\\je t\'aime

1. xxx ( 12/10/2006 19:20)
toa lasa madeh ho azy fotsiny le fitenenna ny lay "je t'aime"lolol @zao fotoana zao
na dia tsy misy fitiavana akory ao am-po fa lasa2 fotsiny!!
nareo ve tsy mahatsapa zany
indrindra 2 ny lhl
ny teny hono manidina lasa ny rivotra fa ny soratra mipetrka ho tantara,fa ny porofompitiavana tsara ndrindra dia ny mifanao soa (l)
novalian'i racox ny 18/11/2006 08:30
2. Fiffi ( 12/10/2006 19:31)
xxx:
,fa ny porofompitiavana tsara ndrindra dia ny mifanao soa (l)
ilaina io teny io kah!@ fomba ahoana moa no hahafantarana fa tia le olona raha tsy milaza an'io ?sa ve ho vitan'ny hifampijery fotsiny fa tsy hisy hiteny de zay fa mazava hoe tiako enao na tia ahy izy de zay ? mazava ho azy ?


3. cutie ( 12/10/2006 20:00)
:lol::lol::lol::lol:
4. simplex ( 12/10/2006 20:45)
je t'aime :-P
5. cutie ( 12/10/2006 21:17)
iza no ataon'i simplex je t'aime :roll:
6. malala2006 ( 12/10/2006 21:27)
aleo lay olona miteny hoe je t'aime fa refa tsy rarahiny zay koa ange ka na velouma aza tsy azo e fa rabe loatr koa lay izy de leo be mihaino azy de zany
fa ilaina kah
7. titis ( 12/10/2006 22:48)
ianao lazaina ihany de malala hoe tia ahy marina ty olon aty na tsia.Asa aloh e!
8. cutie ( 13/10/2006 00:17)
ohtran'ny marina ihany io lazain-jy io ry titis:lol:
9. Fiffi ( 13/10/2006 05:39)
teny kely midika zavatra bdb!
10. fiderana ( 13/10/2006 06:42)
xxx>> ahoana ary ny fomba hilazako aminao fa tiako ianao raha toa ka tsy hampiasaina io teny iray io, sa t'onde hataoko bisou ianao dia fantatrao avy hatrany hoe tiako ianao? nefa raha mba tsy mifanakaiky koa anie tsy mety io t'onde hanao bisou io ê!, noho izany tsy hitako ny fomba hafa hilazana izay ato anatiko afa tsy io teny io kely mahafaoka be io.
11. hery ( 13/10/2006 08:20)
Ary raha atao teny gasy hoe Tiako i anona :-p
12. ikalakintina ( 13/10/2006 09:29)
raha mba avy am fo mou manina fa misy anie pli vava fotsiny e!:oops:
13. cutie ( 13/10/2006 09:51)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
14. KotoB ( 13/10/2006 12:20)
hery:

Ary raha atao teny gasy hoe Tiako i anona :-p



lasa i Ra8 no faly²:-D:-D:-D
15. kala ( 13/10/2006 12:22)
zà ndray aloha dia mila an'io teny io rehefa mba miaraka amin'ny olon-tiako ê!

nefa ny fihetsika sy ny fiainana iray manontolo ange dia ahatsapanao fa tia anao lay olona ê! saingy rehefa mba misy "je t'aime" le izy dia mbô "rassurée":oops::oops:

fa tsy hoe izay mandalo koa no hiteny "je t'aime" dia hohenoina sy raharahiana, lasa vorona azon'adala ndray le izy.

hery > na teny gasy le izy tsy maninona ka! mety foana :wink:
16. Fiffi ( 13/10/2006 17:58)
nefa mahafatifaty be sy mahafinaritra mihaino hoe "tiako ianao" :)
17. cutie ( 13/10/2006 20:15)
zany ve ry fiffi :-D:-D:-D:-D
Za mbola tsy naheno manko :-D:-D:-D:-D
18. Fiffi ( 14/10/2006 06:59)
cutie: :wink: :-D:-D marina ve akia zany ? hummmm ! teny kely feno ....:)
19. cutie ( 14/10/2006 09:42)
:-D:-D:-D:-D:-D
ie
20. Fiffi ( 14/10/2006 10:08)
zany an! hummmm ! ka maninona raha mitady an'zay te-hiteny an'io ho andry ? hihihihi :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3557