Ingahy RAVALOMANANA ve matahotra sa ahoana e?....

41. rakaroka ( 11/10/2006 21:02)
belaza:

manana ny stratégie any manokana ny pitondra izay tsy takatri rakaroka rahoviana. ary i rakaroka no tsy mahita afatsy Toamasina satria izay no farany takatriny sainy. donc tsy omena tsiny izy satria malagasy mitovy am-tena ihany

Belaza, mbola tsy aty amin'ny valin'ny fifidianana akory isika fa ireo tsirairay ireo dia samy manana ny stratégien-ny avokoa: hotsarain'ny valim-pifidianana, dia ho hitan'ny havany eo izay tena alehany e!Bien sur mety tsy ho takatro ny stratégien-ny fa mety tsy ho takatrao koa ny stratégien'ny hafa!
aleo ny valiny no hampisongadina ny "valeur" de stratégie".
Diso Bbe ianao mihevitra ahy ho tsy nahita nihoatra an'i Tamatave. Karazana olona eran-tany maro (plus que 30 Nations) no mifanerasera amiko isan'andro!..., ary ao anatin'izany misy gasy. Aty amin'ny toerana misy ny "centraln'ny fifandraisana eran-tany" aho no manoratra aminao izao" ary maro ny firenena efa nalehako! hino ianao tsara, tsy hino dia tadiavo amin'ny pisten'ny serasera ny coordonné-ko fa marina izay voalazako!
ny
misy gasy koa!

42. rakaroka ( 11/10/2006 21:13)
xxx:

Ary toa fanatique Pierrot be ianao izany Rakaroka. bala farany ny adimpoko, izany no manambara fa lany fika ilery. I Deba nge efa nanadrana nanao an'io fa tsy nahavanona, nefa tsy nisy tsy nihaiky an'izany Deba izany, izay nanao ecole de guerre tany Paris mihitsy.


Tsy fanatique pierrot velively aho ka, ary tena diso fijery tanteraka ianao satria tsy noeritreretiko tokoa izany!Rahateo arako ny fanodinana nataony...D"ailleurs hivereno ny resaka nataoko rehetra raha misy fanatsarana an'ingahy Pierrot na singam-bolo aza!
Tsapako mandray vilana Bbbe ianap. Ny atao hoe fanatique anie dia mijery amin'ny maso ila hoe mety foana ny ataon'ny olona iray. 'za 'ngaha niteny akory hoe "mety ny ataon'ingahy Pierrot" fa ianareo aza no manamarina fa mety ny ataon'ny fitondrana!..
Ka tsy misy olona iantefan'ny fitanilako eto hitsaranao ahy fa fanatika. Asa mpitsara olona ao amin'ny fitsarana 'ngamba ny asanao?...


43. rakaroka ( 11/10/2006 21:20)
fijo:

raha tahaka andry rakaraoka daholo ny gasy,sy ny mpitondra,dia efa tao anaty ady korontana mada izao.
soa fa tsy toa azy ny gasy rehetra

Fa mihantsy ady sy korontana oviana aho klé?...
Ampahatsiahivo kely hoe ny size na hevitra nanoratako izany sy ny fotoana raha nisy?...
Raha tsy nisy dia aza miteniteny foana!...
44. fijo ( 11/10/2006 21:25)
rakaraoka aloha tsapa tary aloha hoe tsy momba an'i vatokely e.izay mazava.
fa ny tsy hitovizantsika hevitra dia izao,amiko iny fanakatonana vonjimaika ny serannaa tao atsinanana iny,dia natao mba hisoroana ny loza.
efa nisokatra izy izao,ary efa miandry ny tohiny amin'ny zoma indray isika
45. rakaroka ( 11/10/2006 21:31)
Stone:

Ka raha atao hoe matahotra aza moa dia inona, qu'est ce que ca fait?
Ny decision dia decision ary misy antony ao.


Ny remise en question amin'izany dia hoe raha maka "décision" ny fitondrana: manankery ve ny décision raisiny iny?...
qu'est-ce que ca fait?...
Ka ny décision raisina foana anie no miantoka ny "ampitso e: Très IMPORTANT TSY NEGLIGEABLE izany
ry malagasy mpiray tanindrazana malala!
Koa 'ngaha moa tsy ho hitantsika ny tohiny?...!...
46. rakaroka ( 11/10/2006 21:43)
fijo:

rakaraoka aloha tsapa tary aloha hoe tsy momba an'i vatokely e.izay mazava.
fa ny tsy hitovizantsika hevitra dia izao,amiko iny fanakatonana vonjimaika ny serannaa tao atsinanana iny,dia natao mba hisoroana ny loza.
efa nisokatra izy izao,ary efa miandry ny tohiny amin'ny zoma indray isika

'zava-dehibe tsy hataotao foana ny prise de décision
indrindra moa hoe firenena no entina , dia heverinareo hoe tsy normal mihitsy ny réaction-ko mitsamboatra hoe hidiana 3 volana ny seranana any
na dia natao aza hoe tsy Ivato, 'za tsy avy any, ary tsy afaka hanome rariny hatrany fa c'est la bonne décision mlatoa noraisiny! la preuve efa nosokafany indray izany fa tsy 3 mois araka ny voambara.
Ka eo no manahirana ahy miovaova izay lay fanambarana e! tsy tahaka ny fijeriko mandanjalanja aloha vao miteny!

47. besoiiin ( 12/10/2006 09:57)
rakaroka> ekena fa nisy ny prise de décision sy ny strategie napetraka (rafanja)! efa hay sy hitan'ny fahavalo (poireau) izany ka mba namolavola tetika kou izy mba ahatongavany ho mpandresy.:lol::lol: ka izay no mahatonga ny mpitondra nanova strategie tampoka. intelligence nge no miasa aminio rakaroka fa tsy tsianjery maimbo e. raha foy fisainana ny mpitondra dia efa bye bye tahaka izay. Raha ianao io no teo @ fitondrana zany efa maro ny ra nandriaka tao toamasina.. :-D:-D de we manana azondamisina v ingahy fa nijoro @ decision noraisina?:-D:-D tsy taitra ianao fa ho voasambotra iany ngeh io pierrot io e! hilazako ingahy rehefa tonga izay andro zay raha tsy maharabaovao.:lol: tsy haiko raha mazava fa efa nazavaina lavab izy zay ary mba aza foy fisainana wa fa d atouro fôna v vô mba mahatakajavatra e! fanatisme no vocabulaire sy terme hay d io fôna no averimberina eto :oops::lol::lol:
48. xxx ( 12/10/2006 10:58)
ary rakaroka zany ngé tena :-D , inn ny mampalahelo anao ny aéroport mihidy sa ny fitondrana maka décision , ny aéroport mihidy dia mésure de sécurité (hoan' ny olona miditra eny amin' ny piste (incontrôlable), satria nisy forcing......,) ny vol régional no mihidy , fa ny domestique mivoha .. ny entanao raha avy any la réunion raha izay no handrasanao dia jereo fa misy hoe "via" antananarivo, ny touriste avy any la run afaka mandé fiarakodia izy mba mahita ny zava-kanto misy ao madagascar... mandehana misotro rano aloha ... mba hampidina ny tosi-dra.....
49. xxx ( 12/10/2006 11:10)
inona aza ty rakaraoka a !? :-D
50. fijo ( 12/10/2006 21:17)
toa tsy hotafa indray vatokely ko
51. rakaroka ( 12/10/2006 21:23)
besoiiin:

rakaroka> ekena fa nisy ny prise de décision sy ny strategie napetraka (rafanja)! efa hay sy hitan'ny fahavalo (poireau) izany ka mba namolavola tetika kou izy mba ahatongavany ho mpandresy.:lol::lol: ka izay no mahatonga ny mpitondra nanova strategie tampoka. intelligence nge no miasa aminio rakaroka fa tsy tsianjery maimbo e.
Ka ilay antsoinao hoe "intelligence" dia "ignorance" no fahitan'ny maro azy knou! mba kôzy e
raha foy fisainana ny mpitondra dia efa bye bye tahaka izay. Raha ianao io no teo @ fitondrana zany efa maro ny ra nandriaka tao toamasina..
Tsy ny sainao mamosavy no hampisy ny ra mandriaka!
noho izao fa ianao no mieritreritra izany
rahateo tsy noeritreretiko velively ity hiheveranao ahy, tsy nisy tamingan-dresaka nataoko mahakasika izany akory. Dia tena "HORS SUJET TANTERAKA" ianao.
Ary Hors ny être-ko sy izay momba ahy ny fisainanao ahy eto! Misy solution foana anie ny blem e,Tsy voatery manaonao foana, tsy voatery rà mandriaka,
kanefa mila tsy mivaona amin'ny loi universel, ny feon'ny fieritreretana!
:-D:-D de we manana azondamisina v ingahy fa nijoro @ decision noraisina?:
Na ho aiza ianao na ho aiza: sady tsarain'ny olona amin'ny décision-nao no tarafiny amin'izany no
sedrain'izany! Donk miantoka ny fiananao lé izy e
tsy tokony atao kinanga!
rahateo tsapako tamin'ny firenena sy ny fiainana maro nodiaviko fa izay manana bonne décision foana no
mahery sy mi-résiste teo amin'ny fiainana mitaha ny hafa sadasada amin'izany! Expérience, analyse, étude et vie io!
-D:-D tsy taitra ianao fa ho voasambotra iany ngeh io pierrot io e! hilazako ingahy rehefa tonga izay andro zay raha tsy maharabaovao.
Misaotra ihany!
:lol: tsy haiko raha mazava fa efa nazavaina lavab izy zay ary mba aza foy fisainana wa fa d atouro fôna v vô mba mahatakajavatra e!
'za nanao hoe tsy mety ny hoe 3 mois hidina, ianareo nanao hoe mety, koa nahoana ary no novohana indray e?
Ka izy no foy amin'izany?...manaraka lé nolazaiko, tsy aleo mbô tonga dia nampiasa ny feon'ny eritreritra toa ahy toa izay manarak'efa ny hafa lava eny?...
fanatisme no vocabulaire sy terme hay d io fôna no averimberina eto :oops::lol::lol:

Tsy izaho ihany no nampisa io terme io koa raha miverimberina aminareo izany dia mbô mieritrereta ihany fa heverin'ny oln fa tsy misy loha intsony fa lasan'ny hafa!

52. belaza ( 12/10/2006 21:49)
aleo atao hoe matahotra ny higadrani Pierrot izy e
53. belaza ( 13/10/2006 09:21)
rakaroka. madagasikara no resahina eto fa tsy niteny akory za hoe mbola tsy taiza sy taiza rangah, fa aza mora sendaotra. fantatra anie fa ny pro pierrot mahitahita daholo e, satria niara.............mbahoaka aleo tsy teneniko fa efa fantatrelah
54. besoiiin ( 13/10/2006 09:38)
rakaroka> toa antsika sy ingahy irery izany resaka zany an!:-* ! resabe daholo izany resakingahy izany fa tsy hiterabokatsoa ary tsy maharesy lahatra. ny hireveko an'io fitondrana io dia tsy inona akory fa ny fijorona @ decision napetraka. omeko ohatra indray raha tsy mahatakatra! t@reny 2002 reny napetraka we "tsy maintsy azo ny fitondrana" dia azo. mba imagineo nefa ny action sy ny defence nataon'ny deba t@reny, mission impossibl iny nefa akoury??? perdant lery... tsarovy fa ratsiraka dia tsy niomana ny hiala t@io toenany io raha takatrao. mbola omena ohatra ihany??? noraisina ny decision fa izay nanao ratsy teto @tanana dia mifafa, firifiry no efa nivoy ny fampiavanampirenana? (fampiavanana @ jiolahy mantsy é) kanefa aiza? rehefa noraisina ny decision d izay... ny iarahamahita koa dia izao! nanao ratsy i poireau ka tsimaintsy mifafa, dia ho hitantsika eo na ho tanteraka na tsia... fa hokoziko ingahy rehefa tonga izay fotoana izay.:lol::lol:
ny toky fitaka ry ingahy a fa ny atao no hita! aratsio sy afokay ary kiano izay tian'ingahy kianina fa ny mahagaga dia toa gagnant foana ireo olona lazainingahy fa fôpla ireo teo @ fiainany kou! mpivaritra ronono tonga prezida??? kou raha izy v no lazainingahy fa nandra dia ingahy nianatra sy nitety firenena maro io kanefa tsy tojo t@ nivéauny dia mba inona zany no filaza an'ingahy??? mba ampiasao hoa ny côcô e fa aza dia bontolo fisainana, raisina arabakiteny dôly izao zavatra retraretra izao.. tsy hoela dia hifarana ity tantara ity de ho hitantsika eo, iza no hihomehy farany hoy ilay fomba fiteny... iza no ho lany ho prezidà eo iza no higadra eo.. kanefa tsarovy fa ady io ka izay kingasaina sy sy matanjatsaina ary ny mijoro @ heviny ihany no ho lany eo.
55. harry5 ( 13/10/2006 10:35)
(suite) le gouvrnement mauricien a refusé d embarqué pierro RAJAONARIVELO sur le vol de 11H30 du jeudi qui present de risque majeur pour la population malgache ,l air mauritius ne veux pas prendre des risque pour cette personne pour nuire la relation entre les deux pays c est logique ,pierro a chercher de destabiliser la paix a madagascar
56. vani ( 13/10/2006 13:15)
'za alou mjoro fatsy tafa mitsy zao fitondrana 'zao é! aleo ndray ngé ry zareo mina-kely toy izay mandry fotsy é! mba jereo ngé fa mitotongana foana ny fiainantsika gasy é! resabe no betsaka! tsy mety ho tafarina mitsy! dia mba diniho kely hoe ity: ataovy ny devis estimatif n'ny zava-bita ireharehana dia mba tombatombano koa ange ny trosa miandry atsika tanora amin'izao fotoana izao, tsy miresaka ny trosan'ny fitondrana teo aloha aho an, fa ny amin'izao, dé ho hitanareo fa mi-s'équilibrer tsara ireo, fa aiza daholo ary ny vola prévu amin'ny budget annuel sy ny loi des finances amin'izany é?
voafafa trosa, 25%, 100% sns, avy eo dia mbola misy trosa fafana ndray, fa inn n marina é? tsikombakomba amin'ny banque mondiale sy fmi fotsiny! dé ngamba anjaratsika vahoaka amin'izay no mianatra dia mahay tsara ny tena fandehany sa ahoana?
57. moi ( 13/10/2006 14:51)
Ny ahy aloha ny hevitro dia tsy hoe matahotra ny Fanjakana, fa araka ilay lohahevitra vaovao hoe "Antony 3 mahamaika..." dia misy mahametimety an'i Pierrot ny fidirany eto, fa avy eo izy hivoaka toa an'i Tantely... mitondra mamy. Tsy ho samborina izy, holazaina fa modaka ny fanjakana ; ho samborina izy, lazaina fa manao didy jadona. Dia inona ihany no hataon-dra Fanjakana e ?

Fa tsy hijanona hatreo akory ity korontana ity fa hatramin'ny fitakiana confrontations rehefa mivoaka ny valim-pifidianana ... Izay koa no tokony efa hambara ampahibemaso fa hatao fa tsy hisy hanaiky eo, na iza na iza !
Ndao ange fa samy hahita e !
58. fijo ( 13/10/2006 21:57)
vani a,;ny fisainana hoe tsy ihindram bola aloha,dia esory ,fa zavatra tsy hisy izany.
ary izay zavatra misy eo jerena fa aza manofy lavitra aloha.
moi.amin'ny alatsinainy aloha dia efa dingana hafa indray no hisy.
ary io fitakiana fampitahana io,dia hisy tokoa,ka dia aleo mihomana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0091