Fa nankaiza hay!!!!!!!!!??
21. laracroft
(
10/10/2006 14:37)
hery:hery: namaly tao za kah, dia mamerina ny fisaorana indray t@ fanazavàna eh!! fa ny tao aoriana no tsy afaka nijery aho satria nisy aretina nanjo ka izay, fa hay ve niova izany ny sujet, raha tsy mifanaraka @ izay sujet aloha dia marina raha nohesorina eh, ny ahy aleoko manontany ihany rehefa misy zavatra eritreretiko toy izay hanao fanaratsiana any ambadika...saotra fa mazava izany ny antony nialàny tao eh, noheveriko fa nanao zavatra tsy nety aho ohatra dia izay ftsn.^:^:)
Nankaiza hono :-)
Nisy valiny efa ho zato mahery ilay izy fa tsy niteny mihitsy i laracroft... niova ny sujet... donc voafafa.
Rehefa mandefa sujet mahaliana dia jereo haingana ny valiny e.
22. laracroft
(
10/10/2006 14:49)
diamondra27:diamondra27: asa alou zà na têtue na ahoana fa mba dinika ohatra ny dinika rehetra ihany iny ny ahy koh!!
laracroft: marina aloha fa misy ny olona tetue eo @ fiainany, zony izany. Raha toa ka mbola tsy mazava ny zavatra tadiaviny dia tsy manaiky sy tsy resy lahatra izy raha tsy efa mifanaraka @ valinteniny noheveriny sy nandrasany ny valinteny omena.
Koa noho izany, dia permettez-moi chère madame fa ataoko ao anatin'io sokajy io ianao ka izao no mba valin-teniko: ity resaka isa ity dia efa nandeha teto ary lasa resabe, raha nisy fotoana tsy nahateo anao t@izany satria sahirana ianao par exemple, dia manoro hevitra ho anao aho mba hanontany any @i hery fa mety afaka manome anao ny archive izy any @ hafatra (messege-nao), asa aloha tsy fantako ny but-nao @io famoahana dinika io fa raha izaho manokana dia io torohevitra io no ataoko.
Manaraka izany dia ny fahazoana isabe amiko tsy midika inona.
Za efa mba nanoro hevitra ihany t@iny dinika lasa iny raha te-hahazo isa be i laracroft.
Dia izay akia ry laracroft fa mba asio tombraider kely aloha raha azo atao a!:wink:;-);-)
raha azoko natao ny nanome ny isako andry de nomeko fa ny ahy tsy asiako sirany io resaka points io.
tsy olana na hitsara anah aza enao kah, zoanao zany na ny elanelan-taona ntsika sy enao ftsn aza, zokiko lavitra be enao sa?:roll:( sady izahay sy i Brad pitt izao efa miandry ny zaza faha2 indray:-P, fa ny tombraider tsy azo averina ntsony fa sahirana mikarakara ny zanaky @ izao za:lol:, efa maman tsin fa tsy mbola singany toy ny t@ ni-tourner film:wink: )
ny points indray aloha dia raisiko an-tana2:lol:raha omenao za fa saingy tsy azo omena izany, (zà manko mbola tsy satisfaite @ lazako maha-laracroft ahy e:roll:):-D; tena sérieux @zay ty izany fa tsy sangy ntsony> ny points ny ahy raha be dia mahafaly ahy kely tsy koi kou fa tsy manam-potoana hanenjehana ftsn ny blèmako:-D:-D:-D :)
23. laracroft
(
10/10/2006 14:56)
fasaly::roll::-D:-D:-D:-D:-D:wink:
laracroft: efa ampy zay niseho tao izay , tsy ampy anjy ngah ny hevitra niisa 100 et poussière points tao????:wink::°)
mifalia amzay points hananany fotsiny de ampy e!
tsiky de ampy marina:wink: aleo hanenjika isa zay te hanenjika tsisy loka azo eo akory:-D:-D:-D
mandraisa anjara fotsiny am tandrify nao na forum na karajia na mamaly hafatra na izy rehetra de hahazo points maro:-D:-D:-D:-D:-D
ovay faingo marina njay e!
24. laracroft
(
10/10/2006 14:59)
xxx:
rehefa manala azy d mba ataovy zavatra milay,ataoko angamba fa mirindra tsara ny eto am forum sy karajia,iza moa no finaritra?tsy ho isika ihany ve?
nandefa dinika momba ny resaka isa ato @ serasera ho ah za ary tsy hitako intsony ilay izy, nefa tsy nisy teny ratsy ny nosoratako tao na fanompaina,ary nataoko tany @ momba ny takelaka koa nefa...
...............................
hay v dinika izy iny nefa za nahita sary :-D
lol neveriko nisy fifidianana miss anie teto é.:D
ka tsy za nanao anizany sary izany eh, ny saka no manao ny ataony de ny alika no voatapan-drambo,:x
26. laracroft
(
10/10/2006 15:07)
andry08:Andry08> raha lasa ady tokony ze niady no nesorina ny hafany nge eh, mais boon!! zà kou vizana be fa ohatry ny za nandefa sujet indray no lasa ohatra ny hoe nampiady an'le oul:x
Lasa ady ilay sujet ary izahay nanao spektatera nefa tsy te hiditra @ fiainan'ny olona fa sarotra be izany!
Nisy koa ny ompa sy fitadiavana ady @ olona rehetra nefa tsy "interessant".
Misaotra ny mpandrindra rehetra fa enga anie mba hisy calme fa mamizana an!=D=D=D=D
27. laracroft
(
10/10/2006 17:46)
ninih:ny olona namaly tao no niady :x tsy fantatro ny antony fa de ialàko tsiny mintsy alou an!:x
Fiffi: mahazo manao izay tinay kosa ny tsirairay e! :-*
Diam: roa izany isika aloha tara t@ izany ady izany ko! :wink:
Fiffi::-*:-*
29. diamondra27
(
11/10/2006 06:51)
laracroft: hita sahiran-tsaina mihitsy ndry an!alaivo mora foana e! refa te-hiady zareo de miady zany fa aza mi-culpabiliser zany mihitsy @ fiainana.
Fomba fijery sy interpretation tsy hitovy mihitsy na dia zavatra iray izao aza no niaraha-nahita.
Momba ilay resaka tetue indray an! tsy miteny anao za hoe: ianao ilay tetue na tsy ianao, fa généralité ny ahy no nilazaiko.
Matoa mbola tsy afa-po @ valin-teny de mila valiny mahafapo. Efa olona 4 angamba ianaraeo izao no niresaka ity resaka points ity.Dia izay ilay lazaiko hoe: raha tsy valinteny araka ny attente no azo dia mbola mipetraka foana io question io.
Laracroft: tonga de atatatao akia le "bazooka" raha misy manadala andry ato a!;-);-);-)
aza manaiky lembenana izany.
Fomba fijery sy interpretation tsy hitovy mihitsy na dia zavatra iray izao aza no niaraha-nahita.
Momba ilay resaka tetue indray an! tsy miteny anao za hoe: ianao ilay tetue na tsy ianao, fa généralité ny ahy no nilazaiko.
Matoa mbola tsy afa-po @ valin-teny de mila valiny mahafapo. Efa olona 4 angamba ianaraeo izao no niresaka ity resaka points ity.Dia izay ilay lazaiko hoe: raha tsy valinteny araka ny attente no azo dia mbola mipetraka foana io question io.
Laracroft: tonga de atatatao akia le "bazooka" raha misy manadala andry ato a!;-);-);-)
aza manaiky lembenana izany.
30. laracroft
(
11/10/2006 09:08)
diamondra27: ok aky ah:), fa marina izany:-*, le oul misy mahita hifandirana @ zvt tsy de misy antony akory:lol::lol::°)
(le bazôkà aky efa nampirimina fa efa vizana ihany @ le fiterahana de :°)...:wink::-*....h@ nahitàko an'i Brad Pitt aky lasa nipetrapetraka za eh:lol::wink:)
(le bazôkà aky efa nampirimina fa efa vizana ihany @ le fiterahana de :°)...:wink::-*....h@ nahitàko an'i Brad Pitt aky lasa nipetrapetraka za eh:lol::wink:)
31. ninih
(
11/10/2006 09:10)
diam: tsy haiko ze atao fa manaraka tsara eto fotsiny mba tsy hiverenan' ny fahatarana fanindroany intsony.
Laracroft : fa maninona no miala tsiny? :-*
Laracroft : fa maninona no miala tsiny? :-*
32. laracroft
(
11/10/2006 09:15)
diamondra ah, kah nenah ange aky mba fanairana koh! satria sao dia ilay oul mpanankorontana points ato indray io migafy io, fa efa nazavain'i Hery le izy:-*:-*