manomboka ny fanakorontanana

1. fijo ( 22/08/2006 21:33)
raha namaky ny "madagascar tribune "androany aho,dia nahita fa nisy jeneraly roa nisy nanafika"grenady"fa ny iray tsy tafita le tetika.
ka hoy aho hoe manomboka sahady ve izany ny fanakorontanana satria akiky ny fifidianana?
ary ny arema sasany aza tsy manaiky ny famotsorankeloka,ko inoan no mbola hiadivana eo
novalian'i prime ny 29/09/2006 08:56
2. LazaDaddy ( 22/08/2006 23:41)
fijo:
manomboka sahady ve izany ny fanakorontanana?
fa nilamina angaha izy io hatrizay? hahaha
3. Herimiafina ( 22/08/2006 23:56)
Tsara fantarina mazava hoe iza moa no tena mila korontana ao? Toa tsy mahagaga intsony ilay izy satria toa efa hatramin'izay no misoratra eny amin'ny endrky ny sasany knou. :P
4. HESHA ( 23/08/2006 09:51)
ie, efa mahazatra izani, hoy bodo sy lola zai.
Aoka ho toni fotsini e, tsi maintsi misi ni fifidianana de mba mandrai ni andraikini ni olom-pirenena mba ho vita ara-dalana io.
Asa ra mbola hisi le mission manao andrimaso ho an ny communaute internationale amin io, tsi haiko loatra
5. vakiniadiana ( 24/08/2006 09:42)
kalamina fotsiny isika e
6. prime ( 24/08/2006 10:42)
:lol:
7. mandrindra ( 25/08/2006 09:48)
dia nisy grenady nirefotra indray tao amin'ny HCC omaly alina
8. prime ( 25/08/2006 09:52)
:°)
9. papounette ( 25/08/2006 12:18)
:twisted:Pr Zafy Albert d'efa nilaza mitsy hoe hisy Crise be sy conflits be mitsy raha tsy arahina ny zavatra nangatahin'ny Opposition les Fameux 3fn zany: de ny amnistie ho an'sasany hono,ny fiverenan'ny Exilés ary ny fanavaozana ny code éléctorale.
A mon avis ,mbola tsisy tokotaniny zany rehetra zany ka mety efa début de crise io na le conflit nolazainy Pr Zafy. :b:b
10. prime ( 25/08/2006 13:35)
Mbola mitaky réconciliation nationale koa izy kah... koa raha tsy vendrana ka hanaiky an'izany...
11. lalab ( 25/08/2006 17:34)
ka ireto miaramila ireto anie tena mandreraka rehefa hanao lohamboto.
ho ahy aloha, dia izany miaramila izany dia tsy tokony hanana toerana politika.
sa ahoana?
12. fijo ( 25/08/2006 23:12)
ka izao no ataondry zalahy,avy eo ry zalahy hangataka amnisty koa.dia ho toa izay foana ve????
13. prime ( 28/08/2006 11:48)
Ilain'ny mpanao politika ny korontana entina hanaovana propagandy, na fahombiazana na tsy fahombiazana... ampiasàna ny serasera maimaim-poana sy hampitan-kevitra tsy mety tafita raha tsy @ fotoana manokana toy ireny fisian'ny korontana ireny...
14. mandrindra ( 28/08/2006 13:04)
fa iza aloha ilay manakorontana izao e?
15. xxx ( 28/08/2006 17:57)
ry zefa sy ny tariny e :-D
16. papounette ( 29/08/2006 07:59)
Marary mitsy ny foko mijery fanakorontanana atsy sy aroa.Ary mahagaga fa maro no faly sy mahita tombontsoa @io fankorontanana io.Mba mihaino olon manao débat politika zà de hitako misy mibitaka mitsy ny sasany milaza ny momba an'io.
Rehefa mijery ato @ Forumntsika ato,de ny zavtra tsapako de matetika nareo tsy mipetraka eto antoerana eto Madagasikara no tena momba ny fanjakan talo(jimtex sy ny tariny).
Ary za milaza fa raha ohatra ka mbola hisy korontana ohtran'ny t@ 2002 iny ndray eto Madagasikara de Rwanda no iafarany ary ho tena farahidiny ny vahoaka malagasy fa nareo zany any lavitra any mihaino,mitsetra fotsn zay mahazo anay aty,.
Zany ve no tena andrasantsika hoan'ty tanindrazantsika malala ty?
17. prime ( 29/08/2006 12:44)
Aza marary fo ry papounette fa tsy maintsy misy anie io e... Na any etazonia, na any eoropa, na aiza na aiza, tetik'ady politika fanao io entina hikendrena tanjona dia ny fahefàna...
Fa ny vahoaka no tompon'ny teny farany ka tsara rehefa mahay mandinika ny vahoaka ny @ fomba fanaon'ny mpanao politika sasany ka hahaizany mandray fanapahan-kevitra matotra rehefa tonga ny fotoana hanefàny ny zony sy ny andraikiny...
18. mandrindra ( 29/08/2006 14:01)
xxx, efa tapitra angaha ny fanadihadian'ny pôlisy ka nahatratrarana hoe iza no nanao an'izany?
19. prime ( 29/08/2006 14:25)
:°):-D:-D:-D
20. fijo ( 29/08/2006 21:24)
prime ilain'ny mpanao politika matahotra ny korontana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1156