\\je t\'aime

21. cutie ( 14/10/2006 10:47)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
22. Fiffi ( 14/10/2006 11:25)
nga akia ratsy zany ? hummm ! :)
23. lanto ( 14/10/2006 11:34)
cutie:

:lol::lol::lol::lol:



:)
24. lanto ( 14/10/2006 11:34)
cutie:

:-D:-D:-D:-D:-D:-D



:):)
25. lanto ( 14/10/2006 11:35)
cutie:

:-D:-D:-D:-D:-D
ie




:):):)
26. lanto ( 14/10/2006 11:35)
cutie:

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D



:):):):)
27. booboo ( 14/10/2006 11:41)
:-D:-D
28. cutie ( 14/10/2006 12:08)
vo maika:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
29. cutie ( 14/10/2006 12:09)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 14-10-2006 13:25:43
Lohateny : Re : je t'aime
nga akia ratsy zany ? hummm !

matoa ve za mihomehy de ho ratsy zany:wink::wink::wink::wink::wink::wink::wink:
30. Fiffi ( 14/10/2006 15:02)
cutie: an3 kah! tena tsara ! jereo ange ireo nalefan'i Lanto rehetra ireo eh ! midika zany fa tsara sady hummm ! misy tiako ianao angamba any ambadika any an! satria toa tsiky lava no hummmm ! hafaliana re zany eh ! :)
31. cutie ( 14/10/2006 15:55)
fiffi
tsy azoko ny lazain-jy:roll::roll::roll::roll:
32. Fiffi ( 14/10/2006 17:44)
miteny fotsiny aho hoe jereo daholo ange ireo nalefan'i Lanto ireo eh ? ndry mi-:lol::lol: na mi-:):) na mi-:-D:-D:-D fotsiny de midika zany ho ahy fa faly ndry satria nahazo "tiako ianao" ?
33. cutie ( 14/10/2006 19:20)
:-D:-D:-D:-D:-D
hafahafa koa ny fandraisan-jy azy
Efa we mbola wa :-D:-D:-D:-D
34. Fiffi ( 14/10/2006 21:38)
:-D
35. cutie ( 15/10/2006 15:47)
:-D
36. Fiffi ( 16/10/2006 06:15)
i xxx toa tsy hita intsony ? sa nahazo "tiako ianao" tany ho any ?
37. zoklbfkfk ( 16/10/2006 08:01)
:-D:-D
hisy manja noho ny "tiako ianao" aiza nefa!
ny ahy zao mba hitady izay azoko hitenenana an'io atsy ho atsy fa mba efa ela ihany 'zay tsy niteneneko an'io zay. Sady izao sipa gaigy rehetra zao ve dia homena an'io.
:roll:
38. Fiffi ( 16/10/2006 18:04)
zoklbfkfk:
Sady izao sipa gaigy rehetra zao ve dia homena an'io.:roll:
:roll::roll:


39. cutie ( 16/10/2006 18:15)
:-D:-D:-D:-D:-D
40. Hubert ( 18/10/2006 14:20)
Ary hono hoà e! koa raha manao demande direct indray @ ilay tena safidinao; surtout ho anay lhl; hoe "mba tiavo anie za e!" de aseho daholo izao fihetsika maneho fitiavana rehetra izao.
Sa ahoana no hevitra ry zalahy? satria misy engagement kokoa mantsy raha izay no tenenina ô:!:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5163