tao tsy tazana tsony
25. Aino
(
19/10/2006 09:04)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 18-10-2006 23:43:08lasa nanao akiafina niaraka any herimiafina any dol angamba!!
Lohateny : Re : tao tsy tazana tsony
i herimiafina koa tsy hita intsony.fa aiza ary ry aino?
26. Aino
(
19/10/2006 09:05)
Mpandefa : Zoniaina [ Valio ] 19-10-2006 06:13:13ny ahy koa dia efa ela aho no nanahelo azy hireny fa tao tsy niverina hintsony ka dia tsy maintsy mihonona.
Lohateny : Re : tao tsy tazana tsony
aiza koa i Fanja , akamatiana yonikafopl........
30. miangalyandria
(
19/10/2006 12:55)
Mankanesa aty Chine izay mitady an'i dadabe e, izany koa ve dia ataonareo hanahirana ! :-D
Aino : Malahelo an'i dadabe i Aino ? Avy aty !!!:-*
Aino : Malahelo an'i dadabe i Aino ? Avy aty !!!:-*
31. cutie
(
19/10/2006 14:14)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 19-10-2006 13:13:37
Lohateny : Re : tao tsy tazana tsony
allo, allo, filazana :
mitady mpitsongo dia mahery
fa maro no mitady ny very
:-D:-D:-D:-D
33. miangalyandria
(
19/10/2006 15:26)
Misy lehilahy mitondra ny anarana hoe Miangaly angaha ry Sonwin :?::?: Hay, tsy fantatro indray iny ! :-D:-D Ary tsy i dadabe ihany anie no malagasy eto chine e ! eto amin'ny province misy anay fotsiny no efa misy roapolo latsaka donc .... :-P:-P tandremo tara amiko eo an ! izaho sipakely sady tsy mbola nivadika taranja :-w sauf hoe Angelina Jolie angaha ianareo :-D:-D:-D amin'izay aho mety hieritreritra :-$:-$
35. miangalyandria
(
20/10/2006 03:00)
koa raha tsy hoe Elodie Gossuin no anarako koa ataonao hoe asehoy aza hoe hahaha =))=)):-@
36. Aino
(
21/10/2006 19:53)
tandremo tara amiko eo an ! izaho sipakely sady tsy mbola nivadika taranja sauf hoe Angelina Jolie angaha ianareo
hahahahaha
37. ninih
(
26/10/2006 12:55)
Fa mafy izany fitadiavana an' i dadabe izany marina! mba mivoha hono re e!