manomboka ny fanakorontanana

41. prime ( 26/09/2006 10:37)
:-D:-D
42. mandrindra ( 26/09/2006 10:54)
mangingina ny ao antanana ka manorisory a
43. fijo ( 27/09/2006 22:34)
ny ala tsy andrenesana feom borona hono midika loza mananontanona
44. mandrindra ( 28/09/2006 14:10)
nefa aoka tsy ho hazo iray midaboka no hanakona ny ala iray manontolo
45. prime ( 29/09/2006 08:56)
Mba ala fohikely koa izany an-dry Mandrindra izany raha midaboka no mbola mahatakona ny rehetra...:°):-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8132