I anona ihany no i anona
1. hery
(
25/10/2006 16:25)
Tato ho ato aho dia misy namana mandefa hafatra hoe i anona ihany no i anona. Tsy voavaliko intsony fa dia ataoko valy bambaray eto...
Tsy mampaninona ahy mihitsy na i anona ihany no ianona sy ianona sy ianona. Manana droit hiafina ao ambadiky ny solonanarana daholo ny tsirairay eto. Tsy voatery ho olona misokatra daholo akory... fa samy manana ny toetrany.
Fito taona izay ny serasera.org fa angamba ny 1%-n'ny mpikambana ihany no fantatro. Tsy mampaninona mihitsy ny tsy mahalala izay tsy te ho fantatra... izay te ho fantatra no manamafy fihavanana.
Koa aoka izay ity mifampijery hoe iza i iza ity :-)
Ny tenanao jerena raha tena ianao marina fa tsy olon-kafa :-p

novalian'i kala ny 13/11/2006 13:51
3. fasaly
(
25/10/2006 17:03)
i hery: ny eto am namana ankapobeny ve izany hoe i anona ihany no i anona sa ato fourm fotsiny na karajia:wink:
4. ftma
(
25/10/2006 17:18)
Fasaly: ao @ karajia ao ihany no manontany fa tsy mila manoratra any @ Hery :wink:
5. fasaly
(
25/10/2006 17:21)
fmta: zà tsy nanoratra tany am hery fa toko ho fatatsa fotsiny hoe lay oul manontany io! eto am forum no tiany hanotaniana sa any am karajia:wink::-D:-D i anona ihany ve no i anona....????
6. ftma
(
25/10/2006 17:30)
fasaly niova atramin'ny ps :D ftma fa tsy fmta :( izay indray no tsy haiko fa ao @ chat aloha dia be dia be miova ps avy eo izay mahalala maka pv miteny hoe i anona ihany io, izaho ko manontany draidray fa misy miova ps hanadalana fontsiny
8. Fiffi
(
25/10/2006 17:38)
hery:de mazava be io zany de aok'zay de :) de ampy !
Koa aoka izay ity mifampijery hoe iza i iza ity :-)
9. andry08
(
25/10/2006 17:56)
Tena marina io fa misy dia mandany andro mihintsy hoe i Rakotozanany ihany no Stanislas(asa raha tadidinareo io resaka io).Oh rey olona e!
Efa hoe solon'anarana koh!
Efa hoe solon'anarana koh!
13. vale
(
25/10/2006 19:54)
fasaly:hita hoà :lol::lol::lol::lol:tsss hihihihi
:-D:-D:-D:-D mba kiriézy kou zany oul zany:-D:-D:-D
14. Zina
(
25/10/2006 20:35)
cutie [ Valio ] 25-10-2006 21:27:05
Lohateny : Re : I anona ihany no i anona
za tsy mahazo resaka
Za ko tsy mahazo resaka:roll:
16. Aino
(
25/10/2006 20:54)
Mpandefa : vale [ Valio ] 25-10-2006 21:54:37
Lohateny : Re : I anona ihany no i anona
Hoy i fasaly:
mba kiriézy kou zany oul zany
hita hoà tsss hihihihi
:-D ny ahy azokazoko ihany fa mbola mila fanazavana fanampiny :-D
17. xxx
(
25/10/2006 21:43)
zalongany de nanao an'io mintsiny fa refa hitan'i Hery hoe tsy nety de tsy atao intsony :oops:
18. Fiffi
(
25/10/2006 21:48)
cutie , Aino : ohatra zao hoe zah nandefa hafatra tany @ i Hery milaza hoe i cutie ange ry Hery ka i (iza re eh ? ) hiany eh ! ohatra io an! na i Aino ange ry Hery ka i cutie hiany eh! de hoe aok'zay fa tsy tsara ireny !
19. vale
(
25/10/2006 21:48)
Zina, cutie: heuuu.. :°)zà kou aza tsy de maharaka fa ny fazoako azy de te hafantatra ilay ol ao ambadik'ilay ps :)