Fa nankaiza hay!!!!!!!!!??

41. Fiffi ( 12/10/2006 16:58)
ié !:):-*
42. ninih ( 13/10/2006 13:01)
Fiffi: =D
43. Fiffi ( 13/10/2006 16:04)
44. vale ( 16/10/2006 12:53)
hummmmmm, zay kou mba te hafantatra!:-P :lol:...
45. ninih ( 16/10/2006 13:07)
fa ina kay no tsara ho fantatra? sa za indray no tsy mahazo resaka!:oops:
46. Fiffi ( 16/10/2006 17:13)
:-D:-D:-D inona tokoa moa ? :-D:-D
47. ninih ( 17/10/2006 15:18)
:-D:-D:-D
48. vale ( 17/10/2006 15:22)
:-D:-D
49. Aino ( 17/10/2006 17:50)
ny ahy rehefa tsy hitako ka tsy tadidiko hoe aiza no nasiko azy de avelako any fa hitako milamina eny ihany iny rehefa sendra mijery ny any sasany aho.
50. boubounezy ( 17/10/2006 17:55)
laracroft za no ngataka ny analana io hevitra io satry efa niotrany lou ny resaka teo ka tsy mifanarak @ lalana eto intsony ra ny falalako azy, ka ra mety masorena anjy dé azatsiny @njy fa mba nanaraka lalana iany ny tenako.:wink::-*
51. ninih ( 18/10/2006 09:05)
gtoa tena tsy arako izy izany kah, fa isa sa hevitra no nila kay e!
52. xxx ( 18/10/2006 16:34)
boubounezy:
mba nanaraka lalana iany ny tenako.:wink::-*
tsara rehefa manaraka lalana ka! :)


53. ninih ( 19/10/2006 09:20)
marina aloha fa ny fanarahana lalana no mampirindra ny fiainana fa mba azavao reto hoe hevitra ve sa isa no nalana e! :?
54. Fiffi ( 22/10/2006 12:41)
ninih: inona akia ny hidiran'ny isa @ zany ? ny lalana manko de ny mifanaja , tsy may vava sns...fa ny isa kosa efa hoe aza jerena na henjehana akory! :):-*
55. ninih ( 23/10/2006 16:03)
Fiffi a! za tena tsy manenjika isa mintsy sady tsy haharaka ny oplona be isa aza fa le resaka no tsy arako lotra hoe isa niala no olana sa le hevitra niala
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1832