fampaherezana

1. diamondra27 ( 24/09/2006 21:40)
Any andro any taona tsy maintsy hifandao isika noho ny asa amandraharaha izay sahanintsika avy, noho ny safidy teo @ fiainana tsy maintsy atrehina, noho ny antony maro samy hafa.

Koa ankehitriny dia manome fampaherezana ho an'izay olona tojo io fotoana io aho:
COURAGE et BONNE CONTINUATION
JE TE SOUHAITE BEAUCOUP DE BONHEUR DANS TOUT CE QUE TU FAIS

Avelao any aoriana izay tsy nety rehetra fa mibanjina ny ho avy.Aza mijery ny lasa raha tsy mampandroso izany. Dia izay mahafinaritra ny fiainana sisa no ataovy. Mandalo ny fiainantsika eto an-tany ka samia mahay mampiasa izany araka ny tokony ho izy mba ho bénéfique @ mpiara-monina ny zava-bitanao, ka na dia tsy eo intsony aza ianao dia hahatsiaro anao lalandava izy ireo.
novalian'i prime ny 08/11/2006 13:43
2. diamondra27 ( 24/09/2006 21:49)
Ho famaranako azy, dia Andriamanitra anie homba anao mandrakariva sy hitahy anao araka ny teny namanantenainy ao @
JEREMIA 33 andininy faha-3

3 Antsoy Aho, dia hovaliako hianao Ka hampisehoako zavatra lehibe sy saro-pantarina izay tsy fantatrao.

Regarder toujours devant, sao lasa vongantsira eo.
Dia izay fa mitrotro ambavaka ho anareo namana sahirana

:-*:-*
3. vale ( 24/09/2006 22:28)
:roll:dia tsy mba afaka miditra kely ve na de 10mn ftsn aza?:roll:, eny e, antony samihafa moa hoy i Diamondra ka dia mitso-drano azireo zany e:-*, atao ahoana fa fiainana doly zany, dia tongàva @ ambony indd :-*:-*:-*
4. miantra ( 25/09/2006 07:53)


"......Embon'embona sisa hampitsetra,
Hisolo hafa toy ny rehetra........"

Bonne continuation daholo !!!
5. mandrindra ( 25/09/2006 07:58)
lalampianiana izany. tsy maintsy mifandao kely, fa tsy maintsy mbola hihaona koa any aoriana any.
ka soava dia ka mahereza dholo e
6. ari.malala ( 25/09/2006 08:07)
tsy hande akory fa misaotr aan'i diamondra nanmpahery na izany aza e! na tsy handeha aza manko mila fampaherezana ihany koa e :)
7. diamondra27 ( 25/09/2006 09:14)
miantra: hisoko an'iza?

ari.malala:hay v njy mila fampaherezana e! sao de mila bizoroka koa aloha e!
courage ary toi e! de omeo nono ny zaza (hiran'i bodo):wink:

:-*:-*

mandrindra: ok e!

vale: mety tsy afaka angamba koa
8. andry08 ( 25/09/2006 10:54)
:*:*:* mahereza dia courage foana
9. andry08 ( 25/09/2006 11:06)
Tena mihodikodina aho raha hitanao.:*:*
10. miantra ( 25/09/2006 13:45)
Diam: hisolo an'ilay lasa akia ah!!!
11. fens ( 25/09/2006 13:57)
mmmmmmm! to za kou no malahelo kle

fa iza kay le ande de iza le hijanona?

De samia mahery isika rehetra e
12. ari.malala ( 25/09/2006 14:33)
diamondra, raha hanome indry tsy mandà aky za a :) de efa omena nono ny zaza ka :) de Poopy koa anie mihira an'izany e ;):):-*:-*:-*
13. diamondra27 ( 25/09/2006 15:23)
ari.malala : ok ok ,azafady fa hay tokoa moa vaksiny le an'i bodo fa tsy omeo nnono ny zaza :oops::oops:
courage foana foana akia a!

fens: aza malahelo fa zahay mbola eto daholo e

miantra: tsy maka sarotra koa miantra an!
14. Fiffi ( 25/09/2006 17:25)
diamondra: misaotra andry akia an! tena hilaina tokoa io manko mba mankahery ny namana raha toa misy ny tsy fahazahoana miditra eto intsony.:-*
15. colar ( 25/09/2006 19:52)
iza njay no tsy nahazo niditra tsony,voroka sa niala an tsitrapo sa .....,otran malaza ko alo ty site tsika ty we misy barazy e,misy ny ankolaka misy ny direct,fa zany we mila calme fotsiny e
16. xxx ( 25/09/2006 20:17)
Oviana hono ny fiaretan-tory ?
17. fens ( 25/09/2006 20:21)
diamondra27:

fens: aza malahelo fa zahay mbola eto daholo e



za nge tsy malahelo anareo fa otrany mba nietsika fotsiny ny foko nahita ilay soratra fanaovam-beloma etsy ambony e!
18. bobone ( 26/09/2006 06:16)
:D:D
Mankasitraka feno anao ry Diamondra fa tena teny feno fitiavana io!feno fahendrena ry teny mifono fisainana lalina no natolotrao ny Namana rehetra!
marina fa mandalo ny eto an-tany ka izany indrindra no hanaovana ny tsara mandrakariva!fa ny tokony katsahina de ilay hoavy mandrakizay satria zava-poana ny fiazakazahana raha miafara @ vongatsira!
hoy koa ny teny hoe !" raha izao fiainana izao no hantenanao an'i Kristy de mahantra indrindra ianao!
Misaotra @ fampaherezana!:-*
19. Angie ( 26/09/2006 06:35)

Za alou dia tena anisan'ilay mila fampaherezana e. Noho ny hazakaza-dava @ fiainana dia indraindray zara aza raha mahita 10 min hidirana eto, fa tsy koi zany amiko alou fa mahatsiaro ny namana foana. Ny important dia we lay hazakazaka io ve nefa mahasoa fa tsy mahafinaritra fotsiny sa tsy tiako akory fa tsy maintsy atao, indrindra fa ho an'ireo manodidina: fianakams, mpiara-miasa sa ho ahy irery.

Asa ianareo raha mba nieritreritra fa za nahita ity forum ity dia tena nieritreritra ny ampitsoko.
Eo indrindra no maka saina ny tenanay we raha lasa tampoka mou za zao dia inn no mba navelako? Dia eo lay we aleo manao ny tsara hatrany ary manao soa koa fa tsy hahatondra na dia voambary iray any ambanin'ny tany any ange e.

Mahereza daholo e

:-*
20. diamondra27 ( 26/09/2006 17:42)
bobone: misaotra akia a!:-*:-*
angie: mampisaina le fiainana e!:-w:-w
colar: tsy nisy
xxx/ fiaret-tory @inona?
fiffi:tsisy fisaorana :-*

bon courage
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1552