Manantona an'ilay milaza azy ho mpaminany . Anontanio izy hoe : Ohatrinona ny vola ato anaty paosiko . Raha mahamarina izy dia mety hisy chance ny tombana nataony momba ny aorian' ny fifidianana .Raha tsy mamarina kosa izy dia Omeo ny sahaza azy
Aza miala amin' ny jesosy kristy Tompo e.