fampaherezana

21. colar ( 26/09/2006 19:46)
fa ny antson fo v famangina fahorina e,sao d diso adiresy ary ty dinika ty
22. Fiffi ( 26/09/2006 20:14)
tsy diso toerana ity dinika ity kah! satria mba fanampiana ny namana zay mety tsy ho tonga eto intsony atsy ho atsy .
Arak'io nolazain'i Angie io hoe "Za alou dia tena anisan'ilay mila fampaherezana e." colar: hitanao @ zany aza .
23. prime ( 27/09/2006 11:03)
diams> =D=D
24. andry08 ( 27/09/2006 12:05)
tena diso toerana fa na izany aza dia mampahery aho.
"Courage" dia miverena rehefa ...metimety e!
Tongava foana fa misokatra ny varavarana:*:*:*
25. Angie ( 27/09/2006 17:30)

Tsy diso toerana io fa miankina @ fandraisan'ny tsirairay azy fotsiny. Azo atao any @ fivavahana sy ny finoana io ary azo atao @ toerana hafa koa fa hita we ato alou mety dia avela ato e.

Sady mampahery ny fo kou ange lay izy
lol
26. diamondra27 ( 27/09/2006 17:37)
colar: f'angah fahoriana ity raha tsy fampaherezana e!?

Enao mihitsy 'zao no tena tiko ampaherezina sa efa nahita le hazondamosina?;-);-);-)

Prime::wink: merci:-*:-*

andry08: :-D:-D njy an!:lol:

colar sy andry08: fa inona ary no ataonareo hoe: antson'ny fo e! tsy rehefa resaka sentiment ve de efa antson'ny fo izay?
Mitady hamadika size indray toi colar an!
27. colar ( 27/09/2006 20:01)
tena za zany no tsy mahay an lay we antson fo,azafady ra ol fa tsita mo ty gvt n serasera ty e,fa inn zany no tena atao we antson fo,sao mba misy afaka mamaly,mba tsy hitenitenenana fona ato ntsony
28. andry08 ( 27/09/2006 20:49)
:(:(:(kanjo fa aza :-w:-w
29. fens ( 28/09/2006 04:50)
colar:

fa inn zany no tena atao we antson fo,sao mba misy afaka mamaly,mba tsy hitenitenenana fona ato ntsony


Ka so de tokony hanokafana Rakibolana Serasera njay aza zany de rehefa misy teny tsy hay de mijery any e??? sa tsy mety zay hoy nareo?:?:
30. diamondra27 ( 28/09/2006 07:33)
colar: za koa tsy mahay fa enao no nahatonga ahy hametraka io fanontaniana io an!

fens: mety zany tokoa ve? hevitra mety koa aloha io e!
izaho aloha tsy contre raha mazoto ny hanokatra rakibolana vao² e!aleo jerena ny hevitry ny hafa.


andry:aza malahelo moa e!, :D fotsiny de ampy
:-*:-*

31. Fiffi ( 28/09/2006 17:58)
misaotra akia ry diamondra fa tena ilaina mihintsy io fampaherezana nataondry io an! :):-*:-*:-*:-*
32. prime ( 29/09/2006 09:31)
Zà zao lasa mahery mihitsy an...:lol::-D:-D
33. tisera ( 29/09/2006 10:55)
misaotra an'i diamondra mampahery é! Ohatra ahy izao variaa @ adidy etsy sy eroa sy asa aman-draharaha dia tena mila fampaherezana mihitsy mba hazoto hisera eto fa sady mba manala azy aho rehefa misera @ nareo namana no miezaka ny manamaivana ny ao an-tsaina ... dia misaotra é!:-*:-*:-*
34. Fiffi ( 29/09/2006 13:34)
tisera: tongasoa indray ndry an! :):-*:-*:-*:-*
35. diamondra27 ( 29/09/2006 13:38)
fiffi, prime, tisera: courage daholo
de bon WE e!
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
36. Fiffi ( 29/09/2006 17:11)
:):-*:-*:-*
37. bobone ( 02/10/2006 06:39)
:D tena ilaina ny fampaherezana fa manome hery io!na ao an-tokatrano na any am-piasana na aiza misy anao de tena zava-dehibe io!=D
exp: fotsiny no omeko an! raha sendra olana goavana ianao nefa tsy misy olona tokony izaranao ilay olana de vaomaika mitombo avo 100 heny ny vesatry ny fo ka miteraka aretina tsy sitram-panafody!=((
fa amiko tena ilaina io! araka ilay teny hoe:"Mifampizara izay mavesatra" izay no maha-namana ny namana. ary tena namana an!mba ho maivana izay manjo e!
sa ahoana :?:
izay ary fa de mankahery anareo rehetra!
aza kivy fa Andriamanitra tsy mandao ,fa ny olona no mety mandao.
mankasitra e!^:^
38. tisera ( 02/10/2006 09:26)
:D:D:-*:-*
39. Fiffi ( 02/10/2006 12:48)
40. diamondra27 ( 02/10/2006 13:14)
bobone: mankasitraka e:-w:-w

tisera: de courage @zay zany zao an!

fiffi: njy koa toraka izany

prime: tsy mila ampaherezina fa lasa mitombo ny vitesse :-D:-D

colar: courage mianatra e! :wink:;-);-):-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3507