tao tsy tazana tsony
1. Aino
(
15/10/2006 12:02)
ary tao tsy tazana hintsony hoa i bedada eh!!!
any ka matetika tsy misy dadabe antsoina hintsony :lol:
any ka matetika tsy misy dadabe antsoina hintsony :lol:
novalian'i diamondra27 ny 05/11/2006 10:45
4. Fiffi
(
15/10/2006 13:42)
Aino: efa io sariaka zany hanolo azy eh!
Ié ! ny an'i Aino de zay tsy hita tadiavina foana fa ny hita heu....:)
Ié ! ny an'i Aino de zay tsy hita tadiavina foana fa ny hita heu....:)
5. Aino
(
15/10/2006 15:41)
hery hihihi izaho izao mitady any le namana @chat taloha hireny fa tsy misy tazako hintsony!!!
Fiffi :)
ka izay efa hita aloha dia mba tsara fa atao inn dedavina hintsony fa izay tsy hita no dedavina mba hiverina.
Sariaka misaotra aza eh!!
Fiffi :)
ka izay efa hita aloha dia mba tsara fa atao inn dedavina hintsony fa izay tsy hita no dedavina mba hiverina.
Sariaka misaotra aza eh!!
9. kala
(
16/10/2006 12:17)
aino > lasa niverina ho zazakely angamba i dadabe
Ny olona manko rehefa miha antitra dia miverina toy ny zaza :roll::roll::roll::roll:
zà koa reitsy mba nahatsiaro azy saingy "antsoina tsy manoina ange izy ê!" :(:(:(
aleo ny hita no hifikirana mafy :lol::lol::lol::lol:

10. ninih
(
16/10/2006 13:40)
aino: tsy aleo ve ny hevitr'i kala no arahina e! ze hita hifikirana mafy hono e! :-D
11. cutie
(
16/10/2006 13:54)
Mpandefa : naritsimba [ Valio ] 16-10-2006 08:56:44
Lohateny : Re : tao tsy tazana tsony
???????????
:roll::roll::roll::roll:
16. ninih
(
18/10/2006 08:58)
ôôôôô^!!! lasa aiza e! fa nankaiza i naritsimba teo iny, no "??????" nijoro? :roll: :-D
18. Aino
(
18/10/2006 10:19)
mdrrrr ary izy anie hita ary @ sisitsisiny ary ihany matetika fa mihafina eh!! de mody tsy miteny mihintsy.
hummm misy mitady koa aza i naritsimba :-D:-D
hummm misy mitady koa aza i naritsimba :-D:-D