manomboka ny fanakorontanana

21. prime ( 30/08/2006 10:52)
Fijo> tsy mazava ilay hoe "matahotra"... matahotra inona? matahotra an'iza? matahotra rahoviana? matahotra aiza sy avy aiza?...
22. fijo ( 30/08/2006 21:25)
rehefa matahotra vahoaka"fifidianana"dia atao ny korontana.ita taratra tsara izy izao
23. prime ( 31/08/2006 13:18)
Izay aloha e...
24. jajaf401 ( 31/08/2006 15:43)
efa manerana ny tany zany fa arakaraky ny competansan'ny mpitondra ihany no mahamaro sy mahavitsy ny korontana, ny antsika aza mbola azo iainana, fa ny sasany efa trop, de tonga hatrany @ fidiran'ny tafika iraisam-pirenena !!!!!!!!
25. Fiffi ( 31/08/2006 16:25)
efa fantatra ange hoe avy @ iza indray ny io fanakorotanana io eh!
26. ferrari ( 31/08/2006 17:13)
fijo:

raha namaky ny "madagascar tribune "androany aho,dia nahita fa nisy jeneraly roa nisy nanafika"grenady"fa ny iray tsy tafita le tetika.
ka hoy aho hoe manomboka sahady ve izany ny fanakorontanana satria akiky ny fifidianana?
ary ny arema sasany aza tsy manaiky ny famotsorankeloka,ko inoan no mbola hiadivana eo



Mety fomba fotsiny de toute facon misy ny olona tsy faly que se soit ravalomanana na ratsiraka.
Misy ny gazety dia mamorona dia misy ko dia te i destabiliser ny gouvernement actuel. Ainsi lors des fifidianana dia mety misolo hevitra ny electeurs.
Ca peut servir d'indices de sondages ho hahita ny reactions ny olona
27. prime ( 01/09/2006 11:26)
ferrari> mahaliana b ilay tianao resahina... fa mba azo atao v, na atao teny gasy ranoray, na teny frantsay ranoray, ka raha te-hampiasa teny teknika tsy voavadika dia mba ataovy anaty farango sosona... fa manjary sarotra azo b ilay lazainao nefa tena mahaliana tokoa... :lol: tsy manery akory fa mba soso-kevitra ihany...:wink:
28. mandrindra ( 01/09/2006 15:12)
fiffi, dia iza hono ireo manakorontana ireo?
29. fijo ( 01/09/2006 22:12)
prime an,izy tsy dia mahay mamoaka hevitra amin'ny teny gasy loatra,fa efa manao ezaka be izy izao.
za koa taloha nihevitra toa an'ialahy io,fa nony nahita azy aho vao nahatsapa fa tena ezaka be no ataony rehefa manao teny gasy izy.
misy namana tao la reunion koa sahirana toa azy io amin'ny teny gasy.ka avelao ry zareo mba hiezaka hamoaka ny heviny eto.araka izay fomba ahafahany mamoaka azy.
fa ny mahakamo,dia izay mahay tsara nefa minia tsy manao.

tohizo ferrari,fa efa mihatsara izao .
30. diamondra27 ( 01/09/2006 22:28)
prime: tena marina io lazain'i fijo io ka!

ferrari: mais si tu as qq ch important à nous dire de aleo teny vazah ihany soratana, de aveo i fijo mandika teny e!
Mais bravo pour tes efforts=D=D
sa ahoana fijo?
31. ferrari ( 03/09/2006 21:11)
Merci donc a la prochaine je l 'écrirais en français.Il est vrai que devoir transcrire mes pensees et mes opinions en malgaches est tres difficile.
32. prime ( 04/09/2006 11:18)
Izay ahay... ataovy frantsay ranoray fa tsy koi io... ooops...:°)
33. fijo ( 06/09/2006 20:55)
raha tena manahirana azy toa io tsy olana,satria izy hita hoe tena mba mihezaka,fa tsy le be zesta be fotsiny ireny.
34. Fomena ( 07/09/2006 14:05)
zà mahita ndray nefa fa samy hainy daholo reo, tary ambadika tary izy tena manoratra tsara malagasy miaraka @ grammaire impecc... fa mba efa te style kosa angamba...
35. fijo ( 07/09/2006 22:17)
fomena,i maina io mahay manoratra tsara io.fa izy roa moa iray ihany ny PC ampiasainy dia izay no nahitandry azy toa izay.
36. fijo ( 07/09/2006 22:17)
azafady sady iray ny PC ampiasainy,no mifampindrana PS ao izy mitsam.
37. prime ( 12/09/2006 15:49)
i fomena koa kay manaraka akaiky an... =D bravo akia a...:)
38. fijo ( 15/09/2006 22:15)
izay le izy fomena an,
39. prime ( 19/09/2006 09:06)
Mangina kely indray aloha ny tanàna an...
40. fijo ( 22/09/2006 22:21)
hummmm;mangina mandram mpikorontana.loza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9573