Ingahy RAVALOMANANA ve matahotra sa ahoana e?....

1. sareraka ( 09/10/2006 09:22)
Mampanontany tena ny maro ihany eny fa na ny mpomba azy aza ny zava-niseho tao TOAMASINA ny asabotsy teo iny.Samy nahatadidy angamba isika rehetra fa ny teniny sy ny baiko nomeny dia ny hampisambotra avy hatrany an'ingahy PIERROT vantany vao mipetraka na tonga eto an-tanindrazana.

Ataoko hoe c'est une bonne occasion de l'arrêter , iny asabotsy iny .Tsy nisy tsy nahatadidy ny nisamborana an'Atoa AZALY BEN MAROFO sy ny zanany angamba, telo taona lasa izay raha tonga nody avy tany COMORES izy mianaka.

Naninona no tsy navela hipetraka ny avion dia noraisimpotsiny ingahy PIERROT? ary nakatona mbamin'ny aéroportn'AMBALAMANASA .

Ny zavatra tsy azo lavina dia c'est un des candidat le plus dangereux pour RAVALOMANANA c'est un trouble fête hoy ny vazaha.

Ka asa raha inona indray no hevitra ampiasaina sa hanao barrage manerana an'i MADAGASIKARA mihintsy dia rehefa vita ny fifidianana dia ravàna?

Ny vola ve no tsy misy?:idea:

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E?
novalian'i fijo ny 13/10/2006 21:57
2. fijo ( 09/10/2006 09:36)
marina tokoa fa fotoana azo hisamborana azy iny,saingy inona no zavanisy rehetra.
nisy andian'olona nirohotra nankeny an tseranana.ka raha iny fotoan ainy no nisamborana azy,dia nisyny korontana,ary mety nisy ny maty.izay no tena nandrasan'ny mpomba an'o pierrot.ka izay no nialana.fa avelao izy hiditra ao ivato dia ho hita eo
3. prime ( 09/10/2006 09:44)
Ny fanapahan-kevitra raisina tsy voatery ho ratsy avokoa no fotony... zava-dehibe ny fiarovana ny olona sy ny fananany ary ny ainy... ka raha misy ny fandraisana fanapahan-kevitra ny tsy tokony idirany eto Dago aloha ankehitriny dia mahasoa izany... satria iza no sahy hijoro fa ho voaaro ny ain'Ingahy rajaonarivelo? raha hivily lalana (ary izany mihitsy no nokotrehin'ny sasany hoe "dérive tribale") dia iza no tompon'antoka?... aleo izy aloha ho any fa manakorotam-panjakàna ny fahatongavany... ary tsy hahasoa azy no tsy hahasoa ny malagasy rahateo....

Fa raha i pierrot aloha tsy adversaire de taille araka ny ieritreretana azy fa adversaire tout court amin'i ra8... tsy misy na dia iray aza ireo kandidà ireo hilahatra amin-dra8...
4. fijo ( 09/10/2006 09:50)
izay mihintsy.ny hamadika an'io ho lasa adim poko no tena tanjona,ka izay notiana hialana.
raha ny fizarazarana be misy ao amin'ny mpanohana ny arema aloha,dia tsy hoe mpanohitra tena ahiana izy.saingy mpanohitra azon'ny namanay atao hiantsiana kosa
5. lapino ( 09/10/2006 09:54)
sareraka:
c'est un trouble fête hoy ny vazaha.
Niteny angaha ny vazaha? :-P:wink::-D:-D
6. Fiffi ( 09/10/2006 10:02)
ka fantatrin'ny vazaha fa hanao trouble fotsiny lery koh! jereo fotsiny ary ireny ttsy nalefany ho an'i chirac ireny !
7. kitjo ( 09/10/2006 10:05)
marina zany fijo an!
8. prime ( 09/10/2006 11:37)
:wink:
9. cristal ( 09/10/2006 13:13)
(l)(l)(l)Alefaso lavitra ny saina refa manao fanamarihina fa raha fahiny no nisy olona nanao amboletra oatrireny nefa nisy miaramila dia efa maro be ny faty teo nefa tsy nitovy ny fisainana fa aleo nankatona ny zotra iraisam-pirenena toy izay mamono olona,miova andriana anie miova santa e,ary mba mivavaka ihany ny mpitondra ankehitriny e!Izy ange azo navela ho tonga fa tsy maintsy nisy faty olona tao Tamatave raha nosamborina tao izy e,maninona ary raha andrasana raha saha ny hotonga eto tana izy de hita eo,raha tsy hoe ampian'ny la frantsa ndray hiditra antsokosoko eto izy fanaon'io firenena io mantsy ny mamotika sy manohana ny ratsy tahaka izao,jereo ao cote d'ivoire e!veloma daholo!(l)(l)(l)
10. harry5 ( 09/10/2006 13:23)
info / apres le depart raté de rajaonarivelo samedi dernier qui est rien d etonnant , l aeroport de tamatave été fermé par suite de la descision de la DGA civil malgache par l orde de gouvernemen actuellemen ,pour enpecher de venir cette homme dangereux et chercher a destabilisé le pays, il a (rajaonarivel ) demontré lors de sa declaration a l aeroport de gillot saint denis de la reunion ,je precice qu il a eté comdamné a 3ans ferme et 15ans de traveaux forcé par le tribunal de tananarive ,il y a 4ans don il risque gros ,il a quitter l ile dimanche dans le vol de 19H30 destination de l ile maurice,la ou il est acctuellemen ,les renionné n as pas accepté de lui fournir de base arrière pour apauvrire les malgaches actuellemen en traine de remonté doucement , rajaonarivelo et rolland ratsiraka pense de retourné et de decendre a IVATO le 12octobre sur vol air mauritius dans la journeé ou, il y a des policies attend pour les arreters et de le remetre au main de la justice ou le mandat d arret est toujour valable et le metre en prison NB : a tamatave samedi il y des foulles pres de 2000 prs pour l aceuillir et quelque poigner de gendarme pour charger de l arrestation de cette homme et ses accolites et pour evité du debordement peuve venir la decision est prise pour la securité des civil et maintenir jusqu 7 janv 2007
11. prime ( 09/10/2006 13:35)
Mety kokoa ny mijery ny fomba rehetra tsy idirany eto noho ny isian'ny rà mandriaka...
12. vetsoko ( 09/10/2006 14:11)
soit vous étes à court d'analyse ou vous etes aveugles ou tout simplement trop fanatique,tsy mahita erreur de la part des gouvernants mihintsy ve ianareo ohatra????????
13. piste ( 09/10/2006 14:17)
Ny tena marina dia fanatika daholo ireo olona ireo. Satria atao hoe vendrana mety mavesatra @ sofiny ihany izany. Dia mampalahelo rah ireo no ho avin'ity firenena ity. Mijanona aty an-dafy ihany ianareo fa tsy misy ilain'ny firenena anareo.
14. prime ( 09/10/2006 14:22)
Ny faux pas ataon'ny mpitondra dia efa mitombo isanandro ry vetsoko a, fa ny tena mahagaga dia mbola quintuple faux pas no ataon'ny mpanohitra isanandro koa ka mahagaga ve raha toy ny manana rariny foana ny mpitondra?
15. mandrindra ( 09/10/2006 15:28)
amiko manokana dia mampifamahofaho ny sain'ny be sy ny maro iny fihetsika nataon'ny fanjakana iny. vao maika miteraka fisavorovorona amin'ny hoe fa nahoana, fa misy inona, fa maninona? ny valin'ireo fanontaniana ireo anefa dia tsy hisy mazava satraia samy hitondra ny heviny ny mpanohina andravalo sy ny mpanohina an'i pierrot ary samy hilaza ho manana ny marina.

tsy voatery teny antseranana i rajaonarivelo no nosamborina. azo navela nanao ny blabla-ny teo ambalamnasa izy dia nandrasana rehefa milamina tonga any antranony, na any amin'ny toerana hafa no alefa ny mpisambotra azy. olona efa voaheloka i pierrot, tsy misy daty voafaritra ny hisamborana azy, fa azo atao foana rehefa ao madagasikara izy. tsy aleo ve izy samborina dia gadraina ao toa izay mampisavorovoro avy aty ivelany, ary vao maika mampiakatra ny fo sy ny tosi-dran'ny sasany.
16. xxx ( 09/10/2006 15:51)
ilay izy aloha misy hafetsena des 2 côtés io : provocation coté Pierrot, dia tonga dia nanararaotra i ra-8.

mety mody miafina ao @ resaka sécurité n'ny mpandeha étrangers no mody nanakatonana ny aéroport satria misy risque raha vao misy olona mivorivory ohatran'io, kanefa efa aéroport intl i Tamatave

isika malagasy no efa tokony hanapi-tsofina tsy hihaino politiciens intsony , tsy hamaly ny antso hi grevy sy patati patata fa mitovy daholo na iza na izao izy ireo
17. Stone ( 09/10/2006 16:09)
Mety ny nataon'ny mpitondra, tsy niditra @ ny jeux an'i Pierrot rizareo. Mitady zavatra hitaritana adim-poko no tena tetika, ka raha misy maty ao na maratra dia izay mihitsy no tadiavina. Tsy matahotra Ra8 fa kosa izy tsy hiditra @ jeux an'i Pierrot akory, toy ny tsy nidirany t@ jeux des 3FN ihany io. Raha vao miditra koa tsinona izy dia ratsy be.
18. harry5 ( 09/10/2006 18:19)
vetsoko:

soit vous étes à court d'analyse ou vous etes aveugles ou tout simplement trop fanatique,tsy mahita erreur de la part des gouvernants mihintsy ve ianareo ohatra????????



oté ne melange pas les chose je suis desoler ry ngahy les gouvernement actuelle ne peuve rien faire rien ,que de soulager la pauvreté , mais c l avenir qui compte et il faut voir il n y a pas de fanatique, c la logique , je suis desoler je ne suis pas pro du gouvernement mais retourneé en arrière je croie que c la honte assuré ils ont deja 16 ans au pouvoir rjaonarivelo et ses partsan , avec la cnruption qui malheureusement que c le peuple qui a subire et la cause de la pauvreté actuellement qui rène le pays , c vous qui ne comprend paas , et si on parle de democratia , le pays n as pas encore adapté a ce sujet ,l impossible demande l meilleur delais , l urgent est fait
19. rakaroka ( 09/10/2006 18:58)
Marina ny hoe "matahotra izy, dia misy olona tena "fanatika" tanteraka tokoa ka na ny loko mainty dia lazaina fotsy "tsotra izao!
Ny fanjakana izany raha maka "mesure" hoe "samborina lé olona dia samborina e! Sadam aza tsy teo amin'ny taniny akory fa manelingelina an'ingahy "Bush" dia voasambotra hatao haza lambo!Koa raha izany no hampilamina ny tany sy ny fanjakana, rôlen'ny mpitondra ny miahy ny fandriampahalemana tsy hampisavorovoro toa izao ary
Porofo fa manankery ilay fitondrana:
Ny anareo efa tonga mitonontena toa lolofotsy any ilay olona, Odrey dé hadonendrina kosa aloha ny hoe ny seranana indray no hidina 3 volana e! fa hainareo ny impactn'izany na ho an'ny Agence sy tourisme?... Aza mihevitra fa ny ranomaimbon'Anosy ihany no hanintona ny olona raha tsy hahita hafa tsy Ivato ianareo.
Rahateo tsy Antananarivo anie no entina fa i Madagasikara manontolo ka maninona no manao fisainana tsy mihoatra an'Antananarivo toa izany?...
20. xxx ( 09/10/2006 19:17)
Efa hoe tsy hanaraka izay jeux ataon'i Pierrot mihitsy hoa ny mpitondra koa inona indray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.051