\\je t\'aime

41. cutie
(
18/10/2006 14:32)
ka raha efa tsy tia anao hatramin'ny 1 ve le bandy de lasa ho tia tampoka refa manao an'reo voalazanao reo :lol::lol::lol::lol::lol:

42. Hubert
(
18/10/2006 14:41)
Ary hono hoà e! koa raha manao demande direct indray @ ilay tena safidinao; surtout ho anay lhl; hoe "mba tiavo anie za e!" de aseho daholo izao fihetsika maneho fitiavana rehetra izao.
Sa ahoana no hevitra ry zalahy? satria misy engagement kokoa mantsy raha izay no tenenina ô:!:
Sa ahoana no hevitra ry zalahy? satria misy engagement kokoa mantsy raha izay no tenenina ô:!:

43. mimich
(
18/10/2006 14:45)
xxx:
toa lasa madeh ho azy fotsiny le fitenenna ny lay "je t'aime"lolol @zao fotoana zao
na dia tsy misy fitiavana akory ao am-po fa lasa2 fotsiny!!
nareo ve tsy mahatsapa zany
indrindra 2 ny lhl
ny teny hono manidina lasa ny rivotra fa ny soratra mipetrka ho tantara,fa ny porofompitiavana tsara ndrindra dia ny mifanao soa (l)
xxx> lasa we am-bava taralila fa am-po tsy tia ve ????

44. Hubert
(
18/10/2006 15:07)
Aiza kos'e! ny fiheverako azy aloha sarotra no milaza @'ol iray hoe mba tiavo zah; raha oharina @ hoe je t'(l). Raha io no izy dia ambava tia fa ampo tsy taralila:wink:

45. mimich
(
18/10/2006 15:17)
Ary hono hoà e! koa raha manao demande direct indray @ ilay tena safidinao; surtout ho anay lhl; hoe "mba tiavo anie za e!" de aseho daholo izao fihetsika maneho fitiavana rehetra izao.
Sa ahoana no hevitra ry zalahy? satria misy engagement kokoa mantsy raha izay no tenenina ô
sy we
Aiza kos'e! ny fiheverako azy aloha sarotra no milaza @'ol iray hoe mba tiavo zah; raha oharina @ hoe je t'. Raha io no izy dia ambava tia fa ampo tsy taralila
hubert> aiza ary enao zany sady mametraka ny fanontaniana no mamaly

46. ninih
(
18/10/2006 16:34)
fa io teny io refa atao teny vahiny toa tsy matotra fa le atao teny gasy tena hummm be kosa e!

49. Fiffi
(
20/10/2006 15:32)
cutie: ka marina akia io an! sa ny andry le tena tiandry sy hitandry tsara lavitra le hoe "I love you" ? :-D:-D:-D

51. Fiffi
(
20/10/2006 16:25)
hummm ! zany an ? zah aloha efa nahazo bdb an! fa tena ... :-D:-D:-D:-D:-D:-D