fampaherezana

41. Fiffi ( 02/10/2006 19:29)
diamondra: misaotra akia an! :):-*:-*:-*
42. diamondra27 ( 02/10/2006 20:24)
fiffi: de mahereza @ le lalao an! fa za mbola tsy afaka izao fa be raharaha

:-*:-*
43. Fiffi ( 02/10/2006 20:25)
de zah irery de tsy mety koh! :( fa handriko foana kah! :):-*:-*:-*:-*
44. diamondra27 ( 02/10/2006 21:41)
ka courage foana e!
45. tisera ( 03/10/2006 07:02)
:):-*:-*
46. ninih ( 03/10/2006 11:05)
Fangaha de tsy hihaona intsony e! lasa tsy bory² intsony ny tany raha tsy mihaona ko :(
47. Fiffi ( 03/10/2006 15:44)
ninih: ka mety hisy foana ange ny olana de tsy afaka tonga eto kah! :)
48. ninih ( 04/10/2006 09:19)
Fiffi: mahereza ary e! tsy ny olana ve izany no tokony ho vahana raha izany kosa e!
49. Fiffi ( 04/10/2006 15:19)
ié ! marina aloha zany saingy...
50. diamondra27 ( 05/10/2006 06:34)
za zao mba mila fampaherezana fa tena marary lamosina be :(:(
51. ninih ( 05/10/2006 07:27)
mahereza daolo ary e! aleo mijery ny fiainana @ lafiny positif foana e!
52. diamondra27 ( 05/10/2006 11:02)
ninih :ka marary mlamosina ve akia de ho positif a!:oops: lasa ohatran'ny rafotsibe ndry de tsy manana morale
53. ninih ( 05/10/2006 12:28)
diam: aiza de ho rafotsibe fa izay no hialana de oatra hoe miotra de afaka daolo indray ny havizanana e! izay le positif ohatra fotsiny! :)
54. Fiffi ( 06/10/2006 07:47)
de nanao ahoana aki le lamosina ry diamondra zao ? de mahereza hatrany akia an! :):-*
55. ninih ( 06/10/2006 08:47)
nanao ahoana ahoana marina akia izay indry? mirary soa de mahereza ary e!
56. diamondra27 ( 06/10/2006 16:41)
fiffi sy ninih: de efa netinety aloha fa nisaotra anareo 2 nampahery e!:-*:-*:-*

ninih: positif foana tsika an:wink:
57. Fiffi ( 06/10/2006 20:22)
^:^=D=D:-*:-*:-*
58. diamondra27 ( 07/10/2006 19:35)
fiffi: mankasitraka
59. Fiffi ( 08/10/2006 13:43)
:):-*:-*
60. ninih ( 09/10/2006 09:19)
diam: mafinaritra aky refa positif a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5247