I anona ihany no i anona
44. colar
(
03/11/2006 06:58)
fa io alo d fantako fa tsy maintsy sipa no manao an io,otran tsy mampino ihany ra mbandy no hiteny we tandremo fa i colar anie sady zao no zao,tsssssss.ozy sefo we ny tenanao alo jerena fa aza mijery ny hafa,ilaozana mitsikilo fotsiny fa tsy atao zay azahoana namana,azoko antsaina ihany ny manao an io ka,ol tsy maintsy eto matetika,mahafantatra ny kof retra ato,ary milaza ny momba an iny kof iny,ol mbola tsy,mialona ny sipa hafa ra vo mitady ahazo kof ato ny sipa 1,defa avy izy am angady sy harona we tandremo fa zao iny an,mody mba we akama b izy am zay fa mandefona anao sipa io nefa izy,tandremo ry sipa akama fa akaiky anao iihany ny mamingana anao,hahaha,ny aty efa vita vaksiny am zany
45. ari.malala
(
03/11/2006 07:49)
colar, omeo fitaratra aza hoe za hijerevako ny tenako! :^) tsy mahafaty ve zany mandefona izany ry colar?:roll::-/
46. ftma
(
03/11/2006 07:52)
colar: ny bandy no tena manao an'io ko indrindra rehefa mikoty tsy mahazo iny :wink: na bandy hafa no nahazo ilay tiavina :roll:
47. colar
(
03/11/2006 20:23)
mety we bandy zany no mikozy am sipa we tandremo fa iny ange ka 10 ny vadiny 20 ny zanany ,tsy hay tsony marina alo e,fa ny haiko fotsiny de we misy misaboty fona refa mitady ho manga ny resaka,ny mampalahelo ana de we le sipa tokony mba ahazo fitiavana b avy am kof d gafin sasany fotsiny,maninn nefa ra avela any izy reo d zay hifanarahany any ko,fa otran we le service de rens no mahalala ny ao ampon tsi11,mampite hanompa b le ol manao an zay,hahhahhah,soa ihany za fa calma,
50. ftma
(
04/11/2006 09:10)
colar: fialonanana mahatonga izany e indrindra hoe rehefa tsy azo le sipa de atao izay haharava ny fitiavany :wink:, fa ilaina ihany le i anona io fa tsy i anona tao @ chat za nisy niditra t@ ps hahalana anao de nisy niteny hoe tsy colar io fa i anona ...
cutie inona io?
cutie inona io?
51. kitjo
(
04/11/2006 09:33)
za ihany ary ve ity?
hiihihhi
t@ 2004 aloha za nanana ps iray izay e, ataoko fanadalana olona :-D:-D sy rehefa manao resaka adala fa izao na ilay izy ary tsy tadidiko tsony hoe inona moa ilay ps izay ..indrindra moa fa ny tenimiafina..mety efa maty aza
fa h@ zay d kitjo iany no kitjo :-*

52. kala
(
04/11/2006 09:53)
ari > tsy mpankany amin'ny karajia hoa zà fa raha hanao shopping dia teneniko toi. zany an! tsy hoela io ê!:-*:-*:-*
ravato > zà aza mba nalahelo tsy nihaona taminareo rehetra teny vontovorona kou!
"kala" hoa fa tsy ikala. andrekaky ô! hifangaro eto ny kalalao sy ny kalamita ny farany :wink:
"kala" zany iray fa tsy roa, zany hoe "kala" dia le anarana tena iantsoana azy andavanandro zany no olona iray :-*:-*:-*:-* daholo
colar < :roll::roll::-D:-D:-D:-D

53. colar
(
06/11/2006 19:14)
amiko alo tsitako le itnenenana am ol we tandremo fa tsy i x io fa x e,otran we miditra am resak ol ary, malahelo angamba le manao an zany v fa tsy mba ampiresahana na we tsy kotina,fa ny fahitako an zany ange d manao zay tsy hiresahana e, atao zay hialan le ol pas ,tsssssssssssssssss, za efa haiko fa misy manao an zany fa tsy rarahako ntsony zany,za no colar 10 ny vadiko 20 ny zanako 4amis b za, mamolava,rarst tare,b kibo,orera,d in ko,za nefa mila namana,diso v za amzany ary,ny sasany to tsy hay,ohohooohoohhoohohohohohohohohoh,mamo ko za zany le ,oay azafady ra ol a
54. sasa
(
07/11/2006 04:31)
hih ihih za aloha d tsy d miasa saina loatra amzay te-hiafina, ny an'ahy izao ity sady miasa am karajia no miasa aty am forum, nefa koa manana ps za any am karajia izay fantatry ny rehetra hoe za ihany io,safidiko manokana izay, za nefa tsy miafina, fa ny tena mahagaga koa mantsy matetika d ny namana sasany mbola lany andro mitady hoe iza no iza???? taraiky eo fa i ravatorano efa mahay an'i anona ihany no anona :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
colar in indray ity rediredy be ity izao
colar in indray ity rediredy be ity izao
55. xxx
(
07/11/2006 07:39)
colar:
amiko alo tsitako le itnenenana am ol we tandremo fa tsy i x io fa x e,otran we miditra am resak ol ary, malahelo angamba le manao an zany v fa tsy mba ampiresahana na we tsy kotina,fa ny fahitako an zany ange d manao zay tsy hiresahana e, atao zay hialan le ol pas ,tsssssssssssssssss, za efa haiko fa misy manao an zany fa tsy rarahako ntsony zany,za no colar 10 ny vadiko 20 ny zanako 4amis b za, mamolava,rarst tare,b kibo,orera,d in ko,za nefa mila namana,diso v za amzany ary,ny sasany to tsy hay,ohohooohoohhoohohohohohohohohoh,mamo ko za zany le ,oay azafady ra ol a
k' efa hoe wé mampidégany hono le fampesana ps marobe :-D
Araka i colar daholo ve zany vady 10 izany:lol sa mba fantasme :(:(:(
56. ftma
(
07/11/2006 08:12)
sasa ve no ...:-*
za ko aloha hafa ny ps-ko ato hafa ny ps chat fa raha misy te hafatatra de izaho ihany no milaza azy
colar: tena colar ve io :wink:
za ko aloha hafa ny ps-ko ato hafa ny ps chat fa raha misy te hafatatra de izaho ihany no milaza azy
colar: tena colar ve io :wink:
58. Fiffi
(
07/11/2006 17:02)
colar:aiza moa no ho raisin'ny namana ho sérieux enao ? :wink::-D:-D:-D
ohohooohoohhoohohohohohohohohoh,mamo ko za zany le ,oay azafady ra ol a