a@ iazany ;@ izay anie tena faly lery hoe io fa mody tairiko kely fotsiny dia mikorontana:Ka milamina fotsiny ihany:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081