Fa nankaiza hay!!!!!!!!!??

1. laracroft ( 09/10/2006 23:32)
manahoana daholo indray eh,

:( nandefa dinika momba ny resaka isa ato @ serasera ho ah za ary tsy hitako intsony ilay izy:roll:, nefa tsy nisy teny ratsy ny nosoratako tao na fanompaina,ary nataoko tany @ momba ny takelaka koa nefa...:cry::cry:
novalian'i ninih ny 23/10/2006 16:03
2. xxx ( 10/10/2006 04:59)
nga tsy efa nazava ny momban'iny isa iny e !
3. booboo ( 10/10/2006 05:43)
zà mbô gaga, efa hoe ovay resa-paingo @ zay
4. Fiffi ( 10/10/2006 05:52)
:) de ampy !
5. fasaly ( 10/10/2006 05:57)
laracroft: efa ampy zay niseho tao izay , tsy ampy anjy ngah ny hevitra niisa 100 et poussière points tao????:wink::°)
mifalia amzay points hananany fotsiny de ampy e!
tsiky de ampy marina:wink: aleo hanenjika isa zay te hanenjika tsisy loka azo eo akory:-D:-D:-D
mandraisa anjara fotsiny am tandrify nao na forum na karajia na mamaly hafatra na izy rehetra de hahazo points maro:-D:-D:-D:-D:-D
ovay faingo marina njay e!
6. Fiffi ( 10/10/2006 07:03)
7. diamondra27 ( 10/10/2006 07:17)
laracroft: marina aloha fa misy ny olona tetue eo @ fiainany, zony izany. Raha toa ka mbola tsy mazava ny zavatra tadiaviny dia tsy manaiky sy tsy resy lahatra izy raha tsy efa mifanaraka @ valinteniny noheveriny sy nandrasany ny valinteny omena.

Koa noho izany, dia permettez-moi chère madame fa ataoko ao anatin'io sokajy io ianao ka izao no mba valin-teniko: ity resaka isa ity dia efa nandeha teto ary lasa resabe, raha nisy fotoana tsy nahateo anao t@izany satria sahirana ianao par exemple, dia manoro hevitra ho anao aho mba hanontany any @i hery fa mety afaka manome anao ny archive izy any @ hafatra (messege-nao), asa aloha tsy fantako ny but-nao @io famoahana dinika io fa raha izaho manokana dia io torohevitra io no ataoko.
Manaraka izany dia ny fahazoana isabe amiko tsy midika inona.
Za efa mba nanoro hevitra ihany t@iny dinika lasa iny raha te-hahazo isa be i laracroft.

Dia izay akia ry laracroft fa mba asio tombraider kely aloha raha azo atao a!:wink:;-);-)

raha azoko natao ny nanome ny isako andry de nomeko fa ny ahy tsy asiako sirany io resaka points io.
8. hery ( 10/10/2006 07:29)
Nankaiza hono :-)

Nisy valiny efa ho zato mahery ilay izy fa tsy niteny mihitsy i laracroft... niova ny sujet... donc voafafa.

Rehefa mandefa sujet mahaliana dia jereo haingana ny valiny e.
9. ANARIM ( 10/10/2006 07:59)
:D:D:D
10. ninih ( 10/10/2006 08:54)
aleo tsy asina olana marina izany resaka isa izany e! de mazotoa manaraka ny hevitra avoaka ary e! 8)
11. Fiffi ( 10/10/2006 09:14)
12. xxx ( 10/10/2006 09:24)
rehefa manala azy d mba ataovy zavatra milay,ataoko angamba fa mirindra tsara ny eto am forum sy karajia,iza moa no finaritra?tsy ho isika ihany ve?

nandefa dinika momba ny resaka isa ato @ serasera ho ah za ary tsy hitako intsony ilay izy, nefa tsy nisy teny ratsy ny nosoratako tao na fanompaina,ary nataoko tany @ momba ny takelaka koa nefa...

...............................
hay v dinika izy iny nefa za nahita sary :-D
lol neveriko nisy fifidianana miss anie teto é.:D

13. ninih ( 10/10/2006 09:27)
aoka marina Fiffi a!
14. Fiffi ( 10/10/2006 09:32)
ninih: nga akia tsy mahazo mitsiky sy manao hihihi zah ? :(
15. andry08 ( 10/10/2006 11:09)
Lasa ady ilay sujet ary izahay nanao spektatera nefa tsy te hiditra @ fiainan'ny olona fa sarotra be izany!
Nisy koa ny ompa sy fitadiavana ady @ olona rehetra nefa tsy "interessant".
Misaotra ny mpandrindra rehetra fa enga anie mba hisy calme fa mamizana an!=D=D=D=D
16. diamondra27 ( 10/10/2006 11:31)
andry08/ vizana @ ahoana e! , mijery spectacle ve de hamizana?
Za zao tara tsy nahita an'izany.
Za ity angamba dia tsy natao hahita izay ady eto fa isaky ny misy ohatran'izany dia tara lava.

Averiko ihany fa raha variana@ zavatra tsy misy dikany eo ianareo rankizy dia tsy hahita izay mahasoa mihitsy.

Ny ahy aloha dia izay mahasoa ahy ihany no ataoko eto fa tsy mijanona @ zay détails tsy hihinana-kanina any aho:-$:-$

ny sasany izao zany atsy ambadika hoe: efa nanambady de tsy hita intsony, hummm,
oviana izany fa tsy mba nahazo invitation ny tenanay nefa mba saika hanome diamondra kely ho an'i sasa:-*:-* de arahabaina izany e!:wink:










17. ninih ( 10/10/2006 13:17)
Fiffi: mahazo manao izay tinay kosa ny tsirairay e! :-*
Diam: roa izany isika aloha tara t@ izany ady izany ko! :wink:
18. diamondra27 ( 10/10/2006 13:36)
ninih: de ahoana no tokony atao @izany?
19. raygasy ( 10/10/2006 14:20)
zay koa aloha miandry an'zany e!
20. laracroft ( 10/10/2006 14:32)
xxx:

nga tsy efa nazava ny momban'iny isa iny e !
efa nazava tsara ilay izy ary nahazo valiny avy t@ i Hery mihintsy aza aho fa ilay antony nanesorana azy no tsy fantatro wa!!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7196